Politika
xxx
(
11/02/2009 13:30)
Aleo ny vahoaka ( ny tena vahoaka)manerana ny nosy mihintsy no hanao fitsapan- kevi- bahoaka na référendum , Mbola tokony hanohy ny asany ve ny mpitondra ankehitriny ? Eny sa Tsia . Raha lany ny Eny...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:36
ralalaina
(
11/02/2009 13:18)
tsy sahy tonga taty mahamasina ravalo fa natahotra sao horakorahany olona ny antsasany olona tany mahamasina dia tsy hanohana no tena antondihany fa hitoraka voatabia sy hiantso hiantso hoe
RAVALO M...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:17
Fanhaiky
(
11/02/2009 13:06)
11 Février 1975, 11 Février 2009
34 taona aty aoriana
Colonel RATSIMANDRAVA
"Tsy miamboha adidy aho mon général" tsaroana foana nefa hatramin'izao zay nahavanin-doza tsy hita de rahoviana ih...
tohiny
novalian'i Oay ny 11/02/2009 14:46
andrywui
(
11/02/2009 12:28)
mba aza maniry kintana ka mibitabitaka toy ny zazakely sy mitagataga otrandry penguin sy ry Noue ,fa de ze olona notaterina 25.000 ve de ahafaly be ? ny mpiasampanjakana 2.000 noterena eo , ny mpitand...
tohiny
novalian'i tovogold ny 12/02/2009 08:42
beza
(
11/02/2009 12:18)
Mbola averiko eto ilay radio e
mivanatana
mety ho tapatapaka fa mandeha tsara
http://www.beza.info/mada...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:37
tsinjo
(
11/02/2009 12:02)
mba asio sary hafa ndray alou de asio ora nakana le sary ,mba ho hitany ANDRYWUI tsara ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:38
penguin
(
11/02/2009 11:08)
Mbola ireo ny olona ary mitohy ny fandaharampotoana koa inona no hilazan'i kidoro hoe ny tao Mahamasina sa mandainga ?...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 15:48
ravatorano
(
11/02/2009 11:07)
Indro ary misy sary akiroa nalainay teny ambonin'i Mahamasina reefa nasain- dry zalahy mpitsaty nandeha teny ny tena mba hojerevana sy mba atao fampitahana izay fandehany rehetra eto amin'ny tanana e...
tohiny
novalian'i MANAKASINA ny 12/02/2009 05:18
ralalaina
(
11/02/2009 11:07)
olona hijery spectacle no betsaka tonga any mahamasina ankoatra anireo nontanterina avy any ambanivohitra, satria matahotra ny tsy ahazo olona ry MPAMONO OLONA dia nanafatra artiste malaza anao animat...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 16:09
miarina
(
11/02/2009 11:05)
Mba nanoratra aho ho fahatsiarovana ny daty androany izay nandaozany itompokolahy Ratsimandrava 11-02-75.
Raha nisy olona heveiny maro fa mety ho namapndroso ny firenena dia io olona io. Anio anef...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:39
kidoropamba
(
11/02/2009 11:03)
hin!hin!hin! Ompa variraraka no natao an'Andriamanitra satria nandatsaka ilay Orana. Tonga tao mahamasina mantsy ny sasantsasany @ vahoaka HANERY ANDRAVALO HANANGANA SAINA FOTSY.
Mazava ny an'i TGV...
tohiny
novalian'i penguin ny 12/02/2009 05:42
kidoropamba
(
11/02/2009 10:42)
Tonga tao mahamasina koa ny tenanay mba nihaino izay mba mety ho lainga afafin'ireto mpamono olona ireto. TSY SAHY RY ZAREO. Tena tsy sahy NY HANOHANA ANDRAVALO fa DIA NITAKY NY FIFANANTONANA @ TGV.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:42
BOYSGOSS
(
11/02/2009 10:41)
Mazava be izao hoe aiza no maro an'isa, fomba ny any ivelany ny manao sondage alohan'ny fifidianana ka ao anatina echantillon-na population iray dia jerena ny firona-kevitrany.
Nisy ireo olona nanara...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:43
tataka
(
11/02/2009 10:38)
Na halahelo aza ny TGV izay maika mafy haka ny fahefana ary tsy mahandry ny 2012 dia mbola maro ny manohana ny ara-dàlana. Manaporofo izany ny fiafian'ny olona amin'ny orambe eo Mahamasina izao io. T...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:44
andrywui
(
11/02/2009 10:31)
de misy mahita kintana mihitsy ry zalahy sasany oe olona betsaka be mibosesika be !! nefa anie de olona 82.000pers no omby ao mahamasina raha tena mifanitsakitro hatreny amin'ny terrain aza izany e!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 12:52
penguin
(
11/02/2009 09:54)
Mbola mahita fa tsy miteniteny izay tandrify ny vavany i penguin. Na avibe aza ny orana dia miseho ny mpomba and-Ra8 ary tsisy miala ka samy mampiady ny maro an'isa izany hatreto aloha....
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 13:00
andrywui
(
11/02/2009 09:54)
Tsy ny eto antoerana ihany fa ny firenena rehetra manaraka ny politika eto m/car any ivelany de vaky vava daholo fa genocide no nataon'ny mpitondra tamin malagasy !! ary na inona fiarovantena sy fial...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 13:03
nyeja
(
11/02/2009 09:34)
Mba diniho rey olona fa ny FANARATSIANA DIA TSY AVY amin'ilay Andriamanitra izay angatahantsika isan'andro vavaka fitsimbinana amin'ny fiainana .
Raha mbola manaparitaka fanaratsiana na Iza n...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:15
nyavo2000
(
11/02/2009 08:41)
Ny zavatra lazaina ao amin'ireo Radio ireo izao dia efa mihoatra ny loha mihintsy, efa mitovy @ ireny tany RWANDA ireny mihintsy satria eo no hanambarana hoe trano ary an'ananona ary misy izao dia las...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 09:36
beza
(
11/02/2009 08:05)
ity ndray le radio e
mety ho tapatapaka fa skype no hampiasaina
fa mba misy hiafina kely
http://www.beza.info/mada...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:45
