Fitorahana @ kiraro ireo mpanao politika...ho lasa la mode?

1. lemenakely ( 03/02/2009 07:44)
Araka ny vaovao hita dia nisy nitoraka t@ kiraro koa ny praiministra sinoa tao @ université de Cambridge tao Angleterre nandritra ny kabary izay nataony.

Tsy nisy izay tsy nahatadidy ny nanjo an ingahy Bush tao Irak angamba

Manaporofo fa mankaleo ny olona indraindray ny mpanao politika!

Ny teto amitsika moa dia tsy toraka kiraro intsony fa niatomboka ny tora- bato teny @ 67Ha niafara t@ fanimbana isankarazany !...
novalian'i xxx ny 03/02/2009 12:02
2. Simpona ( 03/02/2009 12:00)
tena tokony hieritreritra ny orinasa mpamorona kiraro mba ho adaptena am'zay asany iray faharoa izay ny kiraro.
3. xxx ( 03/02/2009 12:02)
anadao torahina @ kiraro indray ary i TGV sy RA8 e :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0631