Politika
Simpona
(
08/02/2009 16:42)
Raha izaho no teny amin\'ny 13 May tamin\'ny sabotsy dia vao naheno aho hoe i Monja Roindefo no Praiministra dia tonga za de nody fa tsy nitonantonana teny antaninarenina.
Mendrika ny anolorana ny ai...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 18:54
tenamalagasy
(
08/02/2009 16:35)
Malahelo mafy aho noho ny voina nahazo ny vahoaka madinika tsy manan-tsiny mafana fo mitady fiovana sy leo ka miantsampy amin'izay olona voalohany hitany.
[b]Miantso an'Atoa Radavidson Andriamparany ...
tohiny
novalian'i Jackychan ny 08/02/2009 18:49
filazana
(
08/02/2009 15:30)
Potehin'ny mpitady seza Antananarivo. Hitsangana ny zanaky Iarivo. Vonoina daholo ny mpandroba sy mpamaky trano...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 07:57
xxx
(
08/02/2009 14:28)
Rahoviana no manomboka miasa ny gouvernement tgv eh ? ary ny fakana ministera ? mba liana izahay.ary iza avy ireo looser nanaiko hiditra ny gouvernement tgv?????...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2009 16:19
badboy
(
08/02/2009 13:44)
Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
Rehefa tonga 20 000 angamba ny isan'ny maty vao hieritreritra Ravalomanana!!!
Ohatry ny hoe tsy Madagasikara izany fa ao Afrika, satria mah...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 10:04
xxx
(
08/02/2009 13:10)
mba liana ny te ahafanatra ny vao2 avy aty dago eh,misy manif ve lundi ou mbola hametraka ny minisitr'i TGV eran'ny minisitera ny tgviste,ary ra8 ve mbola tsy nisambotra ny tgv ihany ?...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 13:44
Noue
(
08/02/2009 11:46)
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i567415_P1110017.jpg[/IMG]
[b]Masina tokoa ve ny tanindrazana ?[/b] aoka samy handinika izany isika rehetra eee!
[b]Le maire de la capitale Andry Rajo...
tohiny
novalian'i Andribe ny 08/02/2009 22:36
xxx
(
08/02/2009 11:30)
Nanome baiko an i miaramila tia tanindrazana ny deba tamin ny andro fahiny hoe tofiro de nitifitra ny miaramila tia tanindrazana, nanome baiko toy izany koa izao ra8 hoe palao de nipalaka ny miaramila...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/02/2009 14:52
Bita
(
08/02/2009 08:50)
Ce qu'il se passe
La crise malgache s'envenime et fait de nouvelles victimes. Samedi, des policiers anti-émeutes ont tiré sur un groupe de partisans de Andry Rajoelina, maire déchu de la capi...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 14:06
xxx
(
08/02/2009 07:12)
hatramin'izao dia siosio no re fa ny mercenaire afrikana dia tao amin'ny lapan'ny iavoloha ary ireo no nitifitra ny mpitolona.
Nitsoaka niara tamin'ny vahoaka koa aza ireo miaramila taty ivelany satr...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 11:35
klitika
(
08/02/2009 03:54)
teo amin'ny fivorivoriana teo Antaninarenina dia efa nilazan'ny miaramila ny mpitarika ny fihetsehana fa hitifitra ny miaramila. Nefa dia tsy nilaza tamin'ny vahoaka notaritiny ireto mpitarika fa izy ...
tohiny
novalian'i nani ny 08/02/2009 20:23
patrick2002
(
08/02/2009 01:54)
Voalohany dia mirary fiononana tanteraka ho an'i fiaavian'ny maty ny tenako ,ary mangataka min'Andriamanitra ho filahatsasatry ny fanahinireo izay namoy ny ainy tamin'iny , fitakiana iny ,Nijoro ireo ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 04:33
badboy
(
07/02/2009 22:42)
Lazaina fa i TGV no tomponandraikitra : fa izy angaha no nanome baiko ireo mpitifitra??? Fa maninona no tsy maintsy nitifitra nefa tsy misy ain'olona natahorana afoy akory tao andapa??? Ireo nanantona...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:28
NyMisaina
(
07/02/2009 21:41)
Mila mitandrina fatratra sy mailo isika @ famakiana sy fandalovana ao @ ireo sites web mpiandany, araka ny efa hitan'ny maro: MADAGATE, SOBIKA.
...
tohiny
novalian'i sitlo ny 08/02/2009 09:47
Noue
(
07/02/2009 21:39)
[b]Ils reviendront dès que TGV et Monja auront fini leur mission. [/b]
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i566710_coupleratsiraka.png[/IMG]
[b]C'est tout à fait naturel,et cela s'appel...
tohiny
novalian'i ndenn ny 08/02/2009 08:53
Pao
(
07/02/2009 20:37)
Chers compatriotes
Ce message se veut être simple et s’adresse à tous ceux qui, d’ici ou d’ailleurs, se sentent encore une âme malagasy.
Nous ne devons jamais oublier que toutes ces trouble...
tohiny
novalian'i fytia ny 01/04/2009 20:09
Andribe
(
07/02/2009 20:26)
Ho avy koa izahay hamono olona zany dia lasa prezida hanakarama artista etsy @ 13 mai dia hiantso vahoaka hanao autoproclamation amizay izahay no governemanta fahatelo Avy eo makany @ mairie de eny @ ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/02/2009 15:01
zama91
(
07/02/2009 20:07)
mahagaga ,tsy hoe pro ra8 akory fa mba manontany tena hoe an'iza no faute ,i TGV saika hametraka ny premimier ministrany eny ambotsirohitra ve sa Ra8 nisakana ny tsy hidinan'ny vahoaka eny ?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2009 13:26
xxx
(
07/02/2009 19:22)
Tohana aho ry reto an! tsy hitako intsony izay ho lazaina. [i]Peut-être qu'un jour Dieu s'en mêlera.[/i]...
tohiny
novalian'i Zazala ny 07/02/2009 21:34
