Politika

zama91 ( 23/02/2009 20:05)
rehefa tsy hilamina sy tsy handray ny andraikiny i ra8 aleo hiditra ny firenena afrikana handaminina,resaka efa ela no tokony tsy nisy izao zavatra izao nefa moa dia tsy nisy ny fandraisany fanjakana ... tohiny
NyMisaina ( 23/02/2009 18:11)
(Tatitra): Ho an'ny Filoha Marc RAVALOMANANA Izao no izy: Rehefa tsy ho samborin'ny Filoha sy ny Lalàna misy eo ami'ny Firenena Malagasy ireo mpanao ratsy rehetra tarihin'i tgv dia tsotra: ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 07:23
Noue ( 23/02/2009 17:29)
[b]19H54 : Dans ses négociations, Andry Rajoelina demande l'accés a la Tvm Rnm, la libération de Ranjivason, la démission des ministres du gouvernement ravalomanana, le renvoi du pds guy rivo... tohiny
nofinofy ( 23/02/2009 16:42)
Tsy mahalala menatra sady tsy lehilahy ilay Andry TGV. vao tsy herinandro akory izay no nivazavaza teny amin'ny 13 mai fa tsy misy fifampidinihina azo atao intsony fa alaina ny ministera, ny presidan... tohiny
andrywui ( 23/02/2009 14:57)
aiza letsy ty tsy ampy volana ty a! ny iray ANDRYWUI de ny anlah ve ANDRYWU de hitovy letsy fa tonga de kobo elah !! ary miomana ko fa ataon vrai penguin mahamay elah avy eo ... tohiny
penguin ( 23/02/2009 14:31)
Fomban'ny TGVendrana ny mandrebireby saimbahoaka ary mitarika ny olona hisavorovoro. Rehefa hita fa tsy tia TGV tanteraka i penguin dia mamorona solon'anarana [u]pengiun[/u] ary milaza ho TGV mafatrap... tohiny
xxx ( 23/02/2009 14:17)
nasiana 10aout dia nisy koa ny 10aout bis teny antaninarenina,nasiana fakana ministera t@ 2002 dia nisy koa ny 2009 na dia tsy mitovy aza,koa raha misy andrywui ou andrwu ou penguin ou pengiuin dia an... tohiny
salopard ( 23/02/2009 13:43)
ambohimanambola hoe???? hitanareo: ambohomanambola, manambola, vola.....resa-bola, vola, vola , vola, vola... tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ry noue a! sniff tchou....FFF Omeo n... tohiny
novalian'i Andribe ny 23/02/2009 21:10
Noue ( 23/02/2009 13:20)
[b]15H30 L'armée de la SADC prête à intervenir à Madagascar[/b] (Angola Press )La Brigade de la SADC préparée pour intervenir en RDC et au Madagascar Luanda - La Brigade en alerte (BEA) de la... tohiny
novalian'i Noue ny 23/02/2009 20:58
Noue ( 23/02/2009 12:59)
mahagaga manko fa io lasa misy [b]PENGIUN[/b] vaovao io eee ! sady tsy mitovy @ fanoratan'i [b]PENGUIN [/b] akory ny fombany !! sady lazainy fa [b]nivadika tgv hono izy [/b] tsss nefa vao t@ maraina i... tohiny
novalian'i Andribe ny 23/02/2009 21:31
pengiun ( 23/02/2009 12:20)
vita hatreo ry zalahy zany Tim zany fa Tgv isika zao a! efa tapa kevitra tanteraka aho fa aleoko manao Tgv fa be loatra le olona vonoin'ny Tim ka tsy laniko lé rà ao ambony lohako isan'andro e , ka ... tohiny
Noue ( 23/02/2009 11:59)
[b]14H38 : Fin de la rencontre Ravalomanana - Rajoelina. Elle a duré une heure, au Hintsy Ambohimambola 11H40 : Tous les ministères sont ouverts. Plus aucun barrage dans Tana ( Anosy ) 11H20 :... tohiny
xxx ( 23/02/2009 11:57)
Raha manana société ianao ka mandeha tsara ,mampidi- bola dia hitan i RAVALO izany ,dia lasa koa izy manangana ny azy izy sy ny zanany vavy ary ny vinantolahiny dia kendainy ny orin'asanao @ concu... tohiny
novalian'i Noue ny 23/02/2009 13:12
xxx ( 23/02/2009 11:26)
Raha ny zavatra hita dia nihazakazaka be ny fandehan-javatra nony voasambotra ingahy RANJIVASON ,mety fifandrifian-javatra ihany ve izany sa izy koa no mety tena rangory fototry ny fihazoazon ny ra... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2009 21:30
xxx ( 23/02/2009 11:03)
volaza fa hoe hofain'ny daewoo 99ans ny tany malagasy hamboleany katraka 1.2million ha, izany hoe raha oharintsika ny quartier 67ha izany dia 20.000 fois quartier 67ha izy io.Koa mba sosokevitra ny a... tohiny
novalian'i pimaso ny 23/02/2009 14:37
penguin ( 23/02/2009 09:54)
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina tsy azon'i TGV sy ny namany.... tohiny
pimaso ( 23/02/2009 09:48)
:-D :-D :-D =D> =D> =D> ... tohiny
novalian'i pimaso ny 23/02/2009 10:06
tsimati ( 23/02/2009 09:41)
Inona no mahasamihafa ireo fa ho ahy dia iray ihany ireo. Sa hafa ny an-dRA8 ? Sao mba marary saina ka ny tarehiny no jerena. Nahavita dingana betsaka isiaka izao hoy ny TGV ka tsy dingana lehibe ve ... tohiny
novalian'i penguin ny 23/02/2009 14:53
xxx ( 23/02/2009 02:00)
Efa araky ny olona ny tena marina @ ity raharaha manga ity , izany no hoe ela nitoratorahana ka nahavoa mason angatra!...Manam-petra ihany izany ny fahefan olombelona sy ny vola be ... Io volanenao... tohiny
xxx ( 23/02/2009 00:30)
Mila solutions immédiates izy ity ary mila solutions a long termes ihany koa!... Efa iaraha- mahalala moa izao ny zava - misy momba ny ady misy sy ny anton izany eo @ Ra8 sy TGV ka inona no vahao... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2009 08:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3524