Efa voasambotra ve i R.Ratsiraka sy gal Dolin???
1. xxx
(
09/02/2009 12:50)
Mba mahagaga fa tao aorian'ny nahamay ny TVM sy RNM no nametraka mandat d'arret ny filoha Ravalomanana mba hisamborana an'i R.Ratsiraka sy ny Gal Dolin.
Asa na tsy manakery na tsy toho-teny intsony ity Ra8 ity fa hatramin'izao dia mbola mirihoriho tsy misy mpisakana eny ihany izy roalahy voalaza fa samborina ireo???
Aiza ny lalana mifehy ny firenena sa efa mibanaka tanteraka ny garde ny repoblikan'i M/car ka tsy mahavita misambotra izay olona roa intsony????

novalian'i njara2007 ny 09/02/2009 15:38
2. tsiafoi1
(
09/02/2009 13:30)
Tout vient à point à ce qui sait attendre!
Ho hitantsika eo ihany scénario fa aza maika e!
Ho hitantsika eo ihany scénario fa aza maika e!
3. andrywui
(
09/02/2009 13:35)
zay mankasitraka mpamono olona de mpamono olona koa izy !!! koa tongava soa any amin HELL fa tsisy famindrampo mandrakizay
5. kidoropamba
(
09/02/2009 14:20)
RAVALOMANANA RAHA VAO TRATRA DIA ENTO ATSY @ 13mai HANALANAY AZY.
RORAKO MIHITSY NY LOHANY VOAKAPAN'NY VAHOAKA SANABAVY.
MIALA RAVALO E
RORAKO MIHITSY NY LOHANY VOAKAPAN'NY VAHOAKA SANABAVY.
MIALA RAVALO E
6. tsiafoi1
(
09/02/2009 14:57)
Ento moramora ihany e! Ra8 hiala ihany fa mbola tsy izao no fotoana.!!! Aza maka lagy @'izany fa tsy hipetraka eo @'ny fitondrana mandrakizay izy e!!!
Aleo manaraka ny ara-dàlana ihany de milamina ny tany....., izao manjary ny devoly no mahazo tombony, ny militants TGV mihena ny isany.....
Aleo manaraka ny ara-dàlana ihany de milamina ny tany....., izao manjary ny devoly no mahazo tombony, ny militants TGV mihena ny isany.....
7. kidoropamba
(
09/02/2009 15:03)
ARA DALANA IO ARAHAN'NY VAHOAKA IO SATRIA VOASORATRA MAZAVA AO ANATIN'NY LALAMPANORENANA NY FIADIANA @ JADONA.
Mahaiza mamaky lalàna fa IZY IO TSY BAIBOLIN-DRAVALOMANANA E.
POTEHO VATO ANY NY LOHANY RAHA TONGA @ 13MAI. SANABAVY RORAKO TSARA NY ORONY. POAH!POAH!
MIALA HOA ELA RAVALOMANANA A
Mahaiza mamaky lalàna fa IZY IO TSY BAIBOLIN-DRAVALOMANANA E.
POTEHO VATO ANY NY LOHANY RAHA TONGA @ 13MAI. SANABAVY RORAKO TSARA NY ORONY. POAH!POAH!
MIALA HOA ELA RAVALOMANANA A
8. andrywui
(
09/02/2009 15:32)
tena tsara Tsyafoi !! aza manisy versets biblik etotsony ianao fa hafa ny lazain'ny vavanao hafa ny tondroin'ny molony !! tia rà latsaka !! tia vono olona tia famonoanolona , nefa ny bible no mody hiafenana hanaovana Blasfemie eto
9. njara2007
(
09/02/2009 15:38)
Aza mbola opaina aloha izy eh! Tsy aleo loha asaina mamerina izay nangalariny? Avy eo am'zay ampinana an'le tsy holazaiko eto....
tsiafoi1: Tsy resaka ara-dalana tsy TGV sy tsy TGV ngeh izy ty eh. Ara-dalàna zany ny famonoan'olona? Aza taitra izay mankasitra an'izany fa mitovy ihany ny valin-keloka ahazo azy ireo ^^ ^^
tsiafoi1: Tsy resaka ara-dalana tsy TGV sy tsy TGV ngeh izy ty eh. Ara-dalàna zany ny famonoan'olona? Aza taitra izay mankasitra an'izany fa mitovy ihany ny valin-keloka ahazo azy ireo ^^ ^^