Politika
ARINOFY
(
17/02/2009 12:43)
Mijery sobika.com za zao de niteny ny tao oe lasa any @ toby Ratsimandrava ny delegation ny tgv 14H45.Ny topmada anefa milaza fa t@ 15H10 de nanao ultimatium ny emmonat rizareo 30mn.Koa mba omeo vaova...
tohiny
novalian'i molota ny 17/02/2009 18:17
andrywui
(
17/02/2009 12:42)
Aza mihevitra oe hijannn hatreo ny kilalao an !!sambobalala main'andro io e!!
ny andro mbola ho lava ny alina misy hisainana ka tsy taitra fotsn klony ee! du calme !! he he he he ...
tohiny
novalian'i Optik ny 17/02/2009 17:32
Noue
(
17/02/2009 11:53)
izao zany no atao oe democratie TGV
[b]*alaina aloha ny mpiandry atao sorona , religieux
*potehina tantetara Antananarivo
*mandromba, mandoro, mamaky sns
*atao sorona ny vondron'olona i...
tohiny
novalian'i Noue ny 17/02/2009 13:57
rataxx
(
17/02/2009 11:13)
Amiko aloha tsy mitovy ny t@2002 - 1991 no zavatra mitranga ankehitriny
inona moa no angala ministera?
de afaka miverina ao ve ireo Minisitry ny HAt rahampitso sy ny manaraka.
sa fampisehoana fotsi...
tohiny
novalian'i barry ny 17/02/2009 17:17
nyavo2000
(
17/02/2009 11:05)
Hita sy tsapa ankehitriny fa romotra sy tsy manaiky ny taktikan'ny TGV intsony ny vahoaka nentiny. Romotra sy tsy voafehy intsony satria saika mifanohitra ny kabary atao sy ny valiteny omen'ny vahoaka...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/02/2009 09:58
andrywui
(
17/02/2009 10:06)
He he he !! Sambo balala main'andro ity ka raha tsy azoko anio de azoko ampitso ee!! ra nandamoaka ny anio ny ampitso mbola andro ,, rahafakampitso mbola andro tsara sy tena mety ,, ny afaka 1 vo...
tohiny
novalian'i molota ny 17/02/2009 17:10
benasy
(
17/02/2009 09:57)
Izaho manome toky anareo, ary tsy misy ahiana ny amin’izany!
Fa isika vahoaka eto, mifandramatra, mila hifamono mihitsy…… Ireo roalahy ireo,
mody mitarika antsika amin’izao sy izaroa !
...
tohiny
novalian'i benasy ny 18/02/2009 11:08
kabota
(
17/02/2009 09:04)
Atsangano ry Andry miaraka amin'ny FFKM ny rafitra itondrana ny tetezamita fa tsy mijanona amin'ny gouvernemanata fotsiny
- Assemblée consultatif izay manao lalana sy mijery ny préparation 4é repu...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 17/02/2009 11:12
rataxx
(
17/02/2009 08:53)
Atao ao anaty sachet transparent hono ny sakafo, de tavoahangy plastika classiko no asiana ny rano, ozy sareraka fa ny kibay sy ny vato efa vonona any anaty fiara daholo fa aza matahotra;
de mody mil...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 17/02/2009 11:18
lemenakely
(
17/02/2009 07:59)
Tsy hay moa izay tena anaran ilay ranamana iny , fa raha tadiditsika dia izy ilay lohandohan ny mpisorona mafana fo teny @ 13 mai , ary niaraka t@ jeneraly Dollin teny Ambitsirohitra ny 07 fev iny!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:36
ARINOFY
(
17/02/2009 07:54)
Betsaka loatra ry reto ny lainga nataon'io Andry tgv io teo @ 13 mai.Raisiko ohatra vitsivitsy:
1) handeha hitety faritany aho tompokolahy sy tompokovavy manomboka rahampitso.De aiza zao zay faritra ...
tohiny
novalian'i curieux ny 17/02/2009 15:45
madamakely
(
17/02/2009 07:13)
Ifampilazao fa [b]misy andian'olona mampiely fofon-drongony eny amin'ny olona mpitolona eny @ 13 mai ka manadonto ireo olona ireo sy mandrangitra azy[/b], ka izay no mahatonga ireny fitabatabana tamp...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 12:29
penguin
(
17/02/2009 06:48)
Hehehe dia nirehitra ihany ny otrikafo nokopakopahina tsy ho faty tany Frantsa. Na ny milaza Profesora aza niezaka nitsako mafy ka efa milaza ny handrombaka loka fa efa nisy maro ny may ny fananan'olo...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 17/02/2009 11:20
rataxx
(
17/02/2009 06:25)
nandinika aho ry reto a,
maninona moa raha organisena FACE à FACE @ média i RA8 SY ANDRY
dia arahina direct mihintsy.
ho hita eo izay tena teneniny sy tena ati-dohany.
Atao @ teny gasy tsy manin...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:27
tsinjo
(
17/02/2009 05:18)
Razafimananjato Julien, président d’Assidu, une association proche de Pierrot Rajaonarivelo, ancien ministre de Didier Ratsiraka, et celui des télécommunications, Augustin Andriamananoro, cofonda...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:28
MANAKASINA
(
17/02/2009 04:14)
rehefa tsy azo ambohitsorohitra , tsy azo cua, tsy azo ny ministera , dia aleo aloha fokontany alaina, fa io zao no moramora sady tsy zone rouge, aza makeny iavoloha mihitsy aloha , mahereze ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:28
xxx
(
17/02/2009 00:46)
Le bateau détourné au large de somalie est arrivé à bon port depuis 1 semaine , le chargement de cet bateau laisse des doutes sur sa destination finale(50 chars légers de combats ,des lances rock...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 08:51
nygasysoafifameno
(
17/02/2009 00:31)
Antso avo ho antsika malagasy tia tanindrazana na eto Madagasikara na aty ivelana
Tandindomin-doza ny tanindrazantsika diso ady atao diso toerana iadivana diso fitaovana enti-miady diso hery iadivana...
tohiny
novalian'i rabingogilabanga ny 17/02/2009 09:19
Andribe
(
16/02/2009 22:34)
tsy hita taratra daholo ireo ministra sa mikaroka ny handraisambola fa efa akaiky ny faran ny volana 8) 8) 8) 8) 8) ahoana ndray iny olona mba nahay niresaka t@ ilay maramila mpigidra teo anala...
tohiny
novalian'i rataxx ny 17/02/2009 06:35
Andribe
(
16/02/2009 22:03)
Aza avela irey anie izy ireo na dia diso aza ny lalana anrahiny satria tsy ny vahoaka kely izay voahangony no afaka hanampy azy @ ireo vahoaka malagasy 18 foko 8) 8) 8) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:30
