Politika

Fanhaiky ( 13/02/2009 06:08)
Iza marina no tena tompon'ny fahamarinana eto amin'ity firenentsika ity ary iza koa no sahy hilaza fa tena hahavita azy. Hatramin'ny nahatsiarovako saina ka hatramin'izao dia samy manana ny lazainy ... tohiny
novalian'i Oay ny 13/02/2009 15:20
njara2007 ( 13/02/2009 05:58)
Mihasarotra andro aman'alina ny krizy eto Madagasikara; ny sasany anefa variana mifandrafy fotsiny; amiko tokony hitady solution faran'izay haingana indrindra: Solution 1: Tsapa sy Hita fa tena mbola... tohiny
zoulou ( 13/02/2009 04:10)
lasa ihany ny saina mandinika ity fombandra8. mpanolo-tsaina gasy leon'ny didy jadony ve sa ny vahiny sorena @ tsy maintsy idirandra8 ho acionnaire @ze orinasa aoriny eto Mcar no tena manoro hevitra a... tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 08:51
zandikely ( 12/02/2009 22:23)
La discussion entre les deux parties est bien commencée mais il semble qu'elle ne roule pas avec une vitesse de TGV. C'est déjà une bonne chose! C'est dommage parce qu'ils sont capables de tout f... tohiny
novalian'i ndenn ny 13/02/2009 01:42
lemenakely ( 12/02/2009 22:12)
49 taona nahaleo tena !!! Toa tsy mandroso fa mihemotra , mihemotra ... Inona avy ireo antony ? Raha jerena toa hita taratra ato @ mpiserasera ny ankabeazany!... :roll: ... tohiny
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 14:12
patrick2002 ( 12/02/2009 19:38)
17 taona lasa izay raha nitsangana ny herivelona Rasalama hananjera ny mandany JERICHO ,dia ity mpanankanto malagasy ity ,no nijoro t@ heviny hoe : [size=13px]tsy misy mpitondra tsy hangalatra ,tsy mi... tohiny
rabingogilabanga ( 12/02/2009 19:38)
Samy nitifitra izy ireo (sont tous les trois des monstres), fa izao no toetran'izy ireo: [u][b]-plus courageux TSIRANANA, 1972[/b][/u] -il a tiré, -[u][b] il l'a dit. -il a assumé. -il a... tohiny
xxx ( 12/02/2009 18:31)
Hitako tany ho any dia zaraiko aminareo. Marina ve ny voalazan'ilay hira? http://www.dailymotion.com/video/kf3k1jZYbZOHcNUxJW... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2009 20:15
Noue ( 12/02/2009 17:53)
[b]Le doute s’installe dans le camp d’Andry Rajoelina[/b] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img132.imageshack.us/img132/3687/tgvthinkingli1.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/im... tohiny
andrywui ( 12/02/2009 17:47)
he he he mande ny resaka , miely ny vaovao , mora miapita ny gazety de tonga eny atsofina eny ihany ny farany !!! fa hay ve ty patron laisany ry le penguin ,ngohia ,Noue ,tsinjo ,tsyafoi ,rangfory69 ... tohiny
naughtyboy ( 12/02/2009 17:19)
lisany fotsiny nge no reraka eo fa reto aza efa vita soratra sy fatomaty ko http://by114w.bay114.mail.live.com/att/GetAttachment.aspx?tnail=0&messageId=cd71aebb-5cfa-48f0-835d-638add36356c&Aux=4|0|8C... tohiny
xxx ( 12/02/2009 17:19)
iza hono ny vy nahitana sy angady nanana,aza mitsipa-doa laka-nitana e :!: ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 17:36
rabingogilabanga ( 12/02/2009 17:16)
Tompoko, misy aminay ny tsy pour ny TGVno tsy Ravalomanana, tsotra ny resaka: [u][b]1) Ny tifitra teny ambohitsorohitra:[/b][/u] [u][b]SOKAFY NY ENQUÊTE, AMPIDIRO NY ENQUETEUR INTERNATIONAL... tohiny
novalian'i salopard ny 12/02/2009 18:11
andrywui ( 12/02/2009 16:47)
DE NAMPALAELO MIHITSY NY NIAFARANDRY ZALAHY TATO AMIN'NY FORUM TATO TANIKEO MARAINA !! FA TSY NISY TAFA TSANGANA TAO AMPANDRIANA !! NY SASANY TANY AMIN'NY HOPITALY !! NY SASANY ZARA RAHA NAHASORATRA ... tohiny
novalian'i Andribe ny 12/02/2009 23:01
pimaso ( 12/02/2009 16:45)
lasan'Afrique du sUD NY SOMMET SATRIA HONO ISIKA TSY MILAMINA AO ANATIN'NY ENIMBOLANA IZANY 2 FEVRIER JUQU'AU MOIS DE JUILLET 2009 ... tohiny
novalian'i pimaso ny 13/02/2009 18:29
zama91 ( 12/02/2009 16:29)
Notre message est clair : l’ordre constitutionnel et le refus de violences, et aussi l’appel au dialogue », izany no lazin'ny solontenan'ny ONU,ny ambasady eto dago,OUA,ny minisitry ny cooper... tohiny
novalian'i Andribe ny 12/02/2009 21:41
vale ( 12/02/2009 16:25)
Ho anareo izay mametraka OLANA BE amin' io fividianana an'iny avion io, NANIN koa raha notenenina oe TSY ilaina ny nanaovana investisment BE t@ fanamboarana ny Palais ao Iavoloha??? zavatra mitovy iha... tohiny
novalian'i vale ny 14/02/2009 19:48
xxx ( 12/02/2009 15:58)
Eny amin'ny 13 mai ny fotoana. Misy marionety prezida eny, dia misy marionety praiminisitra. Fa ny vaovao lehibe dia nivoaka ny marionety minisitra maromaro. Tsy misy ny vidim-pidirana fa ny aina n... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 16:26
xxx ( 12/02/2009 15:52)
Tena tsaroako tampoka kay fa tamin'ny 1er mandat an'i Marc Ravalomanana toa ny antoko AVI no anisan'ny betsaka indrindra tao amin'ny depute. Nanohana an-dra8 ery ny AVI tamin'izany. Hay taty aorian... tohiny
novalian'i heidi ny 12/02/2009 20:20
xxx ( 12/02/2009 15:40)
Ny kiananjan'Ambohijatovo hono izy no nanao azy e. Place de la democrratie. Asiana Hotel de Ville hono eo analakely e. Kay nofefena fotsiny ilay zaridaina fakana aina. Ny fako manerana ny tanàna ... tohiny
novalian'i zama91 ny 12/02/2009 16:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2443