30 matin'ny Coutity! 180 matin-dRAVALO: iza no mafy?

1. kidoropamba ( 09/02/2009 14:37)
Tena resy ingahy colonel coutity assolant e. Vitan'ny jeneraly Raoelina sy RAVALOMANANA ny baolina famonoana vahoaka malagasy.

Aleo miatakataka izay matahotra hipotsihan'ny rà fa RAVALOMANA ATSY MAINTSY FONGORINA.

Tezitra ny vahoaka malagasy ato e.
NATAON-DRAVALO VONOMOKA NY VAHOAKA TSY MANANTSINY T@ ASABOTSY TEO. TIFITRA @ LOHA, @ FO... no nasetrin'ireo mpikarama an'ady tarihan'i jeneraly RAOELINA.

NANAMBARA RAMATOA CECILE, fa ny MPITONDRA FANJAKANA NO NANOME BAIKO HAMONO, HIFOFO NY AIN'NY VAHOAKA MALAGASY MBA HIJANONANANA AMIN'NY TOERANY.


MIALA RAVALO HOA! MIALA E
novalian'i ni81 ny 10/02/2009 18:48
2. andrywui ( 09/02/2009 14:54)
Demony velona le rangahy io ka !! ary mahagaga mbola misy mankasitraka sy manohana ny famonoanolona ataony ato !! tena misy olona betsaka ihany no alefan Jehovah any amin Helo ka!! rehefa mpamono olona eny amin arabe de mpamono olona zay !!! manohàna azy zay mbola tia azy amzany
3. kidoropamba ( 09/02/2009 15:01)
TADIDIO FA TSY LOSIFERA IRERY NO NOGADRAIN'ANDRIAMANITRA FA MIARAKA AMIN'NY EKIPA MAROMARO.

SAHALA AMIN'IZANY KOA RY RAVALOMANANA MIANAKAVY: MBOLA MISY MANOHANA IHANY.

IZAO ILAY IZY. SADY TSOTRA NO SADY MAZAVA: RAVALOMANANA MIALA. TSY MISY UA, TSY MISY ONU, TSY MISY NEGOCIATION, RAVALOMANANA ALLEZ MANDEHA, DEGAGEZ............

MIALA HOA ELA RAVALO A....
4. njara2007 ( 09/02/2009 15:10)
N'importe koi daholo z tenen'lisany mbola mpomban-dra8 ireo fa nahazo record izy eh. "HO AVY AMINY NY TSY METY" Mialà amzay ra8 fa manao fisainan-demony ah...
5. andrywui ( 09/02/2009 15:19)
tsy fisainandemony fotsiny fa tena Demony velona miaraka amin Losifera mandende !! satria na izy nitifitra aza nainnn nainnn antony de tsisy fanenenana mitsy fa vao maika aza falifaly (satri vita ny sorona tokony atao eny Alarobia aloha na mba tsy ampy kely) mbola hipetraka amin heriny eto ny vahoaka fa ianao sy anaran'ny taranakao kosa ho ataon'ny olona fanozona !! miampy ireo zay mankasitraka azy
6. xxx ( 09/02/2009 15:42)
Za aloha ra mbola velona koa aho de tsy hanaiky ity famonoan'olona faobe ity mihitsy fa efa taonarivo fahatelo ve tokony hisy vono olona faobe zany tsony ! MITSANGANA RY MALAGASY !!!
7. Mirananirina ( 09/02/2009 16:31)
Demony velona le rangahy io ka !! ary mahagaga mbola misy mankasitraka sy manohana ny famonoanolona ataony ato !! tena misy olona betsaka ihany no alefan Jehovah any amin Helo ka!!

Izaho manokana aloha tsy tia andravalo,nefa koa Andry tena pur mainty.
Izy no tena mpamono olona satria netiny teny ny jiolahy hamono sy handrava ny filoha,jereo ireo sarinireo maty fa mpanendaka daholo
message
8. belaza ( 09/02/2009 17:10)
za ndray aloha makasitraka tanteraka andravalo e iny no lanimbahoaka za zao malagasy koa fa tsy tezitra mihitsy za, ka aza afangaro ny hoe vahoaka malagasy sy ny hoe malagasy tsy tia andravalo. ny lapapanjakana tompoko dia tsy azo hidiraniza niza misy fetra ny azo aleha, ary efa niteny anie le miaramila tao fa tsy maintsy mitifitra izy raha vao mihoatra ny zone rouge ny olona, ny dikanizany efa nampitandrina izy, fa de mbola namporisihany mpitarika ihany hoe tsy misy mihemotra eo an! ny nahagaga anefa de nihemotra daholo vao nipoaka ny basy maninona raha notohizana ihany ny didoha? izay no voalazany DJ hoe tsisy mihemotra na basy hipoaka na tafondro, ho eny iavoloha indray aminy asabotsy ka tsisy mihemotra mandrapaha ripaka anareo an
9. zama91 ( 09/02/2009 17:38)
kidoropamba:

Tena resy ingahy colonel coutity assolant e. Vitan'ny jeneraly Raoelina sy RAVALOMANANA ny baolina famonoana vahoaka malagasy.

Aleo miatakataka izay matahotra hipotsihan'ny rà fa RAVALOMANA ATSY MAINTSY FONGORINA.

Tezitra ny vahoaka malagasy ato e.
NATAON-DRAVALO VONOMOKA NY VAHOAKA TSY MANANTSINY T@ ASABOTSY TEO. TIFITRA @ LOHA, @ FO... no nasetrin'ireo mpikarama an'ady tarihan'i jeneraly RAOELINA.

NANAMBARA RAMATOA CECILE, fa ny MPITONDRA FANJAKANA NO NANOME BAIKO HAMONO, HIFOFO NY AIN'NY VAHOAKA MALAGASY MBA HIJANONANANA AMIN'NY TOERANY
aza mampitovy zavatra tsy mitovy letsy an,mba hampiasao ny saina.Hita mihitsy ilahy hoe arema saingy indrisy tsy hiverina eo intsony izany


MIALA RAVALO HOA! MIALA E




10. marozevo ( 09/02/2009 18:00)
tsy mitovy, fa tena mifanohitra ny hoe "pur" sy ny hoe "pire".
Tokony tsy hampiasaina rehefa tsy hay fa .....
11. xxx ( 09/02/2009 18:26)
ka tsy tenindrazany koa io ka inona any raha diso na pur na pire na vampira
12. Papoose ( 10/02/2009 00:11)
ko ahoana no nisy tafiditra ihany???? tsy naratra?
13. xxx ( 10/02/2009 18:46)
raha tsy notarihina teny ny olona tsy nisy ny tifitra, fa aza miseho milay manohana any reny mpamono olona reny wa, naninona raha nasaina nody ny olona rehefa vita ny kabary nélà teny @ 13 Mai!!!
14. ni81 ( 10/02/2009 18:48)
ka tsy tenindrazany koa io ka inona any raha diso na pur na pire na vampira
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511