MBA ASIO SARY HAFA NJAY RE A

1. tsinjo ( 11/02/2009 12:02)
mba asio sary hafa ndray alou de asio ora nakana le sary ,mba ho hitany ANDRYWUI tsara
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:38
2. andrywui ( 11/02/2009 12:20)
vitsy kely io ry mpanarakefa a!! 25.000pers ve vahoaka be hoy ny RFI!! fa ny pourcentage no mikonty azy tsara :4% ireo olona ireo ry lety a!! satri feno hatreny amin terrain i mahamasina 82.000pers !!! de inn zay voamboatavo ireo miohatra amin'ny 1.000.000de pers teo Analakely (tsisy spectacle) ka aza maniry kintana fa mba ampiasao ny coco ,mba manisa ry donto be a!
3. ralalaina ( 11/02/2009 12:33)
kany azy letsy ny vodiny no misaina a
4. tsinjo ( 11/02/2009 12:38)
hahahahaha , menatra za raha otran'lisany reo , mbo kozy e
5. rabilabila ( 11/02/2009 12:54)
Mba manàna objectivité ry reto a! Fa aza dia entanim-po be loatra.

Jereo ny sary 1 000 000 de personnes nihaino an'i Martin Luther King ,na nanatrika ny investiture-n'i Obama ; Jereo ny "taille" n'ny place nanaovana izany , dia jereo ny habetsaky ny olona .
Dia ampitahao ny olona teo Ambohijatovo ka hatrany amin'ny gare Soarano (raha feno olona hatrany) .

Moramora kokoa ny mi-estimer ny olona Mahamasina satria voafetra ny toerana.

Ka raha hanao guerre de chiffres no atao dia aza dia partisan loatra fa manjary mampihomehy araky ny lazain'i Tsinjo .

Sady any tokoa ve no olana? Asa?
6. andrywui ( 11/02/2009 16:07)
elah irery no mahita anzany sary lazainlah zany fa avoahy eto ho hita de manaoky zahay rehefa manao fampitaha ,fa ra any atranonla any de mangina ny vava fa maimbo
7. xxx ( 12/02/2009 00:38)
Oay lel'ena!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3223