Politika
Noue
(
20/02/2009 18:20)
Fa dia lasa oa ny saiko oe mba [b]tonga saina ve ireo olona maka an-teriny ny ministera ireo eee ??
mba tonga saina ve izy oe misy lalàna mifehy ny fanjakana anie eto Dago eee
dia eo dia faly ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 21/02/2009 14:15
xxx
(
20/02/2009 17:51)
Raha ny zavatra hita dia manomboka miàla tsikelikely ireo lohandohan ny mpisorona ao @ TGV , tsy hitahita ohatra ingahy DOLLIN, io koa fa miàla pà ingahy ROLLAND RATSIRAKA , ry palitao gris ,ry ZAF...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 20:34
Ravalomarc
(
20/02/2009 16:26)
hianareo ve de tsy mba malaelo ahy ééeee ,ny lalana rehetra anie za daholo no nanao azy ééee , ka aleo moa aho leretsy mba hihinana faramparany vao esorina eo a, mbola vao ny zafimpaladiako anie n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 20:45
bazylou
(
20/02/2009 16:08)
sady ny pokona ao mada koa anie ka 40% mahery ny tanora ka inoa no maha ory e!! aleo ny soara esorina teo rehefa lany andro mividy avion sy mivarotra tany amin'ny koreana!!!!!! ho ela velona rajoelin...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 19:25
Noue
(
20/02/2009 15:28)
[b]I. Araka ny vaovao navoakan’ny haino aman-jery tsy miankina sy gazety an-tsoratra vitsivitsy dia manao izao fanambarana izao ny zandarimariam-Pirenena : [/b]
Tsy misy izany fahafatesana zand...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 21:33
Optik
(
20/02/2009 15:27)
hin hin hin, hoy kidoro zay!
Vôfelaka tehamaina mafy sy mandrivorivo ry zaza maditra adolantsento isany halina! he he!
[u]Tena zaza alika e[/u]: mandry tsy lavo loha ny mponina ankehitriny fa ...
tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 23:09
xxx
(
20/02/2009 15:23)
Ilay nakany Ambohitsorohitra iny dia ilay tsy tonga tany akory i Andry TGV. Dia nolazain'ny olona hoe teny ihany hono izy fa nivadika saka :-D
Ohatra an'ilay Bob sy Carter nivadika voalavo tany Fiana...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 18:20
macome
(
20/02/2009 14:30)
tgv de lasa train à vapera de zao lany charbô ndray de ho taritiny omby ohatrany sarety ny hiafarany, de farany lasa hanaovana fatapera
Oufff!!!
Indrisy ry tapa tsôsisy !!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:36
vilambava
(
20/02/2009 14:26)
Tena izay ve ny fari-pahaizan'i TGV (niveau intellectuel)? Rariny raha tsy omena fahefana izy. Aiza ve ka tetika nomanina tao anatin'ny herinandro maromaro ilay hoe hametraka governemanta kanefa dia o...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 20/02/2009 22:35
denara
(
20/02/2009 13:38)
eny ho aho ry TGV!
moa izao no nifanekena ve?
mody hoe ho eny aloa
hay miafina ao iviho
rahampitso asa loa
nilaza izy hoe ho eny aloha
ho hitantsika eo izany
izao aza efa latsaka ny am...!
t...
tohiny
novalian'i BlackGasy ny 21/02/2009 07:28
pimaso
(
20/02/2009 13:30)
ADIOS LES BANDITS
RETOUR EN ENFER
TSY TONGA ANY @ AFOBE LISANY DIA EFA MIREHITRA
ADIOS...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/02/2009 19:03
tsinjo
(
20/02/2009 13:09)
[b]10. Mpandefa : nyavo2000 [ Valio ] 20-02-2009 13:37:34
Lohateny : Re : Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamal
I penguin leitsy no tena mahery fo an!
le andrywui an'là vend...
tohiny
novalian'i gran ny 20/02/2009 22:15
xxx
(
20/02/2009 12:03)
rehefa vita izao crizy izao dia hisy fifidianana laureat ny mpisera2 nanentana sy nisarika ny olona hitafa teto.Ny ho fidiana amin'izany dia i penguin,andrywui,kidoro,noue misy ny valisoa hoan'izay ma...
tohiny
novalian'i zama91 ny 20/02/2009 16:54
nrina
(
20/02/2009 12:03)
Araka ny hevitrareo iza no tsara : RA8 sa TGV sa directoire militaire ?...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 20/02/2009 15:13
a256011
(
20/02/2009 11:45)
Dia mbola voafitaka koa zany isika mpitolona (TGV). Omaly de hoe ny filoha (ANDRY TGV) mihitsy no hitarika miaraka @ vadiamanjanaky ny Miaramila. De aiza akory??? To mahita hialana bala(Ara-bakiteny) ...
tohiny
novalian'i pimaso ny 20/02/2009 14:14
penguin
(
20/02/2009 11:41)
Efa mitomany any Frantsa ihany ka ny Troupes de maintien de la paix Frantsay hantsoina ry donto a. Hanontanio azy ny dikan'izany Zone Rouge izany....
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:30
xxx
(
20/02/2009 11:37)
Rehefa tsy mety ny atao tsy maintsy mitsangana miteny satria samy nosoran-dreniny menaka fa tsy very fanahy akory.
Tsy maintsy takiana ny zo rehefa misy manao ampihi-mamba ary izany dia atao ho an'ny...
tohiny
novalian'i AndryRajoel ny 20/02/2009 14:07
xxx
(
20/02/2009 11:16)
13H17 : Andry Rajoelina dit que le 13 mai reprendra demain. Dit que les blindés ne l'arrêteront pas et qu'[b][u]il sera là avec la foule demain[/u][/b].
enga anie mba ho marina io , fa so de man...
tohiny
novalian'i mpaoly ny 20/02/2009 13:26
lemenakely
(
20/02/2009 10:54)
Raha izao fandehany izao dia famotehana ny fiainan ny olona tsotra izao , efa ho firy herin'andro izao dia toa lasa tafahoatra ny ataon ny mpanao politika na ny andaniny na ny ankilany .
Toa andrak...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 21/02/2009 12:12
karavasy
(
20/02/2009 10:39)
Efa nolazaina mazava ny Zone Rouge nefa mbola minia manambany ny làlana ihany satria miseho ambony làlana nefa mbola tsy mahazo fahefana akory. Alefaso any Ambondrombe rehefa leon'ny miaina....
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 20/02/2009 12:23
