Politika

Noue ( 13/02/2009 16:58)
[b]Coup d’Etat : les mêmes protagonistes étaient déjà dans le coup en 2006 [/b] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img25.imageshack.us/img25/1416/roindefoeliahasinaqg3.jpg[/IMG][/URL] [... tohiny
novalian'i fijo ny 13/02/2009 20:48
tsinjo ( 13/02/2009 15:30)
aza adino njay ny mandefa sary eto radem mba jerenay a , ny 13mei sy mahamasina , de mba ataovy meme heure :wink: :°) ... tohiny
novalian'i heidi ny 13/02/2009 20:33
donna198588 ( 13/02/2009 13:44)
[b]Bold text[/b]iza marina no tena ambadik' izao grevy izao raha mandinika tsara isika 8O ... tohiny
rataxx ( 13/02/2009 13:40)
Fa maninona no miandry ela be vao hametraka ilay teteza-mita sahira eo ange nareo ry reto e!... tohiny
novalian'i rataxx ny 16/02/2009 11:50
Rigolady ( 13/02/2009 13:35)
Manahoana daholy ry gasy kely Misy hevitra ve io , hanampiana an' i andry sy tariny dia mbà tsy atody miady amambato vavabasy sy tafondro no niandry ny vahoakandry andry ny andra8 nefa vavafond... tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 16:10
Noue ( 13/02/2009 13:25)
mba diniho kely anie ity eee!! [b]14:00 - L’Ambassade de France démenti les propos d’Andry TGV tenus sur la place du 13 Mai hier. Celui-ci avait déclaré que durant les entretiens d’hier, M... tohiny
novalian'i terrywui ny 21/10/2009 16:49
zama91 ( 13/02/2009 13:14)
voalaza mantsy ma hisy filaharana eo @ 13mai hipresenter ny minisitra ny samedi ary koa ny contre manif tim eny mahamasina... tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 13:52
ARINOFY ( 13/02/2009 12:45)
Mba jereo ry zareo ny "takelaka mahaliana" fa misy vaovao mahaliana tokoa ny ao.... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 13/02/2009 13:17
Fanhaiky ( 13/02/2009 12:42)
Mba manontany aho hoe: tena firenena demokatika marina ve ity firenen-tsika ity ary inona no tena dikany marina fa toa mampihomehy indraindray fa toa milaza ny zao sy zao avokoa ary samy manana ny fom... tohiny
novalian'i tarzand ny 13/02/2009 13:55
lemenakely ( 13/02/2009 12:19)
Toa rehefa dinihina toa vetivety ihany dia mora lany ihany ity vola ahodin ireo mpanao pôlitika gasy , maro ny voky dia miàla nefa afaka vetivety dia indreny mijapy train daholo indray ny very seza ... tohiny
xxx ( 13/02/2009 11:38)
TGV sans frein ,aiza no hiafarany e EFA HITA FA TSY MAHAZO KIL INTSONY EO @ 13MAI NATAO SORONA NY OLONA MBOLA TSY NIDEMARE IHANY NY TOLONA LAZAINA FA HOAVY I ROSSY MBOLA VITSY IHANY APETRAKA NY MI... tohiny
tarzand ( 13/02/2009 11:07)
Vao nanomboka ny grève de maro ny olona maty, naratra, tsy hita ny nanjavonany. Firy ny fivarotana voaroba, may, firy ny fiara nodorana na simba? firy ny tsy an'asa vokatr'ireo? firy ny ankohonana ma... tohiny
andrywui ( 13/02/2009 10:40)
Hita mihitsy oe fetsilahy Ravalo ty ka !! mody mamono botretra ,sy manjonetra sy malemy firesaka sy fiteny indray zao no fiady vaovaon'i ngah ry amzao ! tena gentil be ! otrn'ny tsy izy le be taimbava... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2009 00:20
MANAKASINA ( 13/02/2009 10:32)
rehefa tsy nahita olona atao ministra eto madagsikra dia re izao fa hanafatra olona avy andafy atao minisitra, ireo mpitarika any tgv, aza hitako ka i rossy na i deba ... tohiny
nyavo2000 ( 13/02/2009 09:31)
Hoy ny vahoaka madinika nanontany raha tanteraka ny revin-gadran'ny TGVendrana, M'se RADOMELINA: Radomelina : - inona ny plan analanao ny pauvreté? - Aiza no ahitanao financement ny projet na... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/02/2009 15:43
nofinofy ( 13/02/2009 09:03)
Mahagaga ahy mihintsy ity lazaindry zalahy hoe demokrasia ity : Terena ny mpiasan’ny zone franche tsy hiasa Terena hakatona ny toerampianarana sy ny toerampiasana Sns…… Ny olona anie tsy ada... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/02/2009 10:15
rabingogilabanga ( 13/02/2009 07:44)
[u][b](Fédération internationale des ligues des droits de l’Homme)[/b][/u] d’appeler à la mise en place d’une commission internationale d’enquête indépendante [u][b]sur la répression s... tohiny
novalian'i Jozy ny 13/02/2009 15:29
beza ( 13/02/2009 07:38)
Tsy hotapahantsika ny vavaka hatao ho an'i Madagasikara Ity ary ny radio mamporisika antsika hivavaka tsy tapaka ho an'i Madagasikara Radio RVM mivanatana Madagasikara, tsy misy fahatapahana miaraka... tohiny
novalian'i peta83 ny 13/02/2009 13:15
diana ( 13/02/2009 06:44)
Ny tena tsy fantatra zay dia hoe: “kisarim-pampandrosoana tahaka ny ahoana no tadiavin’ny Malagasy rehefa manomboka misy ny fivoarana dia hatao izay hamongorana tanteraka izay mba efa mitsangana. ... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/02/2009 09:34
penguin ( 13/02/2009 06:34)
Mbola mankasitraka ny ara-dàlana i penguin saingy tsy afaka ny hanampi-maso ny zava-misy. Nipetraka ny hoe [u]TSY MISY MPANOHATRA CREDIBLE[/u] dia variana koa ny Mpitondra ary faly [u]MIARA-MIASA AMI... tohiny
novalian'i penguin ny 13/02/2009 12:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3609