Politika

andrywui ( 18/02/2009 19:37)
Variana manasa vangy amiko ato nareo fa i Penguin ane hatramle orambe nivatravatrta be le namely anlery tetsy mahamasina iny tokoa ane de nanomboka tsy salama lery de zao very tanteraka zao e!!! nidit... tohiny
rabingogilabanga ( 18/02/2009 17:19)
[u][b]Tsy extremiste, na jusqu'au-boutiste ny tenanay (toin'ny ankabeazan'ny gasy)[/b][/u], tsy hoe RAVALO hatramin'ny farany, na TGV hatrany hatrany, raha lazaina fa diso i TGV nitarika vahoaka,... tohiny
NyMisaina ( 18/02/2009 17:19)
Début d'ouverture des Enquêtes, en vue des procès à l'encontre de Andry Rajoelina et toute son équipe: Misokatra ny fanangonana ireo porofo mipetraka rehetra. Hanampy izay rehetra efa eo am-p... tohiny
novalian'i a256011 ny 19/02/2009 07:31
andrywui ( 18/02/2009 16:55)
kilalao vao manomboka defa faly ny sasany ,mitagataga ny sasany , mifampitsetsetra ny sasany , miara mifanaiky be fahatany ato ny sasany !! de tenatsa misy saina hoa ry lereto kah :!!!!! efa hoe tsy ... tohiny
xxx ( 18/02/2009 16:48)
Raha ny fijeriko an ity raharaha ity dia mitovitovy @ lalao baolina kitra eny ambony kianja , misy mpilalao eo misy arbitres fa ilay eo ampovoany moa no tena mandidy sy manapaka ny lalao eo ambony kia... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 21:11
salopard ( 18/02/2009 16:38)
Ampy izay ny fitavozavozana, ho raisiko ny andraikitro, hanomboka anio ny greve de la faim-ko (fa tsy fin-ko akory), mandrapialan-Dravalomanana, dikany: -Hitsahatra tsy hisotro rano aho -Hitsahatr... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/02/2009 21:08
Noue ( 18/02/2009 16:35)
Rehefa tsy [b]nahomby ny fanaovana SORONA NY MPIANDRY [/b] dia inona indray no atao eee ??? tena olona tsy vanona mahintsy ny olona manao an'zao eee ! tsy mataho-tody !! :evil: :evil: :evil: [... tohiny
novalian'i Noue ny 18/02/2009 20:57
Razouzou ( 18/02/2009 14:50)
Araka ny source haino dia miomana ny hiondrana eto frantsa i Rajoelina.Matahoatra ny lehilahy sao samboriny vahoaka sy ny miaramila :-D :-D . Manantena ny fitondrana mba hanarina aingana ireo simba s... tohiny
mitoetra ( 18/02/2009 14:40)
[b]Ampangino politika nareo e![/b]Ampangino zanakao viavy ty e! Maresaka e! maresaka Ampangino vavan'ny mamolava Mitabataba; mitabataba Ampangino politika nareo e! Mankaleo, mankaleo Ampangino ... tohiny
novalian'i Noue ny 18/02/2009 14:50
Andribe ( 18/02/2009 13:56)
Toa olona 7 isa hono sisa no nilahatra nanaraka an i andry tgv testy mahamasina mba omeo sary hoe hijerevana izany olona 70 izany 8) 8) 8) 8) . Ataovy serieux le izy waaa aleo za no han... tohiny
rataxx ( 18/02/2009 13:54)
félicitation kosa aloha hoa an'ilay Ministre nahay nadrebireby vahoaka teo ini e! iny no tokony hatao président indray. maninona moa raha ilay tetezana (Ministresno samborina) mihintsy no tapahina... tohiny
nyavo2000 ( 18/02/2009 13:46)
Mazava ny làlan'ny fitondrana ankehitriny, ny filazan'ny Tafika koa manamafy izany, manery ny TGV hifampiraharaha ary tsy ho be mokondoa intsony ny olona rehetra, satria avy daholo moa ny tsy faneken... tohiny
novalian'i Belami ny 18/02/2009 22:01
lemenakely ( 18/02/2009 13:35)
Tapidalan-kaleha avokoa @ izao na ny mpitondra na ny mpanohitra ,eny na isika olon-tsotra koa aza ity toa velom-panontaniana hoe :TSY EFA AMPY VE IZAY ! Tokony hijery vahaolana haingana angamba satri... tohiny
Noue ( 18/02/2009 13:14)
fa lasa aiza lery klet'ieee ??? nadabony tao zany ny mpanaraka azy ??? dray dray dray ! toa tsisy lazaina androany zany eee !! [b]14H30 : Fin de la manifestation. aucune avancée. rien à signaler... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/02/2009 21:30
nyavo2000 ( 18/02/2009 12:26)
Raha tena jerena ny foto-kevitra amin'ilay hoe maka ministera de tena tsy hita loatra ny antony na izay mety ho tombony ho azo, satria raha atao hoe "tafiditra" ao ry zalahy, dia anao inona anefa " an... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 19/02/2009 07:53
lemenakely ( 18/02/2009 12:13)
Maromaro hatrizay niatombohan ny gidragidra teto izay ireo mpanao gazety vahiny tonga mampita ny vaovao misy eto amitsika. Nisy zavatra maro ni se passer tao ny tena action toy ny black monday , ny... tohiny
novalian'i Noue ny 18/02/2009 20:44
nofinofy ( 18/02/2009 11:56)
Izaho dia olona tsy mpivavaka be, fa nahagaga ahy ny nahita ireo mpiandry handeha hialoha lalana. Tsy ao Antananarivo aho io manoratra io, ka tsy dia mazava amiko ny fandehan’ny tantara. Fa izao :... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:41
Noue ( 18/02/2009 11:39)
[b]“L’armée n’est pas là pour prendre le pouvoir, mais elle est prête à accomplir son devoir”[/b] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img16.imageshack.us/img16/5584/p18cef20qm9.jpg[... tohiny
xxx ( 18/02/2009 11:37)
vaovao farany, rava ho azy indray ny tolona e! tsisy ministera azo de nolazaina indray fa ny vady amanjanaky ny miaramila indray no hatao loha laharana rahampitso, de @ zay hono tsy sahy hitifitra ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:52
rataxx ( 18/02/2009 11:19)
Ny tena marina koa rangahy dia ireto Média ireto no tena mampiady vahoaka eto @ tanana. maninona anefa raha lazaina izay notenenin'ny olana fa tsy fausse interpretation lava izao no atao, hany ka na... tohiny
novalian'i Andribe ny 18/02/2009 14:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5515