Politika

penguin ( 20/02/2009 10:24)
Hamaly aho é, hamaly aho a hoy ny andrywuiwuimasopokonofa. Mba olona niofana apetraka eny ry andrywui fa tsy izao hita eran'ny lalàna rehetra io a. Avy eo hanaovana rakitra indray hinanany hanina. E... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 12:57
ralalaina ( 20/02/2009 10:22)
Naka ministera izay efa azony ny TGV indray ra8 alina tsy nanaiky lembenenana anefa ireo andrimasom-pokonolana eny fa na dia tanam-polo aza no entina niaro izany saingy RA8 efa fantatra ny toetrany fa... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:17
ralalaina ( 20/02/2009 09:40)
Tena matahotra mafy RA8 ry zalah,navoaka eny anosy ny blinde hiaro ny ministera rehefa hita fa tsy manaraka ny yteniny intsony ny miaramila nefa tsy mahasakana ny pokona zany raha vita tanteraka ny ad... tohiny
novalian'i yuka ny 20/02/2009 13:59
Andribe ( 20/02/2009 09:05)
Tong ny fitaovana vaovao hanaparitahana ny mpivorivory. Hay kay bala caoutchou sy basy rano le izy. Fa mety mahery be ny tosika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 10:27
andrywui ( 20/02/2009 08:51)
Tena mafy sy tsy rariny intsony alou raha ny teny nataonareo ireo ahy klééé !! tadidiko daholo nareo reny Noueéé be vava be!! Yuka moa nitagataga be mitsy !tsinjo namparary fo be , Penguin nanozo... tohiny
novalian'i Noue ny 20/02/2009 14:55
Noue ( 20/02/2009 07:31)
mamangy ny fahoriana leisy ry wiwi aaaa ! ianareo anie efa lazaina oe tsy azo atao ary voarara ny lalàna ny mi-squatter eee ! dia fafao tsara ny ranomaso leitsy aaa ! ao fa omeko mouchoir mahintsiny ... tohiny
novalian'i Noue ny 20/02/2009 12:14
Andribe ( 20/02/2009 07:22)
hanangana governemanta vaovao etsy @ 13 mai koa hono ra8 :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 10:20
BOYSGOSS ( 20/02/2009 06:58)
Ny TGV dia tsinjoko hatreto fa tsy dia manana intelligence sy prudence izay manampitrotraka ny tsy hananany legitimité sy legalité ary sahiko ny miteny 100% fa tsy ho ela intsony dia ho vita izy ity... tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 11:21
galloper ( 20/02/2009 06:47)
indray mandefa ve no manta-vary de handevi-tsotrobe; matoa azo iny t@ atoandro, de azo vakiana tsara ilay ministere; ndao indray androany, 4 omaly, fenointsika 10 io androany. AZA MORA KIVY E, TSY ... tohiny
novalian'i tequila ny 20/02/2009 11:30
penguin ( 20/02/2009 06:47)
Ré fa voa mafy ny havana roalahy izay nifaly sy nirebika raha vao nandré fa nahazo Ministera 4 ny mpandroba kinanjo voadona tampoka indray ny andrywuimasompokonolona ka tsy nahatohitra. I andrywui t... tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 12:20
Fanhaiky ( 20/02/2009 06:22)
Nanontany tena aho omaly oe: Ra8 sy ny GVT ve de hanaikinaiky foana hamela an'ireo oe Ministera azon'ny TGV satria izy izany no tena vendrana sy dondrona ka hanaiky izany eo Deraiko manokana ny Tafik... tohiny
novalian'i ndenn ny 20/02/2009 15:37
penguin ( 20/02/2009 06:20)
Araka ny vaovao renay koa dia mba namaly ny ara-dàlana ka efa misy ny tafaverina ireo Ministera nidirana andro hariva. Tsy nahatohitra ny andrimasom-pokonola ka nilefitra ary efa nosoloan'ny olona in... tohiny
novalian'i penguin ny 20/02/2009 10:19
klitika ( 20/02/2009 06:06)
Nga tsy ry zalahy ireny ilay nodradrain'ny 13 Mai hoe nivarotan-dRa8 ny Nosy Mitsio, Kay akaman'i Lucky Luck tsy misy Jumper, saika ahazo ilay nosy ambongadiny amin'ny tsy vidiny akory raha ry zala... tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 14:44
ainaheri ( 20/02/2009 05:56)
Mba nisy nandinika ve nareo tato mpanaraka politika reo oe,naninona ra8 no tsy sahy tonga tany @ meeting t@ voalohany? Satria natahotra lery sao tsy ahazo olona,vao hita fa nahazo oul t@ voalohany d ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 07:41
tsinjo ( 20/02/2009 05:54)
andrywui a votsotra alina letsy ny ministera notafihany mpitandro filaminana alina hihihihihi wuwi wuiw uwi w... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 11:31
rataxx ( 20/02/2009 05:39)
Tsy misy asa vita eo raha tsy "plein" pouvoir Aza mbola mandiha aloha fa tsy tapany akory e! :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :arrow: :!: :°) ... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 06:15
Optik ( 20/02/2009 05:23)
Mamangy @ fahoriana andry TGV sy ny ireo forongony ato @ serasera! Tsy nampoizin-dry leandry ndray iny assaut-ny mpitandro filaminana halina iny an! Io anie le efa nihomehezako omaly hariva ary ito... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 06:12
ifiona ( 20/02/2009 04:57)
info ou intox? RNM et Antsiva : Les 4 ministères ont été récupérés cette nuit et sont occupés en ce moment par l'ARMEE ... tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 06:45
klitika ( 20/02/2009 04:09)
Izaho mba hoe hiandry ny film manaraka Kay tapitra ilay izy, fa dia angoron'entana i Ra-8 ary dia omena tso-drano andeha any Afrika Atsimo, na Swazi, na Bulgarie Dia afaka firy taona indray ny t... tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 06:09
xxx ( 20/02/2009 03:02)
Mba nanao ahoana ary ry zalahy mpiandry ministera izao amin'ity fisamborana alina ity? Atao fa tonga hanatitra kafe le miaramila... tohiny
novalian'i a256011 ny 20/02/2009 11:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3385