Politika

xxx ( 04/02/2009 11:36)
TENA REHEFA DINIHINA DE LE PRO RA8 RETO DAHOLO NO TENA BE MOKONDOHA BE FA KELY AINA ETO KAH ! EFA HOE ALEO ALO VALIANA ZE HEVITRA MANDE ETO FA AZA MANAO VAO2 TSONY ALOHA DE JEREO FA RY RA8ISTE DAOLO N... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 14:15
xxx ( 04/02/2009 11:34)
Inona moa no atao ahagàga raha tonga @ izao toerana izao ny firenena ? Amiko fitambarana zavatra maromaro izy ity ary matoa miverimberina dia AO RAHA ! Mbà raiso @ saina tsy miangatra ao @ t... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 15:35
xxx ( 04/02/2009 11:28)
Honon hoa! tena marina tokoa ve ilay hoe ny zanak'i Ravalomanana vavy tsy nalain'i TGV vady de tsy nifanaraka tami'iny ry zareo. Inona no tena zava-nisy? de marina ve zany ary ahoana ihany koa ny momb... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 04/02/2009 14:57
titix ( 04/02/2009 11:16)
Avy niteniteny foana i TGV t@samedi hoe hitantana ny raharaham-pirenena sy hanome ny baiko...sns. Dia izao koa fa lasa nanaraka ny adalàn'TGV ny filoha amperin'asa. Zavatra efa mikorotana mbola nampi... tohiny
xxx ( 04/02/2009 10:47)
[quote] Mercredi 04 février 2009 Legends#2 14 Fev au new morning de Paris Les (pros) Tim menacent Sobika.com " A Sobika, je vous dis, ninan'iamanan....ianareo" ! Vos avis ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 12:51
xxx ( 04/02/2009 10:02)
AOKA KELY NDRAY ALOHA LE HEVITRA AVOAKA ETO FA ALEO VALIANA ZE HEVITRA MANDE ALOHA FA MIBOSESIKA LOATRA E!! (TSY MILA VALIANA ITY AZAFADY O!!)... tohiny
novalian'i heidi ny 04/02/2009 17:54
AnA ( 04/02/2009 09:55)
ary nareo ve mba mamaly ao? [b]Oui il doit aller au bout de sa logique 27% (1272 votes)[/b] [b]NON il a dépassé les limites 69% (3324 votes)[/b] [b]Je ne sais pas 4% (198 votes)[/b] http... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 11:10
Noue ( 04/02/2009 09:45)
[b]12H00 : Michèle Ratsivalaka est "nommée" Maire d'Antananarivo par les TGV[/b]... tohiny
novalian'i Noue ny 04/02/2009 15:50
miarina ( 04/02/2009 09:38)
Aujourd'hui, nous voulons présenter la République de Madagascar. Je vous présenterai la faune et la flore. Madagascar a été isolée et c’est pour cela qu’ ici la faune est unique. Les an... tohiny
novalian'i vale ny 04/02/2009 17:33
bozyboleta ( 04/02/2009 09:20)
Tsisy teny azo ilazana ny ataon'ity manao azy ho président de la rue publique ity ankoatra ny hoe [b]" terrorisme "[/b] Tena tsy tahotra tsy henatra mitsy nilaza entimpo be hoe aza mivoaka ny tra... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2009 16:02
xxx ( 04/02/2009 08:52)
Araka ny vaovao mari- pototra dia may nodoran ny mpirotaka tao Farafangana ny ATRn ny TIKO... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 10:59
ragaldybe ( 04/02/2009 08:37)
EFa lasa fanao indray zany izao ny miantso ny tafika hirentirenty eny ankalamanjana ary lazaina fa manohana sy mankasitraka ny zavatra ataon\'ny antokon\'olona iray. Ohatra raha nandray ny fitondrana... tohiny
novalian'i Andribe ny 04/02/2009 13:34
Noue ( 04/02/2009 08:20)
aleo avadika ny fanontaniana eee ! tatsy ambadika mantsy misy dinika oe Miandry inona Ravalo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4989397497cb2 dia aleo avadika kely ny fanonta... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 14:06
xxx ( 04/02/2009 07:16)
Dia tena hita mazava toy ny vay an-kandrina izao fa isika vahoaka Malagasy mihintsy no VENDRANA!!! DE OLONA ROA VE TOKONY HAMPIKOROTANA FIRENENA IRAY MISY MPONINA 20 MILLIONS????? Hita mazava f... tohiny
novalian'i zoulou ny 05/02/2009 04:30
blue ( 04/02/2009 07:14)
Ny filoham-pirenena dia filohan'ny malagasy tsy vaky volo tsy ankanavaka . Nahoana ny filoha indray no manavaka ? Ampiana ny FJKM , maninona no tsy ampiana koa ny katôlika , ny anglikanina, ny fl... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 10:41
Noue ( 04/02/2009 06:55)
La demande de déchéance du Président rejetée Vacance. « Le Président de la République n'est responsable des actes accomplis dans l'exercice ou à l'occasion de ses fonctions qu'en cas de haute... tohiny
rabaradaka ( 04/02/2009 06:45)
Mahagaga fa inona no andrasan-dRavalo tsy manova ny Gouvernement, sa andrasana raikitra tanteraka ny ady vao hikoropaka indray ? Efa mibaribary fa halan'ny olona ny Gouvernement dia tokony ho soloina... tohiny
novalian'i gimini ny 04/02/2009 12:32
nyavo2000 ( 04/02/2009 06:29)
Amin'izao dia efa mivonana hanao ny governemantam-pikomiana i Andry Rajoelina, Tsy tanjona io fa dingana hangalana fahefana tao aorian'ireo hevitra "impossible" notanterahina hatrizay. Ny tanjona dia... tohiny
novalian'i Andribe ny 04/02/2009 13:37
penguin ( 04/02/2009 06:12)
Efa maro ny may sy simba ary voaroba miampy ny ain'olona nafoy nohon'ny tandrevaka amin'ny fitarian'olona ataon'ny TGV izay voafahan'ireo sesitany any frantsa. Jesosy no tanisainy avy eo fandrahonana ... tohiny
novalian'i penguin ny 04/02/2009 10:24
ravatorano ( 04/02/2009 05:32)
araky ny antso nalefan'Ingahy Andry Rajoelina maly tamin'ny valandresaka nifanaovany tamin'ny mpanao gazety dia mikatona daholo ny birao'ny commue eny amin 'ireny arrondissement ireny hoy izy manombok... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2075