Politika

xxx ( 06/02/2009 17:04)
:-D :-D :-D efa niainga tao 13 mai ny train fa mbola tsy tonga any iavoloha nandalo gare tetsy soanierana ihany koa ry zareo... tohiny
xxx ( 06/02/2009 16:34)
tsy hay tsony izy ty fa misy pds 2, filoha 2 ;miaramila koa toa hivaky roa , ho avy koa ny gouvernement Andry TGV ,de lasa misy misy ministra fois deux daholo koa zany ,de ity sefo fokotany ho fidiana... tohiny
novalian'i Jackychan ny 06/02/2009 21:02
diamondra27 ( 06/02/2009 16:31)
tena tafiditra ao am guiness tsika am zao toe-draharaha izao il y a 2 présidents pour un des pays le plus pauvre du monde de hisy fifidianana fokontany hono e ka iza ny olona hifidy , dia ahoa... tohiny
novalian'i ndenn ny 06/02/2009 21:18
xxx ( 06/02/2009 16:04)
Hen 5000 sisa ny vahoaka manaraka an i andry tgv sy ra8 zany hoe ny ambon izay zaany tsy vahoaka intsony fa dia mieritrereta ianareo lasa any andafy daholo ny gasy ambony raha ny fahitako azy =)) =... tohiny
bazylou ( 06/02/2009 15:59)
www.tvplusmadagascar.com... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 16:25
nyavo2000 ( 06/02/2009 15:05)
Hay ve lafrantsa manana mpitondra ambony lazaina ho misy conflit d'intérêt, De ref gasy de ahoana..blabla...? Ny minisitra frantsay koa aza, jereo itony [url]http://www.topmada.com[/url] On ... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:23
xxx ( 06/02/2009 15:01)
Ce mail me vient d'un étudiant malgache habitant la capitale et connaissannt bien la situation présente!il est tout comme moi, inquiet de la stabilité de l'Etat: voici son mail écris en malagasy... tohiny
novalian'i rasoan ny 07/02/2009 08:44
penguin ( 06/02/2009 14:51)
Miandry ny governemanta vaovao izahay ary tapaho daholo ny lohan'ny AREMA nivadika TIM raha sahy ary.... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/02/2009 15:50
naritsimba ( 06/02/2009 14:42)
Toy izao ny fiovan'ireo Slogan taorian'ny fahavakisana sy fandoroana: Aleo mba hasiana fitsikiana fa dia politika foana ve. COURTS Taloha: Mampivoatra isan'andro Ankehitriny: Mampivoatra indray an... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:19
xxx ( 06/02/2009 14:37)
nyavo2000 anti-TVG hiringiriny! ny thème ataon'lery ato de contra TGV dôly! anti-TGV hatrany @ tôlany! ... tohiny
novalian'i yuka ny 06/02/2009 16:18
xxx ( 06/02/2009 14:05)
esy aho eee ry mpandrindra ny serasera e!! :) :wink: ... tohiny
novalian'i penguin ny 06/02/2009 14:47
TWING ( 06/02/2009 13:12)
fa kay ve oa i ra8 sy TGV mpianaka e TGV sy Sarah efa niteraka an ilay lazaina oe zanaky ra8 faralahy iny. natsangan i ra8 iny zaza iny. Izany no nahatonga an ilay antso mikasika ny ADN sy ny... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:51
lemenakely ( 06/02/2009 12:45)
Anisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA .Ary nisy teniny iray izay nanaitra ahy manokana , hoy izy hoe:TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary m... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 10:04
nyavo2000 ( 06/02/2009 12:43)
vaovao azon'ireo mpitrandraka vaovao ity ( efa enregistré amin'ny bande hono, saingy mbola tsy nasehony), ampitaina: Hoy ilay mpitrandraka vaovao sady vavolombelona mianiana: Tena miara-manai... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 07:10
nyavo2000 ( 06/02/2009 12:12)
-Toa tsy hahitana kôzy mihintsy ilay andry alika maty iny...f'angamba modian'ileiry fanina hoe ny MERINA sahala amin-ledala ange ka henjehina mafy any @ faritany tsy noho ny inona fa io krontana tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:05
nyavo2000 ( 06/02/2009 11:41)
Efa hafa kely mihintsy ity Andry Rajoelina fa tena TERORRISTE mihintsy, ankehiriny dia enjehina ireo mpiasan'ny kaomina tsy mety manao grevy na tsy manaraka ny hadalan-dry zalahy ? aiza ny DEMOKRASIA ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 16:12
xxx ( 06/02/2009 11:39)
VAOVAO FARANY: ts hamats vola ny bailleurs d fonds ra mbol i R8 no mitondra! satria afangaron'lery ny interêts personnels sy ny interêts de l'Etat! DE INONA NO MBOLA TSY MAMPILALA AN-DR8 E! IN... tohiny
novalian'i yuka ny 06/02/2009 15:02
Ryhana ( 06/02/2009 11:36)
Terrorisme: idéologie, mais surtout ensemble d'actes violents et illégaux commis avec l'objectif de provoquer un climat de terreur au sein de l'opinion publique ou d'ébranler la force d'un gouv... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 06/02/2009 13:30
xxx ( 06/02/2009 09:53)
Hay ve isika MALAGASY mahay miray hina ihany e! Fa ny mampalahelo dia MAHAY MIRAY HINA rehefa hanimba zavatra ... Fa kosa raha HANASOA tsy mahay miray hina ... Dia gaga avy eo raha mialona ny KA... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 11:32
rabaradaka ( 06/02/2009 09:29)
Sarotra atoro sa be mokon-doha ity Ravalo ity ry dadatoa fa tena manomboka miharatsy ny raharaha. Ny Ministre Jean Louis sy ny namany efa nanome hevitra mba hijerena izay hampilamina fa tena mihahenja... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/02/2009 13:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.808