Inona zao no mety nifampiresahin'izy roalahy tao?

1. ifiona ( 21/02/2009 11:27)
ary toa vetivety kely anie ry zareo no nihaona e!

mety oe....

niditra tgv d hoe: d aona lty bain a! (donakely)... tena tapi-dala-kaleha za lty fa kobon'olona ny fikako kle, tsitako ntsony zé atao! inona lty no ataoko a!
ra8: elah oa efa noteneniko hoe mipetraha tsara fa tsy laozana miscenne eo tsss! jerenlah zao fa ny mpanara dia anlah ihany no mivadika @ lah! ity alou ny toaka e! tchin tchin!
tgv: sotra less a! ka ledeba koa anie efa nanome vola be nefa tsy tafa lé mission e! efa norahonan'lery za t@ alina dia zay nahatonga ahy nilaza hoe hanao diabe ho any Iavoloha e! elah ko lty fetsy be fa tokony nisy maty omaly dia tsy nisy indray kle!
ra8: ka elah anie lty tokony mba misaina vao manao zavatra e! tsy efa nolazaiko ve elah e! zao lty atao a, radem elah mody miteny hoe rafak'ampitso ndray dia eo aloha tsika sy elah misaina radem! okay!
tgv: okay less a! (donakely)

zay ve no nahatonga azy vetivety kely teo?? :-D
2. denara ( 21/02/2009 11:45)
TGV: Dada RA8 aza gadraina za fa aleo hitsoaka fotsiny
RA8:sanatry any izany ,eny tsiafahy ilay seza notadiavin'lah!eny no mendrika ny mpanongam-panjakana tsy nahaongana ohatran'elahy
3. tsinjo ( 21/02/2009 12:00)
TGV : de aona zany dada ny zanako any aminao?
R8: efa ataoko zay mahatafita aniny letsy e
4. MMS ( 21/02/2009 12:12)
Tgv: tsy koboko ange rabaina le peuple hoe vonona be e!
RA8: Adinon'ialahy angaha fa ny tim ange be dia be no tao e!
Tgv: Zany ve ry dada!
RA8 minoa fotsiy ihany oa!
5. xxx ( 21/02/2009 12:15)
ra8: -----ao ary omeo ahy i Mialy vadinlah fa ariako iOnja ao ami TINONDIA!!
tgv -----kay! kosa prezidan ! omeo ahy ary i Onja de samy miala e!!
ra8 ----- haingana ary atsoy iMialy !!
tgv -----fa aza remblai na mafy izy Prezidan fa mampanaelo an !
ra8 ----- de mba tsitsio ko ary iOnja e


6. Mirananirina ( 21/02/2009 13:20)
mampihomehy koa izany rediredy izany e :lol: :lol: :lol:
7. andrywui ( 21/02/2009 13:48)
Ary nakaia toko izy roalahy fopla omaly reny toa nandalo adiny 1teo de tsa hita ze nalehany !! i Mirana no efa natahoatra be nanao tompoko ,tompoko anle tgv fopla omaly , za ko alo nanahy beihany oe sao de izy tkony ary reto satri le anarana de izy tokoa !! ny an'ny tgv aza nisy sary !! de nakaia ? zay no mahagaga !!
8. ifiona ( 21/02/2009 19:55)
Le Président Ravalomanana et Andry Rajoelina ont trouvé un accord afin de tenter de calmer les tensions après des semaines de manifestations violentes à Madagascar. Le Chef de l’Etat et l’ancien maire de la capitale se sont rencontrés samedi suite à une médiation du FFKM.

Une série de mesures a été acceptée par les deux parties pour mettre fin à l’agitation, y compris la fin des pillages, des manifestations, des campagnes de désinformation et des arrestations politiques. Elles déclarent que des pourparlers se feront en coulisse pour régler leurs différends.

mba mampita vaovao e!

fa @ lundi hono vao tena vraies négociations fa io zany mbola vo préliminaires. :^)
9. andrywui ( 22/02/2009 08:21)

Ravalo ndray de tsy mba azo halamina ka hifanaraka aminio zany !! zavatra jadona foana no niainany ve hatramzay de afaka hiova voromanga tampoka eo ? tanana efa zatra mitsotra ny azy io ! ka heveriny fa toy ny fanitsahana ny mpiasan'ny Tiko sy Mg kou no fanitsahana ny Malagasy ! kay tsa nety fa nifontana taminy ny olona de zao no niafarany !!! efa zatra jadona oa io prezida io ka sarotra resena lahatra amzany fifanarahana zany !! hitler !!!? aleony maty eo na atotona eo aza izy toy izay hanaiky fifandaminana !! ho hita eo moa fa andaso kely e!! de oe za ndray zao no lazaina fa miteniteny foana nefa tena hiarahatsika mahita eo zany !! raha tsy oe defa tena niova tokoa izy alou no tsy haiko fa ra zay toetrany zay de mbola ho lavitry ny afo ny kitay !! lavitry ny kijàna ny omby !!!
10. vale ( 22/02/2009 10:57)
andrywui:

Ary nakaia toko izy roalahy fopla omaly reny toa nandalo adiny 1teo de tsa hita ze nalehany !! i Mirana no efa natahoatra be nanao tompoko ,tompoko anle tgv fopla omaly , za ko alo nanahy beihany oe sao de izy tkony ary reto satri le anarana de izy tokoa !! ny an'ny tgv aza nisy sary !! de nakaia ? zay no mahagaga !!



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Fahazavana ( 24/02/2009 06:19)
aiza moa roky i doné , efa lasa adala eto @ foroma eto va re ka miezaka hanampempo @ teny adala isankarazany , adala aaaaaaaaaa! tchao o! hifakahita @ sabata izao , nalefa any tsiafahy dans l'un any hono fa tsy avotra intsony tonga izahay hamngy dia hitondranay petit poid sy karoty etinay eny i dadalva sy mamabory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0639