Izao ve no mba tanjon'ny Frantsay sy tgv...

1. pimaso ( 12/02/2009 16:45)
lasan'Afrique du sUD NY SOMMET SATRIA HONO ISIKA TSY MILAMINA AO ANATIN'NY ENIMBOLANA IZANY 2 FEVRIER JUQU'AU MOIS DE JUILLET 2009

novalian'i pimaso ny 13/02/2009 18:29
2. sitlo ( 12/02/2009 17:11)
Mampalahelo ilay izy ry pimaso fa dia aleo afoy iny aloha a. Betsaka ny voka-dratsin'iny ary ny hanifika ny mpampiasa vola mihitsy no anisan'ny tanjony. Tratrany moa izany ka atao akory. Aleo omena ny fitsarana izy dia ho hita eo.
3. tovolahy007 ( 12/02/2009 18:15)
Ngaha tsy hitanareo ny nanaovany an'ny Cote d'Ivoire e? Izay anie ny an'ny Frantsay e, refa tsy ahitany tombotso de ravany tanteraka. Iza no sahy hilaza fa tsy i Frantsa no manosika an'ilay DJ reraka io? Impiry izy no tany Frantsa talohan'ny nihetsehan'ny adalany? Za de hanafatra tsara mitsy ny taranako fa ra vao misy resaka Frantsa zany de ialao fa tsy izy mitsy.
4. tovolahy007 ( 12/02/2009 18:20)

5. fijo ( 12/02/2009 20:33)
efa nazava atrany amboalohany ,fa tsy zakandry zareo ny nahazoan'ny madagasikara ireo fampiantranoan aroa misesy.ka dia natao izay tsy ahatanteraka azy.
indrisy fa ny bandy kely tao antanana ihany no nanaiky namita ny asaratsy
6. Andribe ( 12/02/2009 21:35)
mahazo exil any frantsa lery de mahazo 500 euross isambolana refavieo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. pimaso ( 13/02/2009 18:29)
Misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431