Politika

xxx ( 12/02/2009 15:33)
Tsy afaka ompaina tsinona aho rehefa manao xxx ka aleo tsy valiana ny resako. Ny azy ireo mantsy ny ompa sy ny fanevatevana no atao hoe ady hevitra. Tsy ianareo rery no afaka mamaly e, mbola eo jener... tohiny
novalian'i Noue ny 12/02/2009 18:27
pimaso ( 12/02/2009 15:23)
Le regard de la presse étrangère On pouvait lire dans la presse aujourd’hui des témoignages de personnes qui ne se reconnaissent pas dans l’insurrection populaire de ces derniers jours et q... tohiny
xxx ( 12/02/2009 15:19)
Nasaina nanao an'itsy sy iroa. Fa niakatra kosa amin'izay aza ny vidim-piainana, tsy noraharahian'i TGV akory. Ny kibo tsy mba lamosina, aiza indray no horobaina ry TGV fa noana ny vahoaka a? Ef... tohiny
andrywui ( 12/02/2009 15:10)
aiza ve ranga de izy Ravaloiste rehetra mihitsy no manao xxx !! fa iza no atahoranareo ato e!! sa mahana ny aina nalatsaka sa ny rà nolona mihosona amin tanana ?? maninona no kanosa ?? otrandra8 oma... tohiny
xxx ( 12/02/2009 15:08)
Saingy indrisy ny rakipeon'ireo malagasy dia kila sy may. Indrisy ry tantara isan-karazany, ry angano, ny kabarinao fahiny andriamatoa Didier Ratsiraka dia may tao anatin'ny indray mipi-maso. TGV v... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 15:23
pimaso ( 12/02/2009 15:00)
Mandehana miasa daholo dia aza maivava intsony daholo vita kabary Amen ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:58
xxx ( 12/02/2009 14:43)
Tena tsy nisy hita daholo ny mpitaty rà-kena. Mbola matory atoandro fangamba. Ny vahoaka lazainao mahantra io ange ka tsy afaka matory atoandro tahaka anao. Aingana aloha teneno indray hoe le8 nana... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 15:29
xxx ( 12/02/2009 14:31)
Tsy mahagaga intsony ny isa heno amin'io radio io. Un media, soit disant international, qui sais faire la division et la multiplication. Ils sont tres intelligents ces francais.... tohiny
novalian'i Oay ny 12/02/2009 15:09
xxx ( 12/02/2009 14:26)
Kanefa ny tena mahavita manao vacance any andafy. Kanefa ny tena manana nationalite hafa. Mora ny miteny fa mba efa nahantra tokoa ve ianao? ... tohiny
xxx ( 12/02/2009 14:20)
Mahia sady mirouller r Izany ve no mba hitondra? Ny mandoro aloha dia hainy tsara. Ny mibaiko koa dia vitany tanteraka. Fa ny tsy vitany dia ny mameno an'i Mahamasina. Ny stade no tiako tenen... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 13/02/2009 06:47
Oay ( 12/02/2009 14:17)
penguin aza vohizina ilay hevitra hoe mpamaky trano i TGV fa Andriamanitra sy izay nanao anazy ihany no mahalala an'izany. Za zao ohatra tsy miaraka @ i TGV fa za mamosavy ahy ny saiko izany hoe tsy ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:06
xxx ( 12/02/2009 14:15)
Fa kosa nisy lehilahy iray, Andry no anarany, tsy nisy fifidianana, tsy nisy fanendrena. Io lehilahy io no mibaiko ny sehatra rehetra Moa ka tsy izany va?... tohiny
xxx ( 12/02/2009 14:10)
Nanasaraka fifandonana maro teto Madagasikara hono izy. Nony tonga ny tokoa alefaso hiditra zone rouge.... tohiny
kidoropamba ( 12/02/2009 14:01)
Raha natao ny tombatomban'ireo mpanao statistika dia mazava izao fa 7.000 ny olona tonga tao mahamasina omaly. Ity ilay vaovao: CRISE POLITIQUE: PARTISANS DU PRÉSIDENT RÉUNIS, EN ATTENDANT RÉ... tohiny
novalian'i Simpona ny 12/02/2009 17:04
xxx ( 12/02/2009 13:55)
Hatramin'ny naha-ben'ny tanana an'i TGV dia tsy nisy zava-bitany fa azon'ny tsindry hazo lenan'ny fanjakana izy. Dia nodorany ny tanàna ...... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:05
xxx ( 12/02/2009 13:42)
Ampiasaina rehefa misy ilavana azy. Dia rehefa may dia maka vaovao indray.... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 14:07
xxx ( 12/02/2009 13:37)
Voan'ny traumatisme cérébral hono eh Jamba hono eh Izao nareo nahazo ny tanorany. Akory atao baba?... tohiny
xxx ( 12/02/2009 13:26)
araka ny feo mandeha dia hoe sylla no ho lasa president de la republique @ 2012 ,... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:46
Noue ( 12/02/2009 12:33)
hita zao fa efa adabokin'ny olona ity tgv satria be loatra ity lainga , [b]tonga saina ny olona fa NATAO SORONA[/b] [b]Hita fa tsy nahazaka ny zava-niseho omaly satria ni wawawa sy nitatata oe VIL... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:36
rataxx ( 12/02/2009 12:29)
Manomboka mandreraka ny miandry lava izao.Voa nasina hetsika tetsy Mahamasina dia ohatra ny misy fitavozavozana eo @ ndry zareo mitolona etsy @13.Nefa tadidio fa vao mianahana eo dia mahazo aina R8 eo... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/02/2009 14:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.264