EFA MANAKAIKY NY FARANY O! LAZON'ADY NO TENA MKAONTY

21. madamakely ( 17/02/2009 13:22)
bonne nuit lesy andrywui a, aza miraharaha zay vavan'ny maty an-drano any a. Mbola hihiratra ny voamason'ireo fa ndao moa jerena é.
22. xxx ( 17/02/2009 13:40)
ahona ity matory atondro ity ry madame kely an mbola tsy hariva akoary ny andro :-* :-* :-*
23. Mirananirina ( 17/02/2009 16:25)
simpona ,rataxx ,nghoia ,Miranirina ,ifiona ,nyavo ,yuka ,barry ,molota ,pengiun ,razouzou !!! rehefa tonga ny tokoa otranle tam 26/01/ iny de tsa hita eto daholo aloh 3andro !!! he he he ehe fa izao be vava be alou

Ahoana ary izany mora romotra izany.Mbola aiza re izany e.Ny kilalao mola ho ela e.Ary vava no ampiadina,nefa tsy misy mahazo toerana na 1 aza.Sa nahazo Andrywui e.Inona hono izato ianao izao:ministre,assistant,sa inona.........
24. andrywui ( 17/02/2009 16:30)
ok madama kely fa bn8 kou fa aleo aho alou hanafay kely anreto tim reto
25. molota ( 17/02/2009 17:10)
Lazon'Ady mihafara @ny filalaovana Vody akoho V :-D aza mb V ihany :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0967