Mampiditra baolina ny totonondry bory. Mihaosa ny mpitondra
1. penguin
(
13/02/2009 06:34)
Mbola mankasitraka ny ara-dàlana i penguin saingy tsy afaka ny hanampi-maso ny zava-misy. Nipetraka ny hoe TSY MISY MPANOHATRA CREDIBLE dia variana koa ny Mpitondra ary faly MIARA-MIASA AMIN'NY MPISAROTAVA. Nahita TGV ny mpanohatra ka nahazo MPAMONO BAOLINA. Mitohy ny fampidirany baolina ka tandremo fa aorian'ny fahatratrarana ny ISA TOMBONY VITA HATRIZAY dia FAHARESENA NO AZO.
Aza adino fa mahafaty daomy ny mampiady masony ka revy Malagasy io ka izay ilay hoe taritin'ny Vasa ka aza gaga fa samy tsisy fivoarana eto fa ny eo ny miodikodina ary tsy ho lasa lavitra i Madagasikara na afaka 200 taona aza.
Milolalola eo ihany fa na ny mpanohana aza hivadika ho mpijery baolina ary hitehaka ny mpifanandrana.

novalian'i penguin ny 13/02/2009 12:39
2. karavasy
(
13/02/2009 06:39)
Baolina an-tanimbary io ry nama ka ny miditra no isaina fa tsisy tia ahafantantra izay mety sy tsy mety io na mivoaka miditra. Ny vazaha aza manaiky ny baolina an-tanimbary ihany kou.
3. tataka
(
13/02/2009 06:58)
Fampandrosoana mihoatra inona moa no azo amin'ny baolina tanimbary ? Dia mahazendana koa fa na ireo nandrato fianarana avy tany dilambato aza miverina manao baolina tanimbary koa handigana ho aiza ?
4. penguin
(
13/02/2009 07:08)
Mbola ho lehibe koa ireo tanora zarina totonondry bory ireo ka vao mainka hihhisatra izany fampandrosoana izany. Tairo hatrany ny dihy vody fa io no làlana hangana hoy ny sasany. Tsy ho avy solon'ny Asabotsy lasa angah i Rossy ? Ao koa fa hamerina hanangona olona eny Mahamasina koa ny TIM ny Asabotsy ho avy izao araka ny renay. Tairo fa revy gasy io.
5. Oay
(
13/02/2009 07:55)
penguin:
Mbola mankasitraka ny ara-dàlana i penguin saingy tsy afaka ny hanampi-maso ny zava-misy. Nipetraka ny hoe TSY MISY MPANOHATRA CREDIBLE dia variana koa ny Mpitondra ary faly MIARA-MIASA AMIN'NY MPISAROTAVA. Nahita TGV ny mpanohatra ka nahazo MPAMONO BAOLINA. Mitohy ny fampidirany baolina ka tandremo fa aorian'ny fahatratrarana ny ISA TOMBONY VITA HATRIZAY dia FAHARESENA NO AZO.
Aza adino fa mahafaty daomy ny mampiady masony ka revy Malagasy io ka izay ilay hoe taritin'ny Vasa ka aza gaga fa samy tsisy fivoarana eto fa ny eo ny miodikodina ary tsy ho lasa lavitra i Madagasikara na afaka 200 taona aza.
Milolalola eo ihany fa na ny mpanohana aza hivadika ho mpijery baolina ary hitehaka ny mpifanandrana.
Penguin a! ka ny nanarahan'ny vahoaka an'i Ra8 t@ 2002 anie ka mba tsy hilalaovana baolina eny antanimbary intsony é!
_ny nampalahelo d tsy baolina antanimbary intsony no atao fa baolina eny @ fanariana zoridira satria ny tanimbary efa lasan'i Ra8 daholo klé.hihihi...
6. penguin
(
13/02/2009 08:38)
Mbola baolina an-tanimbary no fantatry ny be sy ny maro ary afaka anaovana ohatra fa tsy hainay ny baolina anaty zaoridira iainanao any an-dafinao ry dadatoa oay. Esory izy dia hantony sahalan'i Sadam fa hivoatra haingana i Madagasikara rehefa samy matahotra izay hiditra.
7. Oay
(
13/02/2009 08:49)
penguin a! saotranao!
