EFA MANAKAIKY NY FARANY O! LAZON'ADY NO TENA MKAONTY
1. andrywui
(
17/02/2009 10:06)
He he he !! Sambo balala main'andro ity ka raha tsy azoko anio de azoko ampitso ee!! ra nandamoaka ny anio ny ampitso mbola andro ,, rahafakampitso mbola andro tsara sy tena mety ,, ny afaka 1 volana mbola azo hatao tsara !!! fa sao de mievitra hoe mitsefotra de hoe kivy !! tsia !!! mizotra miadana isika !! tsy taitra fa ze leo miala !!! lazon'ady no mikaonty manomboka eto !!!!
novalian'i molota ny 17/02/2009 17:10
2. andrywui
(
17/02/2009 10:16)
he he he ra tsy maovoka ny lundi de ny mardi ra tsy azo mardi de mercredi ra mbola maneno sahona mercredi de jeudi ..... fa tsy misy miala eto marina isika fa de lazon'ady no eto e!! zay ray reraka eto !! fa ny ministera de tsy maintsy azo he he he !!!
3. xxx
(
17/02/2009 10:21)
VAVAK PREZIDA
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"

4. xxx
(
17/02/2009 10:36)
andrywui:
He he he !! Sambo balala main'andro ity ka raha tsy azoko anio de azoko ampitso ee!! ra nandamoaka ny anio ny ampitso mbola andro ,, rahafakampitso mbola andro tsara sy tena mety ,, ny afaka 1 volana mbola azo hatao tsara !!! fa sao de mievitra hoe mitsefotra de hoe kivy !! tsia !!! mizotra miadana isika !! tsy taitra fa ze leo miala !!! lazon'ady no mikaonty manomboka eto !!!!
azon'ela io bainina a,fa aiza le baramina sy ny sisa le,ialahy vao niteny eo ho hita eo dem1,dia avy eo indray ilahy hiteny hoe lazn'ady.Vonon'ny kil iny tgv iny raha mbola mitohy izao ela2 fa aleo ho jerena eto
5. barry
(
17/02/2009 10:42)
Wiwiwi = xxx efa tsy de misy kil ntsony ve ry niakama a! Tsiafahy nama mbola malalaka a! sady efa tenenina oe lisany oa diso filatsaka para tonga de tany ampovoanala fa tsy ny filazanla oe ala vao vakiana efa very lisany tsy mahalala izay atsimo sy avaratra tsony ny boussole tsisy ny phone midecharge ny kaly tsy ampy ny moka manaikitra =)) =)) =)) =)) =)) atsona daholo zao mpiandry sandoka retra zao hahaha , ka na devoly vendrana ara ve letsy de hitsoaka @ reny , zara tsy nikozy teo le devoly oe kaiza ry niakama a! :°)
6. xxx
(
17/02/2009 10:48)
xxx:
VAVAK PREZIDA
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
mamale ny helony fa tsy fantany izay ataony
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. nyavo2000
(
17/02/2009 11:08)
Efa AKAIKY NY FARANY MOMBA AN-DRY ZALAHY E!
NY VAHOAKANY ENTINY ENY @ 13mai ihany no hisambotra azy satria tsy tanteaka ilay fakana fahefana an'arabe satria nijanona ho PRESIDENT DE LA RUE PUBLIQUE
9. ifiona
(
17/02/2009 11:09)
efa n'importe quoi mihitsy ny an'i tgv ka!
efa hita zao fa minoritaire mbola tohizana ihany ny adalany! tsss! na ny mpanara-dia azy aza efa tsy voafehiny intsony!
dia rehefa voatifitra satria tsy manaraka lalàna ireo olona dia lazaina ndray fa ravalo no mpamono olona? eissey oa e 8-)

10. Mirananirina
(
17/02/2009 11:26)
Andao i Andry(wui) atao président e :lol: :lol: :lol:
Azo ataotsinona ny mangalatra any i Dago ko

