Politika

lemenakely ( 19/02/2009 11:55)
An iza ary ny tsiny ? -Ny mpandoa-bary mahazo fitondràna ka tsy mahay mizàra ve sa? -Ny mpanohitra tsy mahandry tantana nefa efa teo no niàla ... -Sa ny vahoaka manantena ny izao sy izao n... tohiny
diamondra27 ( 19/02/2009 11:49)
raha fintinina izany ny zava-mitranga eto amin'ny tany sy ny fanjakana dia toa izao ny zava-miseho : tena mampirevy be sady associé tsara i tgv sy Ra8 satria eritrereto ange hoe boate de nuit zany ... tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 08:37
molota ( 19/02/2009 11:37)
Sa lasa naka vola hanakaramana Bemolanga indray :?: handoro sy hanimba tanàna an :?: :-D :-D ... tohiny
andrywui ( 19/02/2009 11:12)
ha ha ha Mitantakolaka eo ambody ordi daholo ry Tim fa tsy mahasoratra tsony y tanana !! vahotra ve sa mangovitra sa efa mandindondindona ny vokatry ny tantara ooo !!! allez debout !! fa tsy ahavita... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 18:38
sivisma ( 19/02/2009 09:43)
Mila mitandrina ihany isika Malagasy fa hay koa mahazo vola be ilay zalahy kely io avy any ivelany : 3 millions d'euros no contrat-ny miaraka @ olona iray sy antokon'olona vahiny.Ary izy kay,vao vita ... tohiny
novalian'i peta83 ny 19/02/2009 13:48
karandoha ( 19/02/2009 09:40)
Efa tsy eto madagasikara intsony ny vadin i andry tgv fa efa lasa tsy hita. Mitady vehivavy indray mantsy izao hono hatao sorona fa iny no mandeha lalana hum :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:06
Andribe ( 19/02/2009 09:34)
arahaba mms://radio.lequotidien.mg/mada Io dia lien coller na eo @ barre d'adresse ahafahanao mihaino ny radio mivantana eto madagasikara. Mamoha ny windows media auto izy handefa ny radio Miha... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 05:55
penguin ( 19/02/2009 09:18)
Toa mbola tsisy azo na Ministera iray aza ry TGVendrana a ? Ny vizana tsy han'asa indray no apetraka mamay vody eo nefa lazaina fa efa akaiky ny fandresena. Ny tolana no voa fa tsy ny rindrina vé éÃ... tohiny
Edrak ( 19/02/2009 08:36)
Fa inona no expérience hananan'i Andry TGV no hahafahany milaza fa hitantana ny governemanta tetezamita izy. Tsy sanatria vahoaka handihy DJ akory ny vahoaka malagasy.... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 10:38
lemenakely ( 19/02/2009 08:35)
Ny zavatra hita dia mihamivary lavo ny olona , be ny very asa ,...Ireo mpanao politika anefa iaraha- mahalala fa presque metimety daholo ny fiainandry zareo ,fa ny ankabeazan ireo olona no voa mafy. ... tohiny
Fanhaiky ( 19/02/2009 08:07)
Mba lasa ny saiko tato ho ato amin'ty tsy filaminana ara-politika sy ara-pombam-pijery ity; mba diniho anie: TGV sy ny vahoaka entiny tsy hijanona fa tsy maintsy tohizana hono ny tolona ka na inon-ki... tohiny
Noue ( 19/02/2009 07:10)
ahoana indray io eee ??? [b]On voit aujourd’hui que TGV derrière son visage de jeune premier ose élaborer des stratégies perverses et criminelles afin de servir ses intérêts.[/b] [... tohiny
novalian'i Noue ny 19/02/2009 09:24
rataxx ( 19/02/2009 06:26)
Ny Alahady talohan'ilay lundi noir iny , dia nisy recrutement na sécurité lehilahy marobe nataon'ny TGV teny @ match rugby, dia ireny no vokany ny ampitso. Izao indray tsy hisy vadina miaramila hoa... tohiny
novalian'i Noue ny 19/02/2009 09:22
klitika ( 19/02/2009 03:50)
Dia eny mbola maraina laoha dia aleo miantsena, dia mba afaka mitsotsotra indray androany mihaino tantara direct avy eny Anosy. Tena tsy mahavoaka intsony fa efa mankaleo be ilay titre, nefa teo e... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:47
andrywui ( 18/02/2009 22:36)
Tena efa azo antoka zany fa tsy hitsefotra tsony ny antsika ry zalahy rahapitso fa tena hody ventiny amzay ahh !!!! be mba hifandom'bera kely zany isika ato amin forum rahapitso an !!! fa na izany a... tohiny
xxx ( 18/02/2009 22:18)
Tsy nisy president teto madagascar ka nahativa ny vitan'i ra8 nefa mbola tsy ampy izany .Tokony hamidy air force one ary ny vola azo dia hanampiana ny vola Map satria mbola mila vola maro io projet i... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:59
xxx ( 18/02/2009 22:03)
ozy ny tim Raharinaivo Andriantoandro oe azo amidy ny force2 ra zay no hampilamina ny raharaha de iza ny oul mety hividy an'io ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 09:00
fijo ( 18/02/2009 21:18)
rehefa nitranga ny asa nataon'ny miramila tany madagasikara,dia maika ery isika nilaza fa hery famoretana. misy korontana koa izao any amin'ny dom,antille,inona no avy dia natan'ny zandary sy polisy ... tohiny
novalian'i klitika ny 19/02/2009 03:52
xxx ( 18/02/2009 21:03)
somary lava ihany le izy http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/ZAFY-Albert-interpelle-vigoureusement-Marc-Ravalomanana.html ino azonareo ambara ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2009 22:07
xxx ( 18/02/2009 19:53)
mba niheno ny radio mada sur le net moa izahay dia mahita fa mpanohana ranoray tim ny radio mada,fa tsy radio indepedant izany,mino aho fa ex MBS... tohiny
novalian'i rfd2001 ny 19/02/2009 06:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5009