mait volana aloha'n Habib lereto ka! vo mnombok ne n lalao e
1. andrywui
(
18/02/2009 16:55)
kilalao vao manomboka defa faly ny sasany ,mitagataga ny sasany , mifampitsetsetra ny sasany , miara mifanaiky be fahatany ato ny sasany !! de tenatsa misy saina hoa ry lereto kah :!!!!! efa hoe tsy maika fa ny antso ane mbola tsy nisy fa mbola miandry antso ee
novalian'i rangorivao69 ny 18/02/2009 22:55
2. Noue
(
18/02/2009 17:00)
klet'ieee ! mbola vao manomboka foana ve eee ??? efa the end leisy ry wiwiwi aaa ! ho hitan'lahy eo io radem !! fa lasa taiza aloha ny ekipan'lahy tgvendrana no tsy sahy niseho androany eee ??? :-D :-D :-D :-D
3. Optik
(
18/02/2009 17:38)
Barre à mine aho e,
Barre à pince aho e,
Lapique aho e,
Gateaux am-paosy aho e,
Lohan'omby masaka aho e,
Vary miandry ritra aho e,
......miandry antso aho e,
Andrywui aho e.....
Makatsy e, makaroa... ôry, ôrà ...
Barre à pince aho e,
Lapique aho e,
Gateaux am-paosy aho e,
Lohan'omby masaka aho e,
Vary miandry ritra aho e,
......miandry antso aho e,
Andrywui aho e.....
Makatsy e, makaroa... ôry, ôrà ...
4. zama91
(
18/02/2009 18:06)
mba milaza moa lesy ry andrywui hoe tsy tafa intsony tolona an,efa hita mibaribary be izao :lol: :lol:
5. Andribe
(
18/02/2009 18:45)
Sao dia mba lasa film hors serie eo kosa no hiafarany an. Avereno ny volanay wi wi avereno ny volanay. Iza ndray zao no acteur vaovao eto ankoatran i wiwi sy noue :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^)
7. rangorivao69
(
18/02/2009 19:08)
raouioui> JEREO NY VOALAZAN'OPTIK IREO ;IREO NO DAHOLO NO FOTO-KEVITR'ELAH TATO!!! AZA MBA VENDRAMPOOR HOA ,AIZA ELA NO TSY HO VOAHOPA KOU REFA MANOPA OL :twisted: :twisted: :twisted:
8. andrywui
(
18/02/2009 19:32)
Rangory !! tsy miresaka amlah ah !!!!
__fa lasa aiza tokoa ry reto i Penguin a!!! tena tsy hita efa ho 4 andro ane lery e!!! sao ary de daitra marina tamle orambe ndray asabotsy ry lery e!! tokony ho tadiavina ihany fa mety any am hopital iny akama iray iny kléé !! otran'ny malaelo anlery ndray aho zany !! sao ary de gly marina dagà !!!
__fa lasa aiza tokoa ry reto i Penguin a!!! tena tsy hita efa ho 4 andro ane lery e!!! sao ary de daitra marina tamle orambe ndray asabotsy ry lery e!! tokony ho tadiavina ihany fa mety any am hopital iny akama iray iny kléé !! otran'ny malaelo anlery ndray aho zany !! sao ary de gly marina dagà !!!
9. rangorivao69
(
18/02/2009 19:40)
raouioui>NTSOOONALEH KA LEHEVITR'ELAH LEITY TSY MITOMBONA,FA AMPAKAROKELY NY LENTA!!! :evil: :evil: :evil:
10. andrywui
(
18/02/2009 19:42)
rangory !! atsaharo ny teny ratsy oa fa ts miresaka aho !! :miam: :miam: :p :p
11. rangorivao69
(
18/02/2009 19:43)
raouioui>ZAO NDRAY VE VAO MANOMBOKA NEFA 3 SEMAINES ELAH MILAZA KOTAYMOLYATAOVY E ,HIVIDY LASANTSA DE INONA NDRAY NO HOLAZAIN'TENA ETO ZAO :twisted: :twisted: :twisted:
12. andrywui
(
18/02/2009 19:47)
Tsy teny ratsy zany lety fa fanalana anlah ah !! fa ity po...tenenlah ty no tsy izy mits
13. rangorivao69
(
18/02/2009 19:56)
raouioui> RAHA AJANONELAH NY INSULTES ATAONELAH @ IREO PISERA IREO DIA EZAKA BE NO VITANELAH,TSY ATAON'NY KIL MAMAY ELAH :D
14. andrywui
(
18/02/2009 20:15)
Tena zany mahamay zany mitsy no reveko ra tsy misy teny ratsy oa !!!! ataovy milay ary le kozy rangory a !! elah ane ry lety tsy ampy hampihinananiko ato fa aza mteny ratsy fotsiny !! OK ?
16. xxx
(
18/02/2009 20:26)
tsy mety kosa zao rangorivao 69 fa ataovy tsisy teny ratsy marina e
: rangorivao69 [ Valio ] 18-02-2009 20:08:33
Lohateny : Re : mait volana aloha'n Habib lereto ka! vo mnombok ne n la
raouioui> JEREO NY VOALAZAN'OPTIK IREO ;IREO NO DAHOLO NO FOTO-KEVITR'ELAH TATO!!! AZA MBA VENDRAMPOOR HOA ,AIZA ELA NO TSY HO
: rangorivao69 [ Valio ] 18-02-2009 20:08:33
Lohateny : Re : mait volana aloha'n Habib lereto ka! vo mnombok ne n la
raouioui> JEREO NY VOALAZAN'OPTIK IREO ;IREO NO DAHOLO NO FOTO-KEVITR'ELAH TATO!!! AZA MBA VENDRAMPOOR HOA ,AIZA ELA NO TSY HO
17. rangorivao69
(
18/02/2009 20:34)
raouioui>ARY LASA XXX NDRAY LE TGVENDRANA!!! ARY TOA OMPAINELH NDRAY PINGUIN,ETO LE HEVITRA FA TSY RESABOUDY IO NO ATAO AN-DOHA LEITYA :twisted: :twisted: :twisted:MILA SUPPO NDRAY VE NY VAVALAH :evil: :evil: :evil:
18. Noue
(
18/02/2009 20:36)
aza miteny ratsy kosa ry rangorivao69 aaa ! mba samy mafana fo eto isika rehetra eee ! eto no mba hanalana azy eee ! fa aza hasiana teny ratsy fa tsy lasa eee :^) :^) :^) :^)
19. rangorivao69
(
18/02/2009 20:44)
Noue>BE LESONA BE raouioui, NEFA JERO NY DINIKA VAO NATSANGANY AO? FA TONGA DE OPA,REFA TSY NELAH ATAO @LAH LEITY DE AZA MANAO OL A!!!MAZAVA VE ZANY raouioui :evil: :evil: :evil: :evil:
20. andrywui
(
18/02/2009 20:46)
Rangory ___ vava no eto ry dondrona fa tsy teny ratsy a rehefa tsy mahatanty de ndana miainga any ty fa otran manome lagy ko le babakoto lahy ty !! tsy mahay afatsy teny ratsy !!! ndana elah miainga any fa tsssss!!! :P :P :p :p :p :p :p :p :-$
