Politika
xxx
(
10/02/2009 13:51)
Mba misy tsaho mandeha ka raha mba misy afaka mamaly dia mba mangataka fanazavana é, ny resaka mandeha dia hoe efa nanambady Lalao alohan'ny fanambadiany ankehitriny dia toa hoe efa niteraka vavy izy...
tohiny
novalian'i Oay ny 10/02/2009 16:42
xxx
(
10/02/2009 13:47)
Maro ireo Gasy tsy te hosokajina ho Afrikana, indrindra moa fa ny eto Antananarivo. Menatra sy manambony tena ery hoe "iza ko no mitovy @ reny", ry zareo any frantsa aza efa manome surnom mihintsy hoe...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 15:27
Andribe
(
10/02/2009 13:39)
TGV Hay ve hono izany ny dikany e pedaka zany no betsaka ao satria mandefa vazon ny Gay lery :^) :^) :^) :^) :^) Tena Gay vizana...
tohiny
novalian'i Andribe ny 10/02/2009 19:32
madamakely
(
10/02/2009 13:26)
hay ka mbola voakarama-ndra8 indray ireny olona tonga dia nirohotra tampoka teny ambohitsirohitra ireny ka tsy nahandry ny fifampiresahana tamin'ny miaramila akory. mampalahelo le toe-tsaina....
tohiny
novalian'i madamakely ny 11/02/2009 13:20
ravatorano
(
10/02/2009 12:51)
Ireo minisitra notendren'i Monja Roindefo :
- Ministre securité interieur General Rakotoharimihantaharizaka qui vient du corps de la police nationale -
- Ministre Decentralisation Amenagement et ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 11/02/2009 06:25
lovelyri
(
10/02/2009 12:40)
mba manitikitika anah ihany alou ity fanotanina ity amizao krizy izao sy ny zvt misy eto amitsika
raha mijery le fifanakalozan-kevitra za de manotany tena hoe
"tena zakatsika malagasy ve zany ...
tohiny
novalian'i saho ny 10/02/2009 16:08
pimaso
(
10/02/2009 12:26)
Ry vahoaka Malagasy tsy vaky volo
Aoka samy ho tony isika,
ny Frantsay ve no tsy mankato an'i Madagasikara handray ny Sommet Africain @ volana Aout 2009
Dia ny Malagasy samy Malagasy no hampifandr...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 15:03
saho
(
10/02/2009 12:06)
na ny andaniny na ny ankilany dia tsy misy ilana azy
mampalahelo ny fitaovana entina hifandraisana arapolitika fa miafara instrument famonoana ny mpiray tanindrazana
Fangaha tsy misy hevitra ank...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 15:22
andrywui
(
10/02/2009 11:57)
Aza mandositra tato ry assassins ireto fa ereto ze anaovan'ny olona anareo ato a!! mamon'ny rà nireo olona novonoinareo anga nareo no mitsilailay any ? sa mbola te higoka ny rà n'ny Malagasy hafa ndr...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 08:32
TsinGeVana
(
10/02/2009 11:35)
Du 10 août 1991 au 7 février 2009
Au même point après 18 ans
dimanche 8 février 2009
Faut-il que nous devions continuer à nous poser les mêmes questions 18 ans après ? De l...
tohiny
nyavo2000
(
10/02/2009 11:12)
HEVITRA TANY AMIN'NY SOBIKA:
A toutes les médias TV +? ANTSIVA (et VIVA s'ils ont un sens patriotique) " les radios mille collines" , je lance un appel de détresse. Arrêtez de diffuser et ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 11:21
Noue
(
10/02/2009 11:11)
[b] - Contre manifestation pour le président Marc Ravalomanana demain au stade de Mahamasina[/b]
dia mamaly ny sasany oe
[b]Des proches d’Andry TGV condamnent cette manifestation car pour eux...
tohiny
novalian'i molota ny 13/02/2009 12:27
nyavo2000
(
10/02/2009 10:49)
Hevitry ny Diaspora, voaray na dia atao hoe tsy mpomba an-dR8 aza ny sasany
A Vous la Parole : Malagasy, une majorité n’est jamais neutre ! Réveillez-vous !
10 février 2009 par : Redacti...
tohiny
novalian'i ifiona ny 10/02/2009 13:13
naritsimba
(
10/02/2009 10:06)
Dia variana indray koa ny tena raha nahare fa sady efa nomena ny TVM sy RNM ny fitaovan'ny MBS dia terena handray an'ireo mpiasa ho mpiasam-panjakana indray izy ireo, asa @ fomba ahoana?
Nahagaga i...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 14:39
xxx
(
10/02/2009 10:00)
Raha may potika tsy nisy noraisina ny rova firy no nalahelo sy nitomany .... inona moa no saika hataon'ireo olona nirohotra saika hanakao Ambotsorohitra ireo ... tsy izaho no hamaly.
Andrasana ho m...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 14:18
soanja
(
10/02/2009 09:50)
Ny olantsika?
- Dia ny tsy fahampian'ny fianarana ambony ao Madagasikara momban'ny siansan'ny fiarahamonina sy ny politika hany ka zary mampiasa izay kely hay momban'izany teo am-pitiavana azy sy ...
tohiny
novalian'i leboda ny 10/02/2009 11:28
xxx
(
10/02/2009 09:37)
Mazava ho azy ny tetika fa rehefa voaroban'ny vahoaka ny Magro sy ny Tiko de mbola mitetika ny hanonitra anireo amin'ny volambahoaka ihany aloha vao hiala , na de efa aina sy rà n'ny Malagasy maro aza...
tohiny
novalian'i molota ny 10/02/2009 12:48
Noue
(
10/02/2009 09:30)
[b]Masina ny tanindrazana[/b]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img240.imageshack.us/img240/8986/p1110017tn2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img240/p1110017tn2.jpg/1/][IMG]http://img...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/02/2009 07:32
xxx
(
10/02/2009 09:20)
firy ny nilahatra an'le greve general?,dia inona indray no vao 2 androany teny @ 13 mey.ny gouverenement tgv sy ny sisa...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 10/02/2009 12:24
nyavo2000
(
10/02/2009 09:07)
Madagascar, une jeune démocratie en crise politique
La critique virulente du régime du président malgache Marc Ravalomanana par l'écrivain exilé Jean-Luc Raharimana, sur Rue89, a suscité une rÃ...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 10/02/2009 12:37
