Politika
batista007
(
22/02/2009 22:03)
araka ny vaovao azo taminy manamphefana ambony ao @ tafika dia misy izaony plan hampijoroana ny directoire militaire ary tgv sy ra8 dia hosamborina,tsy manaiky intsony ny tafika satria efa tena mijaly...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:49
gran
(
22/02/2009 21:03)
Vaovao farany momba an’i kidoropamba,
Araka ny vao2 voaray farany dia teny anosy no nahitana farany an’I kidoropamba. Raha izy votonkafaliana hoe azon’ny TGV iny ny ministera dia faly tokoa n...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 23/02/2009 14:37
andrywui
(
22/02/2009 20:44)
Tonga de ho ataoko mialoha eto zany ny fiarahabana anareo sy fifandomam-bera anareo amin'ny Fahoriana amin talata fa efa vita fifanarahana fa hiala aminio zany Ravalo ony e !!!(tena zavatra marina ane...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 23/02/2009 13:19
Andribe
(
22/02/2009 18:06)
tsy nisy 1 ora akory no nidiran dra 8 de nipitsika lery fa lasa resajaza le izy hono. nahazo felaka tao i andry tgv de hoe mifona aho mifona aho tonton fa tsy hanao tsony. :-D :-D :-D :-D :-D :-...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 09:35
Mirananirina
(
22/02/2009 15:45)
Tsy fantatra intsony moa izay marina fa dia samy miteny daholo:raha misy hafaka hanazava .
Saika lasa vinanton-dra8 i Andry tgv dia nisy disadisa foana dia tsy raikitra,ary cousine io zanaky Ra 8 io ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 23/02/2009 15:39
mosabe
(
22/02/2009 11:53)
Mandeha Dago anio alahady 22 febroary 2009 13H...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 17:15
xxx
(
22/02/2009 10:39)
Aiza rakidoro no tsa hita a! MIVOAHA RAHA HO SOLOANA SESIKA E! io aky ry Mirana fa mifezaka ny kidoro a! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:07
xxx
(
22/02/2009 09:15)
Niteraka resabe isankarazany koa ity vaovao iray ity !..Ao ny milaza fa tsy nisambotra azy fahatany ny mpitondra fa ao raha . Ao koa ny milaza fa mety cinéma !
Asa aloha izay tena marina ?.....
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2009 11:46
mathla
(
22/02/2009 09:00)
Sur invitation des « Raiamandreny am-panahy » , le Président de la République, Marc Ravalomanana, a pris part, ce samedi 21 février 2009, à l’Episcopat Antanimena, aux pourparlers dirigés par...
tohiny
novalian'i king58 ny 22/02/2009 15:34
andrywui
(
21/02/2009 23:31)
Araky ny vaovao re amireny olona TIM reny de manaiky ny hiala ihany ony zany iPrezida Ravalomanana! ka amin talata izy no mety hanao fanambarana hiala !! ka hanao fotoana iray makotroka hanaovana ve...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 23/02/2009 16:03
diana
(
21/02/2009 23:01)
Madagascar a besoin d’une vraie révolution qui part maintenant du terrain, des besoins. Le pays dispose d’une classe d’intelligentsia. A part gueuler, je me demande, ces gens là travaillent po...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 23:52
salopard
(
21/02/2009 21:18)
ARY NY FITIFIRANA SY FANDATSAHANA AIN'OLONA MAROBE?
C'est du fihavanana, c'est du sagesse , c'est chretien? ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2009 10:06
Noue
(
21/02/2009 20:38)
eny eee ! tsara raha oe efa nifandamina i ravalo sy tgv fa kosa dia ahoana ny momba ny zavatra rehetra nitranga ireny eee ??? adaboka fotsiny @ zao zany ??? Antananarivo potika sns ??? rehefa dinihina...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:11
Noue
(
21/02/2009 17:07)
[b]Le Président Ravalomanana et Andry Rajoelina ont trouvé un accord[/b]
[b]Le Président Ravalomanana et Andry Rajoelina ont trouvé un accord afin de tenter de calmer les tensions après des se...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 00:41
lemenakely
(
21/02/2009 16:30)
Nivoaka t@ fahanginana ny mpomba ny fitondràna anakiray , tsy ho lazaiko ny anarany fa dia aleo ho henoina aloha ny lazainy
http://www.tvmada.net/webreportages/TIM_Raharinaivo_21022009.html
...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 25/02/2009 09:09
ARINOFY
(
21/02/2009 14:53)
nareo mpankeo @ 13 mai io ve rizareo tsy efa tonga saina ihany @ lainga foronin'io mpitarika anareo io?Omaly indray izy zao de efa nahafantatra fa handeha hiaona @ filoha Ravalomanana nefa mbola nampi...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 01:03
xxx
(
21/02/2009 14:19)
Izaho penguin ry zalahy de manao fanambarana lehibe ampahibemaso eto fa manomboka andoany ahozany defa tsy ao am TIM tsony fa efa TGV aho zany ka ra misy te hanaradia ahy de ekeko ny fidirany !! misao...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:05
klitika
(
21/02/2009 13:49)
Ka ny Filoham-pirenena ery ambala-kisoa ery no mandeha mifampidinika amin'ny mpanohitra.
Iza ary no protocol an'io Prezida io le? Taiza no nisy nanao fifampiraharahana avo lenta toa izao dia hoe an...
tohiny
novalian'i klitika ny 21/02/2009 16:05
andrywui
(
21/02/2009 13:38)
Toa nandalo fotsiny oa de lasa izy roalahy omaly ireny e !! iAndry TGV sy RAVALOmarc no anarany teto omaly !! nandalo teo amin'ny adiny iray teo ry zareo de lasa !! sa tena mety tena izy ve ireny ee!!...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 22/02/2009 11:12
Fanhaiky
(
21/02/2009 12:27)
Tsy hay aloha hatramin'izao izay resaka nifanaovan'izy mirahalahy mianaka
fa mbola ankamatatra
ny irariana dia mba ny hilaminana amin'izay eh ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 16:19
