RAHA TSY FIFAMPIRAHARAHAN DE ROSO @ ARRESTAT° an'i ANDRY TGV
1. nyavo2000
(
18/02/2009 13:46)
Mazava ny làlan'ny fitondrana ankehitriny, ny filazan'ny Tafika koa manamafy izany, manery ny TGV hifampiraharaha ary tsy ho be mokondoa intsony ny olona rehetra, satria avy daholo moa ny tsy fanekena.
Na de ho sarotra ihany aza ny toerany manoloana ireo antokon'olona mpanohana azy de voatery izy hiditra amin'izay fa raha tsy izany dia ny fonja no miandry azy.
Andrasana mety ho @'ity herinandro ny vokatry ny fihaonana, na @ herin'andro ambony farafahatarany ny conclusion. Ny azo antoka de izao tsy hisy ny décision extra-constitutionnelle ao anatin'izany, zany hoe tsy misy manafoana ny maha filoha and-R8, ny institution rehetra mijanona avokoa, ny goverenemanta no mety hisy fiovana, ny lalam-pifidianana no mety ho programa hodinihin'ny assemblé sns...
Raha toa mihizingizina ny TGV, dia miroso amin'ny état de nécessité na état de siège isika de ny fisamborana azy no efa ao anaty programa ary ireo mpikambana hafa ao amin'ny TGV de résidence surveillée daholo...
Ny TGV dia manana intérêt hanaiky ny fifampidinihina ary tsy ho be ady varotra.

novalian'i Belami ny 18/02/2009 22:01
2. Mirananirina
(
18/02/2009 14:02)
Ny TGV dia manana intérêt hanaiky ny fifampidinihina ary tsy ho be ady varotra.
Dia inona fa tsy hitsoaka aty andafy indray lerye.Izy ve hanaiky higadra eo.
3. rangorivao69
(
18/02/2009 14:26)
raouioui> KARAKARO NY TRANO FA HO AVY ANY TGVADINELAH :twisted: :twisted: :twisted:
5. ratavao
(
18/02/2009 15:00)
Te-hipetraka any Andafy ve izy tsy naleony nandray ny vola 100 milliards e!
6. fijo
(
18/02/2009 20:15)
izay miresaka izay ko ano fahendrena e;efa manomboka mankaleo le firenena mikatso fotsiny eo.za efa te hody
7. Belami
(
18/02/2009 22:01)
t@ 91 ange efa nalefa notazonina tany Mantasoa ry Zafy sy ry Bao Andriamanjato fa inona no vokany tamin izany ?
Tsy vahaolana zany arrestation izany raha ho ahy manokana!!!