mait volana aloha'n Habib lereto ka! vo mnombok ne n lalao e
21. Noue
(
18/02/2009 20:56)
kalam fotsiny leisy ry rangorivao69 sy wiwi aaa !!! samy mba mafana fo eto isika rehetra eee ! ny zava-miseho aza efa tsy fidiny dia ny antsika eto mba hevitra fotsiny eee ! klet'ieeee !! lisany ve adala eee !!! :^) :^) :^) :^)
22. rangorivao69
(
18/02/2009 20:59)
raouioui>ARY TOA NIBARADAKA SAHADY LE KEKY ENDAKA TY E, MBOLA AIZA NY MIANDRY ANELAH :twisted: :twisted: :twisted:
23. andrywui
(
18/02/2009 21:05)
Merci letsy ra-Noue fa ento milam rangory ah !! ty ny dimy de tohizo ny resaka !!! Ny lalao politika oa vao manomboka izao fa tsy misy mitsaoka sy miala zany eo !! tsy stratezian'ny TGV ny mitsoaka izany !! ny voady de ny oe :: "nous vivons ensembles ,nous mourons ensembles " fa ts mis miala zany eo Raly a!! ny kilalao mbola ho ela fa ny aina no matezĂ oa !! ary ny saina no ataovy matsilo tsara fa kely sisa ny famaranana e!!! andro vitsy sisa isaina !!! efa misy ny plannn maty paika sy efa vonona fa miantso ndray mande fotsiny amzay oe tongava daholo amzay de ho avy daholo ny pokna satri tsy mbola nisy fiantsoan ane hatramzay fa ze te ho tonga fotsiny reny teo reny ee!!!
25. andrywui
(
18/02/2009 21:19)
Rangory ah !! raha tena tezitra amiko marina ary elah de tifiro ny totondry mafy be ny ordi eo alohanlah de tena inoako fa tena tezitra amiko marina elah !! fa zao aho mbola tsy mino !! tairo !!
26. rangorivao69
(
18/02/2009 21:45)
raouioui> ALEO ELAH TSY VONOINA ALOH FA TSISY ANALANA?ALEFASO HOE LE OPALAH RENY :evil: :evil: :evil:
27. andrywui
(
18/02/2009 21:52)
Rangory ah !! ra te ahita ahy tokoa marina lesy elah de ao amin hi5 misy ahy ao ah !!! elah ane ndraindray mba mahafinaritra fa rehefa mihetsika ny hanikazonlah zay de tena tsy izy mitsy e!!! zao ty penguin ty tsy hita maty tsyhita velona tsy hita ze mba hevitrelah momba azy nefa mba bandy mahafinaritra iany ane le iny e !! sady laisany samy Ravalo nefa za ndray no mahatsiaro anlery oe nanjavona efa ho 4 andro zay izy
29. rangorivao69
(
18/02/2009 22:03)
raouioui>JEREVAKO NY MOMBAMONBA TENA ,HOE GERGY ,GERGY LE VENDRANA TY 95 FA 93 A!!! PEHAKO HOA ELAH :evil: :evil: :evil:
30. andrywui
(
18/02/2009 22:31)
Rangory a! Ary elah oa toa tena tezitra be amiko foana ry lety a !! mbola tsy lefy foana ve le maina efa hatramn atandro iny le !! sa elah sady manoratra no mihanika ??? hi hi hi hi
31. rangorivao69
(
18/02/2009 22:55)
EO AMPAMAHANANA ANELAH MINTSY ZAO NOATAOKO ARY AZA MIKIKA MAFY ELAH :evil: :evil: :evil:
