Quelque 5 000 partisans du maire d'Antananarivo

1. Noue ( 02/02/2009 17:52)
Nouvelle manifestation de l'opposition à Antananarivo
Lundi 02 février 2009

Quelque 5 000 partisans du maire d'Antananarivo ont manifesté lundi dans le centre-ville de la capitale malgache. Andry Rajoelina a annoncé qu'il allait déposer une demande de destitution du président de Madagascar Marc Ravalomanana.

dia henoy ange io ee!
eto
"UNE NOUVELLE MANIFESTATION TRÈS CALME"
F. Berruyer, envoyé spécial à Antanarivo, Madagascar, le 02/02 vidéo

http://www.france24.com/fr/20090202-nouvelle-manifestation-opposition-andry-rajoelina-antananarivo-madagascar

ny ministères rehetra dia nisokatra sy niasa daholo
2. rabingogilabanga ( 02/02/2009 18:03)
mety ho mety na tsy mety ny hevitrao ry NOUE, sy ny argumentation na ry NOUE:
-
SAINGY NA IANAREO SY NY FILOHA RAVALOMANANA MILAZA FA I FRANCE NO AO AMBADIKA, dia AZA MIANTSO ny TELE FRANCE24, hanamarinanareo ny argument-nareo

na koa miantso an'i Bernard KOUCHNER hanampy (toy ny nataon'i RAVALOMANANA)


ka raha toa ka leo an-dravalo, no leo an'i andry, no leo an'i zafy, no leo an-dratsiraka ny olona:

dia revolution de palais no hisy:

izay arahin'ny grands partis politique, sy ny grande bourgeosie gasy, ary ny haut dignitaire militaire et religieux(cas ny gasy) no handresy.

Iza no manana an'ireo: Ravalo sa TGV

asa ny rahampitso no hilaza

3. Noue ( 02/02/2009 19:04)
rabingogilabanga:

SAINGY NA IANAREO SY NY FILOHA RAVALOMANANA MILAZA FA I FRANCE NO AO AMBADIKA, dia AZA MIANTSO ny TELE FRANCE24, hanamarinanareo ny argument-nareo
mahaiza aloha ianao manavaka ny atao oe argument-ny mpidinika sy ny voalazan'ny gazety eeee


4. Rafahafahana ( 03/02/2009 09:42)
Frantsay a, frantsay!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0341