11. ngoiha
(
17/02/2009 11:27)
Tsy valala intsony ry Adrywi no samborina fa ianareoTGVendrana isany ireo a,manao fikana DINOZORO tssssssssssssssssssssss
12. rataxx
(
17/02/2009 11:40)
EFA AKAIKY NY FARANY E; GENESE DE L'APOKALYPSE.
samy manana ny farany aminy anie
ny farany amin'ireo de tsaraina eo amin'ny Tribunal eo Anosy e!
dia avy eo aterina eny Anjanahary eny @ fasam-bahiny.
Mivavaha ho azy fa tsy fantany izay ataony.
ireo mpiandry sandoka ireo no hitrotro ny fanahiny.

13. ngoiha
(
17/02/2009 11:44)
Mba teneno PRESIDA nareo ry Andrywi woe ovay indray le fika fa araky ny kil daholo a,ianao ve tsinona mba MILISINY AO IHANY .Kay azafady fa diso tsipelina aho IANAO V MBA MINISITRA AO IHANY EEEE
14. rataxx
(
17/02/2009 11:46)
NY AKOHO TSARA RAZANA NO MIARITRA RY ZANDRY, FA TSY NY BOURBONNAISE MISY KANKANA SY TSY MAHALEVONA PROVANDY.
AKOHO FANGALANA TARANAKA FOTSINY IRENY FA TSY NATAO HIADY AKORY
ATERO ANY @ MPIOMPY MATIHANINA ANY IZY RA TE HIADANA
MANENO AMIN'NY MARAINA NO ASANY DE MATORY @TAY AMIN'NY ALINA

15. Simpona
(
17/02/2009 12:00)
efa tsy natory zao lery alina araka ny filazany fa hitady fika vaovao. dia ho hita eo ny fika arosony androany ...
Enga anie fotsiny tsy fandravana tanàna indray

16. peta83
(
17/02/2009 12:15)
Aza de variana mifanakiana fotsiny eo ry reto a!tsy ze am-pandroso ny firenena jerevana fa ...de nareo ireo mpomban-dravalo reo ve mihevitra fa androso ity firenena ity ra mbola izy no eo @ io fitondrana io?za alo tsy any tsony a e, betsaka lotra ny erreur nataony !
17. xxx
(
17/02/2009 12:22)
de ianao io koa ve mihevitra fa raha miala eo ra8 de ho avotra ny firenena? vao maika angamba pire ny situation , marina fa misy tsy mety nataony anefa hataoko fa ny toetra ratsy azo hovaina, ampy hisainany ny zava misy donc aleo izy ihany rehefa tsy mahomby izy de tsy fidiana intsony @ 2010, ampya angamba izay, fa kosa raha raha hoe hanala azy izao kosa aloha tsy izy za e! de hoentin'ireo goika antitra efa nalohan'ny vahoaka ireo ve? NON kosa e!
18. andrywui
(
17/02/2009 12:29)
simpona ,rataxx ,nghoia ,Miranirina ,ifiona ,nyavo ,yuka ,barry ,molota ,pengiun ,razouzou !!! rehefa tonga ny tokoa otranle tam 26/01/ iny de tsa hita eto daholo aloh 3andro !!! he he he ehe fa izao be vava be alou
19. peta83
(
17/02/2009 12:31)
de misy isainantsika ihany ko ny zavatra zay efa vita hatram'zay.de aleo ary izany miandry fifidianana @2010 ary refa zay no tinao e!de samia koa manao recap ny fiainany nandritry zay taona maro zay!eo amin'ny lafiny retraretra.
20. rataxx
(
17/02/2009 12:40)
FIRY MOA NY VATO AZON'I MONJA FILS T@ ELECTION PRESIDENTIELLE FARANY TEO?.................
MIANDRY NY VALIN-TENIN'I ANDRYWUI ZA
TANDREMO SAO MANORATRA DEUX CHIFFRES AN
MIANDRY NY VALIN-TENIN'I ANDRYWUI ZA
TANDREMO SAO MANORATRA DEUX CHIFFRES AN