Politika

kidoropamba ( 15/02/2009 15:24)
Hitanay ny sarin'ireo mpanohana ny jadonan-dravalo any Europa manontolo. Kay 12 ihany sisa. hin!hin!hin!hin!hin!hin! Fa naninona loatra ALEFASO ANY TSIAFAHY DAHOLO FA MBOLA MISY TOERANA AO.... tohiny
novalian'i belaza ny 15/02/2009 18:42
gabidemony ( 15/02/2009 11:23)
Mba aòna ny hevitry ny vahoaka @ Andry @ty zavatra ho kasainy sy ataony @zao ity ? Mba anisan'ny le olona hanova ny gasikara handroso fa tsy hihemotra nandrasan'ny olona ve izy :?: :?: :?: ... tohiny
lemenakely ( 15/02/2009 06:13)
Izay teny izay no hitako NAFONJA tao @ ilay reportagen ny arte iny!...Ary ny fahaizan ny businessman autodidacte 2 lahy mampiady olona , sy mampanantena ny izao sy izao , ary koa ny MBOLA inoan ireo o... tohiny
naughtyboy ( 15/02/2009 04:56)
Ialako tsiny mialoha ry mpiserasera raha nataoko ho teny vahiny ranoray ity lahatsoratra ity araky ny taha @ ireo firenena hafa ny fihevitro ny lesoka arapolitika ao amintsika,noho ireo teny marobe ts... tohiny
MANAKASINA ( 15/02/2009 04:12)
raha ny fahafantarako dia mbola tsy azo ny lapan'ambohitsorohitra, izao ny cua koa votsotra, nefa ny ministera alaina, oviana ary no iveriana @ ireo toerana ireo ny mpitarika ny tgv, sa ijanona eny a... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/02/2009 23:41
xxx ( 14/02/2009 21:50)
fandaharana momba ny ny tolona ataony vahoaka @ zao fotoana, aoriany ny taihity resaka Madagascar!!! http://plus7.arte.tv/fr/detailPage/1697660,CmC=2441042,scheduleId=2415564.html... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/02/2009 10:36
Noue ( 14/02/2009 21:12)
[b]Place du 13 Mai[/b] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img183.imageshack.us/img183/7066/mahamasina1402090401vn3.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/img183/mahamasina1402090401vn3.j... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/02/2009 23:44
lemenakely ( 14/02/2009 20:22)
1972 : dia efa namoaka izany hira izany ny tarika LOLO SY NY TARINY , FRS IALAHY 2009: 37 taona aty aoriana mbola vao maika MADITRA BE !.... :!: ... tohiny
xxx ( 14/02/2009 19:58)
Ny president ra8 sy tgv samy milaza ho prezidant daholo,hampiavanina tsy mety mihavana ka hoy aho hoe maninona raha mafy be tgv dia tokony ho samboriny i ra8 na i ra8 misambotra an'i tgv,dia vita ... tohiny
kaiky1 ( 14/02/2009 19:53)
[b]Bold text[/b]Dia mahagaga sy mahavariana ny seho mitranga eto aminy Mada aminizao.Angamba tsy nisy nihevitra ny tsirairay fa izao no ho hita amin'ity 2009. Toa hoe taona ny fampisehoana hono izy i... tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 20:31
zama91 ( 14/02/2009 19:26)
Tsy izay 10.000 nilahatra teny @ 13mai no handeha hanosihosy ny safidin'olona il ya 2ans nifidy an'i ra8 55pourcent ny vato mankery.Tsy misy intsony izany firenena eto ambonin'ny tany hoe haka fanjaka... tohiny
Noue ( 14/02/2009 19:19)
fa nahoana no lazaina fa [b]« président de la Haute autorité pour la transition », [/b] i TGV ee ??? nga Madagasikara fanjakan'ny baroa no afaka manao an'zany izy eee ??? Madagasikara dia firenena... tohiny
pimaso ( 14/02/2009 18:21)
Mahagaga fa tsy misy mise à jour intsony ny sary @ viva sy tv + fa izay olona sy akanjo sy ensemble de mouvement hitanao andavanandro dia iny foana no hanaovana matraquage Mihena foana le isan'olona... tohiny
lemenakely ( 14/02/2009 17:30)
1947 : TOLONA 1972: TOLONA 1991 :TOLONA 2002 :TOLONA 2009: TOLONA Ny zavatra tena hita sy tsapa toa arakaraka ny HIADIANA ny TSY RARINY @ ity resaka TOLONA ity , toa vao maika MILEN... tohiny
novalian'i Noue ny 14/02/2009 19:09
Noue ( 14/02/2009 17:11)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/7128/ravalomanana140209jk1.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/img15/ravalomanana140209jk1.jpg/1/][IMG]http://img15.imageshack.... tohiny
klitika ( 14/02/2009 16:17)
za androany variana nanao tornike teo amin'ny 13 fa tena mba nilay satria rehefa milalao fotsiny dia nahazo saosy. Dia natsoiko ny bandy akama mba nandeha teo sitrany ahay aloha kaly herinandro k'l... tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 16:57
kidoropamba ( 14/02/2009 15:19)
Izao izy e: Mazava ny stratejia ato @ vahoaka tarihin'ingahy lehiben'ny fahefana Avon'ny Tetezamita, Andry Rajoelina: 15 Andro no nomen'i ministry ny fiarovam-pirenena, jeneraly am-perin'asa MAMPIANIN... tohiny
ralalaina ( 14/02/2009 14:00)
voaporofo fa notambazana vola ny olona tonga teny mahamasina anisany izany ny tenako izay nomena 100 000fmg,ankoatra izay misy guichet tao mahamasina nanomezana ireo olona avy lavitra,mbola filaharana... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/02/2009 02:20
Noue ( 14/02/2009 13:40)
[b]Le doute s’installe dans le camp d’Andry Rajoelina[/b] io aloha dia efa niaraha-mahita fa tonga saina ny olona fa natao sorona eee! [b]16:00 - Andry Rajoelina peinerait à recruter au s... tohiny
novalian'i Noue ny 14/02/2009 17:27
badboy ( 14/02/2009 13:03)
Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago... tohiny
novalian'i badboy ny 14/02/2009 22:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4075