Politika

MANAKASINA ( 09/02/2009 15:04)
ry malagasy havako, samy misaina diniho ny ampitso, aza manaiky itsony atao sorona, arovy ny ainareo,... tohiny
novalian'i marozevo ny 09/02/2009 17:57
dina14 ( 09/02/2009 14:47)
asa ra mba tonga saina tsik mianakavy na tsy amin'ny zavatra miseho to amin'ny firenena!!! mampanontany tena ihany satria tsy vao idray na indroa no misy ny tranga toy ireny fa efa nisy ny 72: 91; 20... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 17:46
kidoropamba ( 09/02/2009 14:37)
Tena resy ingahy colonel coutity assolant e. Vitan'ny jeneraly Raoelina sy RAVALOMANANA ny baolina famonoana vahoaka malagasy. Aleo miatakataka izay matahotra hipotsihan'ny rà fa RAVALOMANA ATSY ... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/02/2009 18:48
andrywui ( 09/02/2009 13:53)
Mbola betsaka no ilaina amin'ny sorona hitazomana fahefana sy fitondrana ka tsy mbola eken'ny LOSIFERA ireo zaza 29 sy olona amampolony ireo !!! raha tsy feno ny nombres n' ràn'olona ilain'ny Satana... tohiny
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:48
andrywui ( 09/02/2009 13:26)
Mbola vao iray sy iray ny baolina zao ry le babakoto reto fa aza za no hanaovana titre manokana eto legonnn a !! voa nlaisany tamin'ny famonoan'olona aloha zahay zao e!! fa zahay ane tsy hamono olona... tohiny
novalian'i Noue ny 09/02/2009 17:33
nyavo2000 ( 09/02/2009 13:18)
tena mpamosavy lahy mihintsy ilay andryn-doza raha ny zavatra lazain'ilery no lazaina, hoy ledala : ento daholo ny vady aman-janakareo fa hitotorebika isika... Tiana='ilery hoe mba ho betsaka ny... tohiny
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:51
matsilotete ( 09/02/2009 13:15)
:cry: :cry: Mampalahelo fa miverina foana ny tantara Tsy voalohany no misy fandatsahandrà toy izao Tamin'ny 1991 sy izao 2009 dia samy noho ny politika no antony -ny iray Mpitondra te hif... tohiny
xxx ( 09/02/2009 12:50)
Mba mahagaga fa tao aorian'ny nahamay ny TVM sy RNM no nametraka mandat d'arret ny filoha Ravalomanana mba hisamborana an'i R.Ratsiraka sy ny Gal Dolin. Asa na tsy manakery na tsy toho-teny intsony... tohiny
novalian'i njara2007 ny 09/02/2009 15:38
rataxx ( 09/02/2009 12:24)
Ny atao hoe Capitaine @nay dia lohan'ny tafika(jadis) izy no eny aloha indridra rehefa anafika fa tsy mialoka any aoriana na mody .Ry Andry sy monja no tokony tifirina fa tsy ny OLONA tsy manantsiny n... tohiny
novalian'i heidi ny 09/02/2009 18:53
nyavo2000 ( 09/02/2009 12:15)
Loharanom-baovao: [url]http://madagascar-evenements-2009.blog4ever.com[/url] LES IMAGES DE VIVA TV SONT COUPÉES ET MONTÉES DANS LE DESORDRE… LA VIDEO PRÉSENT SUR CE SITE (http://pimaso.in... tohiny
novalian'i heidi ny 09/02/2009 19:07
rataxx ( 09/02/2009 11:59)
Izao ry reto a ,hatramin'ny naha Republique antsika izay, depuis 1960 ka hatramin'izao 2009 itenenana izao dia tsisy tolona atoan'ny VAHOAKA ka tsisy rà latsaka izany vao mahazo ilay ato hoe POUVOIR ... tohiny
kidoropamba ( 09/02/2009 11:58)
Ahoana izy izany Ravalo a? Rava teo ny nafenina rehetra dia latsaka ilay saron-tava an? TSY HAMELANAY ALOHA ELA FA MIOMANA E. Mbola vao manomboka ny raharaha. La Gera no tadiavinao dia omena anao... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 16:11
patrick2002 ( 09/02/2009 11:58)
Nilaza ny filoha fa homeny ny TVM ny fitaovana rehetra ny MBS ary tsy misy intsony ny MBS ,fanontaniana lasany TVM ve i MBS sa lasany MBS ny TVM :idea: :idea: ... tohiny
yonikafopl ( 09/02/2009 11:51)
Faits Divers Ambohitsorohitra Polisy roa sy zandary voatifitra Tsy avy aty amin’ny vahoaka mpitolona ihany no nisy naratra sy namoy ny ainy fa nisy ihany koa ny avy amin’ny mpitandro ... tohiny
Picsou ( 09/02/2009 10:20)
Firenena Kristiana ve Madagasikara? Raha izany ary nahoana no toa sahy mifamono? Raha izany koa nahoana no tsy mahay mifandamina? Ny mpanohitra ve no ratsy sa ny mpitondra? sa kosa ireo mpitsoka afo m... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:35
tsinjo ( 09/02/2009 10:18)
houn wa ry reto ra mahita vaovao momba ity akama milay ty ianareo mba ilazao vaovao fa tena tsy hita eto aminy serasera tsony ny akama e ,lasa tsy mety tsony ny vazivazy sy fanalana eto sao de teny am... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:26
MANAKASINA ( 09/02/2009 10:08)
andao amoronana madagasikara hafa i tgv de any izy no mitondra, sy izay tiana korotanina, izany hoe ny madagascar 1 omena any r8, madagascar 2 omena any tgv dia amin'izay milamina ny gasy ... tohiny
Simpona ( 09/02/2009 09:47)
Mino ve ianareo fa raha ohatra ka mametra-pialana amin'izao i RAVALOMANANA dia hilamina izao disadisa izao ? (tsy miteny aho hoe mety hisy izany fa vinavina ny tohiny fotsiny no atao) ... amiko manok... tohiny
xxx ( 09/02/2009 09:42)
:D salama dol,tsotra ny teniko,hesory daolo reo dia soloy tantareka,kapao fa manimba ny tany-ary aleo olon-kafa mitsy ny eo,gasikara iray tsy mivaky ka tsara raha atao par tour d'horizon ny hitondra,... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 12:05
pkm ( 09/02/2009 09:34)
« Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy. » (Matio 15:8) Izay no azo amintinana ny zava-misy ankehitriny. Samy milaza ho mpivavaka, nefa mifamono, mampirisika ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1351