Politika

Samoana ( 03/02/2009 14:34)
...no ho praiminisitra tgv? (mety mba nilay ihany ity hatsikana sy lalao ity raha tsy nisy aina nafoy sy fandrombana :cry: )... tohiny
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:02
penguin ( 03/02/2009 14:30)
Iza izao no voabaikon'ny TGVé ééé? F'angah tsy voabainareo ndray ny Tafika rehetra é ? Dia ny mahantra ihany zany no atao sorona hakana seza vé ééé ?... tohiny
novalian'i Noue ny 03/02/2009 15:21
pimaso ( 03/02/2009 14:30)
Any ambanivohitra be lavitr' andriana indray manarina e! antsonale marina mafy kely loha keliko e! bye bye... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/02/2009 16:20
xxx ( 03/02/2009 14:07)
Lazaina fa namidy tamin'ny sheritt ny Nosy Mitsinjo, rehefa noteren'i Sherritt anefa namoaka teny an-gazety ihany hoe tsy marina indray iny fa miala tsiny eh. TGV mpamitaka... tohiny
novalian'i Andribe ny 03/02/2009 21:54
xxx ( 03/02/2009 13:49)
Anisan ny OLANA iray lehibe mahatonga izao savorovoro izao ity resaka ity! Orinasam-panjakàna, tafi-bahoaka,volam-panjakàna,fiaram-panjakàna,mpiasam-panjakàna,tanim-panjakàna,.... Raha nano... tohiny
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:36
Noue ( 03/02/2009 12:54)
[b]12H04 : Andry TGV annonce qu'il dévoilera son gouvernement de transition Samedi et que Rossy sera présent pour l'occasion.[/b] =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) dia haninon... tohiny
novalian'i Noue ny 03/02/2009 15:27
bozyboleta ( 03/02/2009 11:51)
Reko @ radio antsiva zao fa Andriamatoa Rivo Guy Randrianarisoa no PDS vaovao ho an'Antananarivo Renivohitra. Asa ndray aloha io zay fahamarinany satria ny radio koa moa efa tsy hay intsony izay tena... tohiny
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:43
Fanhaiky ( 03/02/2009 11:47)
37 taona aty afara, tao anatin'ny 37 taona ihany koa => 13 Mai 1972 Firotsahana an-dalambe, misy ny maty ny Lehibe ihany no mahazo toerana fa ny kely mamay sofina amin'ny adim-piainana eny foana iha... tohiny
novalian'i jasa ny 03/02/2009 14:50
nyavo2000 ( 03/02/2009 11:37)
Miala bala indray ry zalahy hoe, ny tsy fisian'ny olona t@ hetsika 02-02 sy 03-02 dia satria miandry ny requête izay napetraka satria hoe manaja ny légalité eny e! miandry hatramin'ny rahoviana iz... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 10:04
xxx ( 03/02/2009 10:23)
Mbola tsy ampy ihany ve ny aina nafoy hatramin'ny nanombohan'ity korontana politika ity satria dia hitondra olona eny Iavoloha indray zao ny TGV-n'Ingahy DJ Rajoelina, tsy efa tokony haka lesona t@ 10... tohiny
novalian'i pimaso ny 03/02/2009 14:37
ari.malala ( 03/02/2009 08:53)
http://www.madagascar-tribune.com/Tetezamita-zarazarao-anjakana,11028.html... tohiny
nyavo2000 ( 03/02/2009 08:48)
Vakio LA HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE EST INCOMPETENTE POUR JUGER DE LA DECHEANCE DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE ! Encore une fois ,le maire et ses conseils mènent leurs partisans en bâteau... tohiny
nyavo2000 ( 03/02/2009 08:29)
Mody manafikoho i Andry tao amin'ny VIVa alina, Mba hiàla hoe sirika be sur le plan international @ ilay bontolo sy loha jiolahimboto dia sarotsaromana hoe hiezaka hanao ny légalité izahay ka ha... tohiny
novalian'i nirasia ny 03/02/2009 13:19
lemenakely ( 03/02/2009 07:44)
Araka ny vaovao hita dia nisy nitoraka t@ kiraro koa ny praiministra sinoa tao @ université de Cambridge tao Angleterre nandritra ny kabary izay nataony. Tsy nisy izay tsy nahatadidy ny nanjo an ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 12:02
xxx ( 02/02/2009 21:13)
Ity misy témoignage sy fomba fijery ny raharaha 2002 ,Dr RAZAFIMAHALEO moa izy ity ,@ teny frantsay fa mino aho fa fijery anakiray afaka manazava ihany koa ny zava-misy hatramin izao 2009 izao Mi... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 12:05
lagoon ( 02/02/2009 21:00)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img513.imageshack.us/img513/2402/wxxyhwdk1024tn4.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/img513/wxxyhwdk1024tn4.jpg/1/][IMG]http://img513.imageshack.us/img51... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 10/02/2009 07:11
xxx ( 02/02/2009 17:58)
Ataovy matotra tsara ilay fika fa manjary RIDICULE e! Sahala @ olona te hianatra eny @ CEG dia miteny hoe izaho tsy miraharaha na tsy afaka CEPE aza fa ny 6é ihany ny ahy ! Ihomehezan izao t... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 14:34
Noue ( 02/02/2009 17:52)
Nouvelle manifestation de l'opposition à Antananarivo Lundi 02 février 2009 [b]Quelque 5 000 partisans du maire d'Antananarivo ont manifesté lundi dans le centre-ville de la capitale malgache.... tohiny
rebiby ( 02/02/2009 16:11)
Raha no enquête matotra , dia zavatra telo no tokony hi-ananlyse-na ilay rotaka: [b]1)Ara-tantara (histoirque):[/b] -Manifestation ny opposition Pety et voninahitse 2005: Nisy rotaka ary dia vo... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/02/2009 09:59
xxx ( 02/02/2009 16:08)
Bismilahy rahim mani .Allah ho ackbar .Au nom d'Allah: celui qui fait miséricorde ,Seigneur des mondes :le clément ,le miséricordieux,le Roi du jour du jugement .C'est toi que nous adorons ,c'est t... tohiny
novalian'i ndenn ny 02/02/2009 20:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6044