Politika
Andribe
(
19/02/2009 22:27)
KAYY milay ee sady docile be an fa mety dilan ny sasany izy raha izao no mitohy an mody mikozy milamina be :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/02/2009 15:58
patrick2002
(
19/02/2009 21:50)
Amin'izao fotoana izao efa ho 3 andro izay dia misy ,mpandroba mandeha @ andro antoandro eo @ 30 lahy eo ,mandroba an'izay mifanena aminy na taxi na vehivavy na lehilahy,na mpivarotra anana ,ireo olon...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 07:39
Noue
(
19/02/2009 21:14)
- ny TSY fitiavana: ratsy fanahy ka mandoro ny fananan’ny olon-tsotra sy ny fananam-bahoaka,
- ny TSY fitiavana: mangalatra, mandroba, mampihorohoro,
- ny TSY fitiavana: mialona ny fahombiazana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 23:42
xxx
(
19/02/2009 20:32)
Ahoana ny fahitanareo ny hevitry ny hoe POLITIKA eto @ tanàna ?
Hatr 'izay ka hatramin izao :?:
Raha ny fijeriko azy dia ny antitra manana graphophone
dia ny tanora manana CD
Dia terena f...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:04
Noue
(
19/02/2009 20:29)
[b]Des Enfants Soldats à Madagascar ? Un Crime contre l’Humanité ![/b]
Andry Rajoelina a déclaré qu’il allait envoyer en première ligne du cortège destiné à l’appropriation des Minist...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 13:11
fijo
(
19/02/2009 20:05)
de tafiditra tao ny tgvista,de nanova ministra ny atitany ravalo.de inona no hitranga rahampitso???eo no tena ahitana azy,fa di amiandry ny vaovao isika...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 08:41
xxx
(
19/02/2009 19:23)
Asa isika raha mahay ny atao hoe VOIE SANS ISSUE !Izany hoe mandeha dia mandeha ,ary efa misy panneau milàza fa voie sans issue ,DIA MBOLA IDIRANA ihany!
Sa mieritreritra hoe TGV io ka raha tsy t...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 20:12
andrywui
(
19/02/2009 18:18)
de zay zany e !! ny ranomaso oa atao betsaka firotsaka fa ity efa voay maty ity ka na tsy hoeny tsony aza rahapitso ny pokna de ny miaramila sy ny ministra tetezamita fotsiny de efa vita io !!! ny a...
tohiny
novalian'i penguin ny 20/02/2009 10:55
mathla
(
19/02/2009 17:19)
Samy nanaraka ny fivoaran'ny toe-draharaha isika. Hita fa manomboka tafiditra any amin'ny tokony ho "biraony" ireo ministra lazaina fa hitondra ny teteza-mita.
Inona ary ny zavatra tokony hataon'izy...
tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 15:25
molota
(
19/02/2009 16:57)
SADY MPADORO, MAMPAGALATRA, MAMPAMONO OLONA, MAMPAHORY OLONA TSY MANARAKA LALANA = MIGADRA TGV SY NY TETEZAMITANY...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 08:10
kidoropamba
(
19/02/2009 16:48)
Ireto olona mpanohana an'ilay mpamono olona Ravalomanana dia tsy maintsy gadraina. Mangataka ny mba ho lasa mpiambina fonja aho ka hitazona tsara ireto andriambavilanitra (ireo lehilahy moa tonga dia ...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 04:45
Noue
(
19/02/2009 16:16)
*Ny fidirana eny @ ministera tsy midika akory oe azon'ry tgv ny ministera
*Fanjakana misy lalàna i Madagasikara ary tsy zao olona rehetra zao akory dia afaka hanao ny danin'ny kibony oe haka an'za...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 20/02/2009 17:08
zama91
(
19/02/2009 16:13)
araka ny re dia hoe tafiditra tao anaty ministera roa ny tgv,izany hoe nahazo alalna avy amin'ny miaramila ve sa ahoana.sa juste hoe hanao visite fotsiny :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 21:12
xxx
(
19/02/2009 15:11)
Araka ny fantatra izany dia tafiditra ao @ Ministeran'ny Filaminana anatiny sy ny Ministeran'ny Aty tany ny Ministra roa.
Tsy nisy ny fifandonana fa dia niditra tsy nisy olana izy ireo, ny tao @ mini...
tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 06:46
andrywui
(
19/02/2009 15:10)
De tena hilentika tsy hiserasera eto tsony ve hianareo ry zalah reto a!!! de zah rery ve zany sisa no ho eto !!aza manaoanzany mo lereto fa tsy haninnn anareo ane letsy za e!! zao ny jus saika mba ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 20/02/2009 09:53
andrywui
(
19/02/2009 14:48)
HE HE HE iANDRYWUI ane oa tsy miteniteny foanaze azon'ny vava toy ny anareo ato fa ze tena koz vrai ihany no ataony !!! hitako no tsary misy hita ato tsony ry le babakoto reny kay mitomany be ao dah...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 19/02/2009 16:16
nrina
(
19/02/2009 14:42)
Nareo ve tsy mahita oe le natao t@ 2002 iany no natao, mandroaka devoly hono any @ ministera any, tokony mba mamorona fa tsy maka tahaka otran'izany fa otran'ny oe ny teo iany no miverina zany, ts'isy...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 06:10
sitlo
(
19/02/2009 14:11)
Nanam-potoana ihany hankanesana eny Mahamasina sy eny amin'ny 13 mai.
Nefa raha notenenina izao ireo hoe andao hamboly hazo eh, kozy raha tsy ny ampahafolon'ireo ihany no hovoasarika.
Ilay miora...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 23:57
galloper
(
19/02/2009 13:14)
efa ela aho no te hiditra anaty serasera, salut daoloe
mirary an'i FILOHA tgv ho tonga @ ambony indrindra.
TAPITRA HATREO NY ANDRA8
ministera hafa indray rapitso...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:08
klitika
(
19/02/2009 12:34)
Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo no aroso eny aloha hoy i xxx?
Dia hoy ny mpijery hoe, manjary tsy manaranaka izy dia tsy lasa tsy misy mpitolona intsony eto Madagasikara...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 19/02/2009 13:23
