Politika

ainaheri ( 24/02/2009 12:48)
Fanahy iniako nampidirina ato @ resaka polotika izy ity! Mba misy mahalala ve hoe,naninona no nogadraina ilay tompona grossiste LES 3 FRERES iny,ny 1 moa dia maty tany amponja.... Mba nisy nanao ana... tohiny
Noue ( 24/02/2009 12:01)
[b]Tenter de prendre le pouvoir par la rue est-il démocratique ? Pousser les populations à la désobéissance est-il démocratique ? Organiser des pillages est-il démocratique ? Envoy... tohiny
BOYSGOSS ( 24/02/2009 11:17)
Amin’ny hafaliana tsy roa aman-tany no hampilazainay anareo fa ny havamalalan’ny mpanimba firenena: Atoa [b]TSAHO Gidro Valaketraka[/b] Dia nantsohin’... tohiny
vilambava ( 24/02/2009 10:56)
Sao de tokony tatsy am-resa-dehilahy na resa-behivavy no nasiana an'ity dinika mikasika ny blem TGV/Ra-8 ty na fara-falikamatiny tatsy am-dinika Fitiavana. Toa zany manko no tena fototry ny olana fa... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 14:04
rangorivao96 ( 24/02/2009 10:50)
Vao vita soratra tam asabots teo tany Japon i Yuka sy Ivo Hasina f'angah ts fantatrareo eto ?? vadiny faha-5 i YUKA , fa de faly miarahaba azy nahazo tokatrano vaovao zany isika eto am forum zany e, a... tohiny
ainaheri ( 24/02/2009 10:48)
Iza no tompon'antoka @ fanafarana miaramila afrikanina?? Satria ireo tsy afaka ihiditra ao dago raha tsy mahazo alalana avy @ mpitondra fanjakana iantefan'ilay fanampiana,na ny firenena mikambana aza ... tohiny
Annie2006 ( 24/02/2009 10:45)
**********************************************APARITAHO***************************** [b]Ravalomanana fait semblant de dialoguer pour gagner du temps…[/b] La réunion de négociation entre Marc R... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 25/02/2009 13:43
BOYSGOSS ( 24/02/2009 10:38)
Indray andro hono nisy zany TGV zany izay nitovy t@'i LUKY LUKE, namory ny olony hono izy ary dia nirevy be ry zareo : Whisky tsy fahita firy eto Dago no fisotrony marque TSAHO ary ny tsakin'izy ireo ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 02:47
andrywu ( 24/02/2009 09:58)
araka ny vao2 azonay farany dia tonga tanky sy tafondro fa dia miomana tsy baramina intsony ity fa dia miomana e... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 11:27
karavasy ( 24/02/2009 09:27)
Lazaina fa gola nefa mbola ady eo ampiantohana. Firy ary an'iza ny lamba miahy ? Karavasio ary aza avela hitraka ny TGV... tohiny
novalian'i Andribe ny 24/02/2009 13:01
rangorivao96 ( 24/02/2009 09:21)
Tsy ny Tim tsony zao no olana ho atsika fa ze hampandroso ny firenena haingana amzay ,oe ahoana ny stratejia tena haingana sy mahomby ,satria mety noloarana tao mialoh ko zao ny volampanjakana sy ny o... tohiny
penguin ( 24/02/2009 08:55)
TGV haingana dia haingana nefa sady tsisy làlan'ny TGV aty Madagasikara no lava sanga ka taritin'ny olona ny andriny. Fahanana vao mandeha ka manimba zavatra satria mandeha ho azy ary mandeha mamotik... tohiny
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 12:06
lemenakely ( 24/02/2009 08:24)
Io moa dia fomba fiteny mahazatra eto @ tanana e!kanefa kosa tsy manazera ho azy ilay hazo ny rivotra fa misy antony kosa angamba ao?...... tohiny
penguin ( 24/02/2009 07:17)
Rehefa tsy azoazonareo dia lazainareo ratsy toetra kanefa ny toetra asetrinareo azy dia vao mainka hatratsian-toetra. Mpiasan'ny Radio VIVA izao no manambara hoe Tranon'olona mapiahiahy fa mandraisa f... tohiny
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 11:51
xxx ( 24/02/2009 06:41)
Efa ela no tokony ahatsapatsika ny haratsiantoetran ingahy Ravalomanana ity na tsy mbola teo @ fitondrana akory aza izy.Izay orin asa nifaninana t@ Tiko dia nanaovana toetra tsy zaka : Romanor , ny A... tohiny
rangorivao96 ( 23/02/2009 22:28)
Malaza be ato am serasera mank oe mpiten rats be on za ,sady isak ze mten zan de maloto foan no mivoak n vavak , ka de ambarak ampahibemas eto zan fa de MAMAKO niterak ah mihits zan no nampianatr ah n... tohiny
salopard ( 23/02/2009 22:25)
Tsy rariny ! scandaleux! avelao kosa ry zareo hiasa e! Posté le: Lun Fév 23, 2009 23:21 -------------------------------------------------------------------------------- moov.mg/actu... tohiny
NyMisaina ( 23/02/2009 22:06)
Aiza ny tena VAHOAKA? Tena ampy izay fa raiso ho adidy ho an'ny Tanindrazana sy ho an'ny Malagasy ny FISAMBORANA ireo mpanao ratsy sy ny tariny dia tgv sy ny mpiara-dia aminy. Tadiavin'ireo hosimbaina... tohiny
novalian'i ndenn ny 26/02/2009 20:45
xxx ( 23/02/2009 20:59)
Iza moa Ra8 ? Tsy fantatro fa ny nataony no hitako. Tsiahy. Tsy nanaiky ny valim-fidianana tam 2001 razoky de nampiasa an-dRatsirahonana hanao fampitaha fitanana an-tsoratra d teo no nanoboka ny ta... tohiny
ifiona ( 23/02/2009 20:27)
miala tsiny fa ity misy dinika kely hita tany @ forum hafa, mba hozaraina ho antsika mianakavy. source: sobika Personne n’en parle : Les réalisations du Président Marc Ravalomanana Depuis l... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8015