TSAPAO ARY NY HERINAO RY ANDRIANDAHY PREZIDA
1. rabingogilabanga
(
12/02/2009 17:16)
Tompoko, misy aminay ny tsy pour ny TGVno tsy Ravalomanana, tsotra ny resaka:
1) Ny tifitra teny ambohitsorohitra:
SOKAFY NY ENQUÊTE, AMPIDIRO NY ENQUETEUR INTERNATIONAL INDEPENDANT (polisy siantifika), eny @ lapa-n'Ambohitsorohitra sy ny manodidina azy, hanka ny element d'enquete , dia ataovy ny fitsarana (international et independant), moba ny 07/02/2009 sy 26/01/2009
Fa raha tsy izany dia hifanipy baolina eto isika, nefa tsy à la cour de maternelle izy ity ka hifampilaza hoe: ianao no diso, na izaho no diso
2)Ireo nanankorontana:
sambory izy ireo, fa aza avela miriaria eny rehetra eny isan'andro, satria rahampitso, na rahafakampitso , mbola hanankorontana hatrany izy ireo, dia firy indray no ho faty? dia iza indray no diso? andro iray mampalalaka azy ireny dia hisy foana ny rotaka hoy ianao.
3)Fa raha tsy izany dia:
a)na tsy manana fahefana hi-commande ny polisy sy miaramila intsony ianao, vous avez perdu la main.
b)Na matahotra ny vahoaka ianao , satria tsy sûr @ vahoaka manaraka anao ianao
[b]c)donc vous avez perdu la commande du pays, vous êtes président mais personne ne vous obeissez plus.[/b]
Vous n'etes qu'un simple chef de famille comme moi, comme Monsieur tout le monde: SEULS VOTRE FEMME (VOS FEMMES?), VOS GARCONS ET FILLES VOUS OBEISSENT
donc ny maha eo anao no vao maika mapitatra ny tsaho rehetra, sy mampitombo indray ny korontana
fa raha hery @ famonoana ny mpiray tanindrazana kosa no hery lazainao hoe tsapao, dia I COUTITY sy DORICK, ary RATSIRAKA, dia lazaina fa manana izany hery izany koa.
TSY HO IANAO ANEFA RY ANDRIANDAHY NO HITOVY @ ireo
SOKAFY ARY NY ENQUÊTE INDEPENDANT
s

novalian'i salopard ny 12/02/2009 18:11
4. salopard
(
12/02/2009 18:11)
Inona moa no hery ho tsapain-dRavalo eo e!
ki- LALAO angaha izy ity ka ho tsapatsapaina eo
ireo no mi-obeir, fa ny mandidy an'i zoky VALOMANANA dia OSY MAINTY
MADAGASIKARA oentin'ny OSY MAINTY

rabingogilabanga:
SEULS VOTRE FEMME (VOS FEMMES?), VOS GARCONS ET FILLES VOUS OBEISSENT