Politika
lemenakely
(
21/02/2009 11:48)
Fanontaniana tokony tsara ho apetraka angamba izy ity na dia tsy mbola milamina aza ny raharaha eto @ tanàna !
Hanao ahoana ny ho avin i MADAGASIKARA @ lafiny rehetra :ara-pôlitika ,ara-toekaren...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 21/02/2009 14:03
ifiona
(
21/02/2009 11:27)
ary toa vetivety kely anie ry zareo no nihaona e!
mety oe....
niditra tgv d hoe: d aona lty bain a! (donakely)... tena tapi-dala-kaleha za lty fa kobon'olona ny fikako kle, tsitako ntsony zé a...
tohiny
novalian'i Fahazavana ny 24/02/2009 06:19
denara
(
21/02/2009 10:34)
Rehefa hitany fa tena tsisy hirika mihitsy ny angalana ministera isan-karazany , ny olona koa efa vitsy de vitsy no manaraka azy.efa nanao izay kely mba takatry ny atidohany izy,nanome baiko tatsy sy ...
tohiny
novalian'i gran ny 21/02/2009 11:02
lagoon
(
21/02/2009 10:17)
Hangataka protection any @ i Ra8 i TGV fa matahotra ny ho faty satria tsy tafa ilay mission.Izay ilay ry zalahy a!!Tsy vitan'i TGV ilay izy,very vola fontsiny ny sasany avy any Neuilly ka tezitra mafy...
tohiny
novalian'i gran ny 21/02/2009 19:11
Noue
(
21/02/2009 10:04)
[b]« Si vous ne prenez aucune décision avant minuit, nous en déciderons nous même avec les éléments des forces de l’ordre qui sont avec nous (…) je m’en lave les mains si vous ne prenez au...
tohiny
novalian'i Fahazavana ny 24/02/2009 06:01
bozyboleta
(
21/02/2009 09:35)
izao atoandro izao araka ny fanasan'ny FFKM.
Nilaza fa hamonjy io fihaonana io i tgv ary mampanantena kobakambava sahady ho an'ny mpanaradia azy tgv fa handresy ny tolona ataony.
Nilaza ny tsy hihao...
tohiny
novalian'i ifiona ny 21/02/2009 19:34
xxx
(
21/02/2009 09:18)
Salut Letsy Andrywui !! iPenguin ihany lesy ty a! rehefa tena nifandinika lesy zahay sy Molota sy Noue sy tsinjo sy razouzou sy ngohia de nanakevitra oe hanaraka ny dianlah lesy zahay hanao TGV a! fa...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 23/02/2009 22:09
rabingogilabanga
(
21/02/2009 09:15)
1)Ho an'ny MPIGERVY: Tsy tokony ho any @ zone rouge intsony ny mpigrevy, na ahoana na ahoana, biby no manoloana anareo, AZA MANKENY INTSONY
2)Ho an'ny Miaramila , TSY hiady contre ny adversaire ak...
tohiny
novalian'i news2dago ny 21/02/2009 15:39
andrywui
(
21/02/2009 08:25)
De gaga aho fa tsary nisy hita tato aby ry lerony !! nakaia anga sa nisy innn ndray halina ?? le klitika manko no nanofy nanoroka andravalo ony itonton halina !! hi hi hi fa ny sasany nankaia sa rer...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 23:16
xxx
(
21/02/2009 06:05)
akory daolo,impiry moa i ravalo zayno saiko nisy namely sy hanongana :!: amin'ny toerana io,misaotra,mba hisao kely hoe...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 08:14
denara
(
21/02/2009 05:27)
Andeha hitsangatsangana sady hanao fety anio ry TGV, nohon'ny fahazahoana ministera 4 ka nahafahana nanome baiko 5minitra be izao ,tena fanjakana tetezaminitra tkoa ity re olona,Atao ahoana tokoa moa ...
tohiny
novalian'i mololo ny 21/02/2009 08:34
klitika
(
21/02/2009 04:36)
misy ao izao ny manonofy hoe manorokan-dRa8, na Lalao, ny sasany hoe TGV na Mialy. Dia mbola eto foana isika eh...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 09:52
DGSE
(
21/02/2009 01:08)
EFA MANOMANA FETY IZAHAY HANDRAISANA NY DIRECTOIRE MILITAIRE
INONA MOA NY TANJONTSIKA AMINY ITY TOLONA ITY? NY HANALANA ILAY MPAMONO OLONA , MPIVAROTRA TANINDRAZANA ARY MPANODIKONDINA VOLAMBAHOAKA TS...
tohiny
novalian'i maronibe2 ny 21/02/2009 09:32
mathla
(
20/02/2009 20:41)
Dia ho aiza hono ilay diabe hotaritin'ny TGV? Angambany kosa hametraka ny PRAIMINISTRA amin'izay ka. Sady izany koa no tena lojika: farafakeliny ny Praiminisitra hibaiko ny minisitra no mipetraka voal...
tohiny
novalian'i mathla ny 21/02/2009 09:53
zama91
(
20/02/2009 20:25)
araka ny fanatra dia hoe hanofa tany 99ans eto dago ny daewoo,inona avy ireo avantagentsika gasy @ izany,...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 21/02/2009 20:04
klitika
(
20/02/2009 20:11)
Tena kozy eh
Saingy m'lay ihany izany, fa mitombo ny safosafo amin'ny alina am'zay.
Tandremo kosa anefa sao mifampisinton-damba ao an...
tohiny
novalian'i Fahazavana ny 23/02/2009 08:13
Noue
(
20/02/2009 20:09)
dia hisy fotoam-pivavahana lehibe ho an'firenena rahampitso eee ! [b]fotoam-pivavahana ho an'ny MADAGASIKARA io [/b] ka mba handeha hivavaka ve ny tvgistes eee ??? :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 09:21
mosabe
(
20/02/2009 19:23)
Misaotra an'i Topmada i-TELE
Ny tenako izany no mba nampahalala an'iArretsurimage.net t@ ity resak'eh ity
http://www.arretsurimages.net/vite.php?id=3383...
tohiny
novalian'i ndenn ny 20/02/2009 22:18
xxx
(
20/02/2009 19:18)
AVOAY KIDOROPAMBA E. Sa mbola manao andrimasompokonolona eny Anosy lery?
Tsaroako izy nilaza we hanao mpiambina fonja iny. Ngamba manao gardien ministera fa tsisy saosy tsony.
KIDORO MIVOAHA WA E...
tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 23:01
andrywui
(
20/02/2009 19:12)
Tena mbola tsy nahita vahoaka hendry otrnle tamn naka ministera iny aho na de nitsefotra aza iny !! fade nipetraka tsara ! tsy nila tenenina fa vahoaka hendry eh ! tena TGV marina no azo efa vonon'an...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 07:59
