Politika

xxx ( 06/02/2009 09:16)
Mba mangataka ny filoha hajaina Marc Ravalomanana, izay filohan'ny malagasy rehetra mba hamangy ny faritra atsimo atsinanana. Mitengena an'ilé ropilany vaovao iny fa ny filoha malagasy dia olona mana... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 06:56
MANAKASINA ( 06/02/2009 07:54)
hiakatra antanety rahapitso maraina ilay rivodoza gäel, ka mety ha ndrava ny hetsika eo @ 13 mai, dia hita sahady izao fa na ny tontolo iainana aza efa manda any tgv, aza hitako... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 06/02/2009 12:30
Noue ( 06/02/2009 06:19)
[b]comme nous sommes incapables de nous trouver un émissaire au sein de notre société, l'ONU a décidé d'en envoyer un. Il s'agit de Haile Menkerios ( à g ), qui devrait être à Tana samedi jusq... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 11:08
xxx ( 05/02/2009 22:26)
Nasiany délestage ... Tsy nisy rototra ! Volabeny iray ho azy iny satria ny vidinjiro nihalafo kanefa tereny ahena ny consommation ny olona , ary olon ny TIM foana no napetrany tao. Teo koa ny la... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 09:11
fijo ( 05/02/2009 20:26)
.salama daholo. ny 27 dec 2008 aho no tonga tany madagasikara.faly ery nahit any hatsaran'ny tanana.tsy lavina fa sahiran any vahoka saingy efa hafaka niaina ny ankamaroany.raha sendra nijery ireo ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 06:53
pimaso ( 05/02/2009 18:39)
Fa tantaraiko zavatra ianareo fa tsy raikitra le ''Foire de l'Inscription et de l'Embauche '' tokony ho atao tao @ Bibliotheque Nationale anio fa noraran'ny Ministere ny culture satria jeune cadre no ... tohiny
novalian'i pimaso ny 06/02/2009 08:53
pimaso ( 05/02/2009 18:12)
Ravalo filoha dia i Andry praiminisitra vita kabary ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 09:38
xxx ( 05/02/2009 17:08)
Amin'izao andro sarotra toa izao indrindra Atoa Prezida no tena ilana ny fanampianao sy ny fiarovana avy aminao. Toa tsy hita na heno na koa tsapanay vahoaka fa manana filoha izahay amin'izao vanim-p... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 07:24
xxx ( 05/02/2009 16:02)
Voaroba ny Tiko sy Magro sasantsasany teto @ nosy M/car. Maro ireo entana tao no very sy potika. -Vokany miakatra ny vidin'ny PPN eto @ tanana. Midika izany fa tsy nisy orin'asa hafa mba nomena al... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/02/2009 21:07
jiimm ( 05/02/2009 14:54)
Afaka hitondra vahaolana ho an'ny firenena ve ny Tetezamita? Mamely mafy eran-tany ny krizy ara-bola sy ara-tsakafo ankehitriny. Miha sahirana izao tontolo izao ary na ireo firenena vaventy aza dia t... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 19:06
xxx ( 05/02/2009 14:47)
Ra ny marina lou ry reto e mlay be minty lé tolona TGV an. Ze olona miara mitolona aminy de hita hoetena tia tanindrazana sady izy irery ihany no sahy nanohitra ny dictaturan'i Ra8. Hita manomboka et... tohiny
novalian'i ndenn ny 05/02/2009 16:27
penguin ( 05/02/2009 13:31)
Apetrao ao amin'ny Lalam-panorenana manaraka ary hoe TSY MAINTSY MAHAY TENY FRANTSAY vao mahazo mirotsaka ho Filoham-pirenena satria io teny io no maha-Malagasy ny Malagasy. Ampio koa hoe manana "Nati... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/02/2009 10:48
bazylou ( 05/02/2009 13:10)
ao rehefa lehibe tsy amantsaina e!!! efa diso tafahoatra le fangoronkarena tsy rariny sy fitiavan tena... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 07:48
bema555 ( 05/02/2009 13:09)
Zao no VAVAKY R8 « Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy !!! » « ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 15:06
BOYSGOSS ( 05/02/2009 12:47)
Vaovao farany azo avy @’ny mpamatatra ny toetr’andro Misy faritra andro ratsy niforina tao @ jaridain’Ambohijatovo ary efa niazo ny distrikan’ny 13 mai izy zao ary nomena anarana hoe Andry ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2009 14:22
nyavo2000 ( 05/02/2009 11:03)
de fantatra izao fa tsy hoe olona manao dérapage ny mpandroba avy amin'ny TGV fa tena nirahina mihintsy ary i Andry no mpaniraka. Olona roa tompon'andraikitry ny tsena eto aloha no voaroba fananan... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 08:01
ZoGasy ( 05/02/2009 08:47)
Jereo eto: http://www.youtube.com/watch?v=Hnxags924jw D aza mifanalabaraka samy malagasy @ manaraka. >>Raha ny filohan'ny firenena lazaina fa Ngeza sy lasa lavitra @fandrosoana no tsy mahay... tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 21:48
MANAKASINA ( 05/02/2009 08:36)
aiza ilay menaka nolazainy TGV fa 2000 ariary ny litatra, nefa ny vahoaka izao efa mijaly, toa fapanatenana poakaty aloha hatreto, tsy vitan'izay fa ny fanapotehany ny madagasikara no tena imasohan... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/02/2009 11:05
bema555 ( 05/02/2009 07:36)
za alo de tsoriko fa tsy mahay français e! fa fatatro iany ny base au moins! Filoham-pirenena ve enao de tsy hahay hiteny français: le R8 io! hoz lery rehefa niresaka taminy journaliste n'ny rfi: ... tohiny
Dmon ( 05/02/2009 07:08)
Miala tsiny betsaka am Dmon sy izay nanaraka ady hevitra fa voafafa tsy nahy ilay izy. Misy fikorontana kely nandalo. Raha mbola misy any ho any ilay resaka iadian-kevitra eto dia avereo ery ambany e... tohiny
novalian'i ndenn ny 05/02/2009 15:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6372