Rencotre TGV sy RAVALO à ambohimanambola
1. salopard
(
23/02/2009 13:43)
ambohimanambola hoe????
hitanareo:
ambohomanambola, manambola, vola.....resa-bola,
vola, vola , vola, vola...
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ry noue a!
sniff
tchou....FFF
Omeo ny bozaka aman'ahitra sy ny rano sy ala e! ry andrywy sy ry noue, sy mirananirina a!....sns a...

novalian'i Andribe ny 23/02/2009 21:10
2. andrywu
(
23/02/2009 14:00)
tgv.tena lany saosy ry tonton fa dia mifona re aza samborina aho fa aleoko mitsaoka
ra8.calme fotsiny ry zandry e,modiko tsy samborina ela dia mihabetsaka ny mpanaraka ahy amin'izay adinondry ry zareo ny air force one ko,sy ny societe ko,ity aloha tchin kely fa omeko saosy ela rehefa avy eo hanohizan'ela ny tolona an'elahy
tgv.misaotra tonton sady i deba be koa anie efa minenacé ahy hoe tsy vohaonganko ianao eh en plus ny sosin'i lery efa laniko.
ra8.Amin'io semaine ambony io ela mody tsy manaiky ny proposition dia miverina migrevy indray,ity saosy,mihaona isika sy ela @ herin'andro raha mbola tsy ampy iny ok,veloma any amin'ny mialy any
tgv misaotra tonton tena havana tokoa ianao,karakarao tsara iny zanako iny e
ra8 aza matahoatra ela eh minoa fotsiny ihany

3. Andribe
(
23/02/2009 14:06)
fa iza no hisambotra an iza aloha fa tsy hay tsony ny fandehany fa mivaralila ny info :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx
(
23/02/2009 14:36)
hoy i pimaso =
ANDRYWU > SADC NY FIVAROTAN NY MAMAN LA FHORY
zao ve no mba toetsain'ny mpanohana ny TIM ? manala baraka ny TIM izao ka tokony hiala tsy hiaraka aminay intsony ianao

8. tafondro
(
23/02/2009 15:00)
xxx:
hoy i pimaso =
ANDRYWU > SADC NY FIVAROTAN NY MAMAN LA FHORY
zao ve no mba toetsain'ny mpanohana ny TIM ? manala baraka ny TIM izao ka tokony hiala tsy hiaraka aminay intsony ianao
K'ty iany no manopa ny tenan' ty eo dé aveo ty mody manala tay amin'ola eto fotsiny ,ppprrrrouuuutttttttt !!!!
9. xxx
(
23/02/2009 15:32)
I
RAHERY admin ihany ity ry zareo a
-- tafondro no manao Andrywui gopla fa aleo avoakako ny marina zany

10. rangorivao69
(
23/02/2009 19:39)
raouioui> elah ngé efa nolazaiko alina hoe tandremo zany te hisandoka ps bdb zany ,zao elah faizin'olona :-D :-D :-D
fa aiza leity elah zany a?efa eo amperin'asa!!! ao elah tsy ho kotabaiko sady toa betsaka ihany reo zoulou milahatra ao @ lah ao =)) =)) =))

11. Noue
(
23/02/2009 20:32)
xxx:admin miafina ve klet'ieeee ???
I
RAHERY admin ihany ity ry zareo a
-- tafondro no manao Andrywui gopla fa aleo avoakako ny marina zany
:-D :-D :-D :-D :-D :-D