_Katsy marina ary ve fa ny tanimbary ao Ambatondrazaka d efa lasan'i Ra8 é! d ny tsy nalainy d ny fanariana zoridira etsy Andralanitra ka izay no nahatonga an'i Oay nilaza hoe efa baolina ery ampanariana zoridira ity fa tsy baolina antanimbary intsony.
Za moa ry penguin d efa milaza fa tsy manana ny hoentimanana hiadiana @ Ra8 satria raha nanana izany za d tsy navelako nanaovany tsindry azo lena ny havako any ambanivohitra, fa penguin milaza ny hoe ataovy toa ny Sadam d ny havaliko an'i penguin d raha sitrak'Andriamanitra izany d izy no hanao izay hahatanteraka izay fa tsy i Oay.
Oay d mino sy mahatoky fa an'Andriamanitra ny fanaovana ny zavatra rehetra noho izany i Oay d tsy mandidy alohan'Andriamanitra fa izay sitrak'Andriamanitra d manaraka i Oay.

8. penguin
(
13/02/2009 09:01)
Avy dia tairo ary sabory dia hantony f'aza mandroso miemotra ka ny anaran'Andriamanitra no hiantsarana ivelan-tsihy. Mandringana ny ratsy koa Andriamanitra ary hitanao anaty baiboly izany.
9. andrywui
(
13/02/2009 09:03)
alaivo ho an'ny penguin zany ny tany lonaka fanariana zordira eny andralanitra ,fa ny tany lonaka rehetra tany Alaotra efa norobain'iprezida daoulo!! --- ny site tsaratsara rehetra any amn sisiny kou efa norambasany tamze tomponu daholo (ohatra : ny morondrano vita fefin'ny lakan'Ampefy antsoina hoe Ankorondrano ,lay mody natao amin'ny anaran'ny Andry(tsy tgv io an!) ,--ny site privée an'ny ibrahim ao Antonibe-Analalava nalaina amin-kery mihitsy !! ,ny site n'ny petit plage atsimo ao Mahajanga zay efa hananan'ny tompony taratasy norobaina ....)mbola ampiana ve letsy penguin sa aoka zay ???) sady manao ahoana aloha letsy penguin a!! adinoko niarahaba anlah !!! efa salama tsara ?? natory tsara halina ?
10. Oay
(
13/02/2009 09:19)
penguin:
Avy dia tairo ary sabory dia hantony f'aza mandroso miemotra ka ny anaran'Andriamanitra no hiantsarana ivelan-tsihy. Mandringana ny ratsy koa Andriamanitra ary hitanao anaty baiboly izany.
ary penguin zany ahoana é, ka efa hita fa i Oay d mahatoky sy mino an'Andriamanitra ary efa napetrany eo @ Andriamanitra ny fitarainany d miandry izay ataon'Andriamanitra izy d izay no tsy handehanany eny @ 13 mai ary mbola hamafisiny fa tsy mamela ny havany ho eny i Oay satria mahatoky izy fa tsy misy mafy sy matanjaka toa an'Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina;Sa penguin mafy lavitra mihoatra an'Andriamanitra ka raha mafy i penguin d mba alaivo re Ra8 d aza atao ohatran'i Sadama fa aleo hahitan'ny fijaliany ohatran'i Radidy é! Saotra mialoha raha vitan'i penguin izany fa d manao asa soa tokoa i penguin.Jereo anie ireto ohatra omen'i andriwui é, anisan'ny voalazan'i andriwui ao ny mahazo ny fianakavian'i Oay.Saotran'elah lesy andriwui amin'ireo zavatra nolazain'ialahy ireo lesy ny zavatra mahazo ny fianankaviako fa zahay tsa mahay politika fa mahatoky an'Andriamanitra a!
11. penguin
(
13/02/2009 12:39)
Aza manao resaka mifanipaka ry le Oay a. Raha miandry ny lahatr'Andriamanitra elah tsy hisaotra ny hevitro izay fisainan'olombelona tsotra ary tsy mifanaraka amin'ny tian'elah. Ary mijaly angah moa izany Radidi izany fa tsy miadana tsara ? Ianao no mahalala izany fa ho anay trotraka dia tsisy fijaliana izany Frantsa izany. Hehehehe