Inona no atao oe democratie @ TGV

1. Noue ( 24/02/2009 12:01)

Tenter de prendre le pouvoir par la rue est-il démocratique ?

Pousser les populations à la désobéissance est-il démocratique ?

Organiser des pillages est-il démocratique ?

Envoyer des personnes, certes sans armes, à l’assaut d’instituions symboles de la Constitution est-il démocratique ?

Semer la terreur et le doute chez la population est-il démocratique ?

Désinformer est-il démocratique ?


2. Noue ( 24/02/2009 12:02)
dia ity ny tohiny eee

http://www.topmada.com/2009/02/24/a-vous-la-parole-y-a-il-plusieurs-democraties/
3. Fahazavana ( 24/02/2009 12:11)
Tsy mahay miteny frantsay ra8 fa ataovy teny gasy , sao dia tezitra be eo anefa i dokomainty sy elefanta satri humilier hoe ny tsy mahay miteny frantsay indray no lasa presidà en plus tsy president au noir a ! fa tena legal :D
4. andrywu ( 24/02/2009 12:24)
ary ny atao hoe democratie @ ra8 sy ny tim
REHEFA TSY MANOHANA NY TIM SY RA8 DIA MANIMBA AN'I DAGO,TANATARAINA DAHOLO IZAO VERSET BIBLIQUE MBA HANOHANANA AN'IRA8,vidiana aire force one sans demandé l'avis prsonne,alaina daholo ny societe misy eto dago,tsy misy maharatsy azy saingy ny filoha novidiana ho filoha fa tsy president fjkm ,tsy ao anatin'izany rehetra izany ve ny ataon'ny vazaha hoe conflit d'interet.
5. Andribe ( 24/02/2009 12:33)
MAHAY MITENY FRANTSAY KOSA LERY EE HOY IZY HOE: CA A LAIT BIEN POUR LAIT MALGACHE AVANT QUE LAIT TGVISTE A LAIT AU 13 MLAIT. CA A ALAIT ETRE UN CARNAGE ICI AVEC RFI. C EST MOI QUI EST A ALAIT DIRE AUX ARMLAIT DE NE PAS TIRE LAIT =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. yuka ( 24/02/2009 12:47)
izay tiny hatao rehetra no demokrasiany ee!
raha toa ka rarana izy tsy hanao ireo fanaony ireo dia lazainy fa jadona R8!!
7. andrywu ( 24/02/2009 12:56)
Andribe:

MAHAY MITENY FRANTSAY KOSA LERY EE HOY IZY HOE: CA A LAIT BIEN POUR LAIT MALGACHE AVANT QUE LAIT TGVISTE A LAIT AU 13 MLAIT. CA A ALAIT ETRE UN CARNAGE ICI AVEC RFI. C EST MOI QUI EST A ALAIT DIRE AUX ARMLAIT DE NE PAS TIRE LAIT =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

mihetsika indray ny Androbe zany hihihihi aza omena tsiny eh


:-D :-D :-D
8. andrywui ( 24/02/2009 13:02)
Mananihany olona i Yuka chinoise a ! tsara be le izy Yuka !!
9. yuka ( 24/02/2009 13:10)
le in zany ry Andrywui??
Yuka gasy hoe!! AZO :evil:
10. ratavao ( 24/02/2009 13:14)
Ka mipetraha ry an rehefa tsy mahatanty ny demokarsia a! Mandehana tanteraho daholo ny R8 handroso hatrany fona enao!
11. rangorivao69 ( 24/02/2009 14:15)
l'imposture andrywi=ralalaina=andryw=pengiu=rangorivao96
ataon'i sefonelah may voody ndray ela rahalina mbola tsy mahazo kil foana :-D :-D :-D
12. pengiun ( 24/02/2009 14:18)
ratavao tena namako be manombokizao hiaradalana isika rahavako hanakatr'iry volana iry ho kilalao
13. rangorivao69 ( 24/02/2009 14:26)
tsy mety oz ny sefonelah ny methode d recrutement nelah :-D :-D :-D
14. andrywui ( 24/02/2009 14:32)
Ny democratie aloha dia efa mazava be ane izany ny dikany fa fahalalahana maneho hevitra e !!!!! ka tsy hitako tsony oe ahoana no adihevitra fa rehefa tsy mamela ny olona na ny vondron'olona na ny antoko haneho hevitra de efa tsy misy democratie zay !!!!!! de alao sary antsaina amzay ary oe misy ve sa tsy misy ny demokratie eto madagascar ?? de samy mamaly aneritreritra any !!!!!
15. rangorivao69 ( 24/02/2009 15:05)
efa mba manomboka misaina le rouioui =D> =D> efa tgvoaroka ve elah no antony sa tena tsisy saosy klé :-D :-D :-D
16. rangorivao96 ( 24/02/2009 15:45)
nefa marina hany ny anlah raoui oui satria efa nanapakevitra nivadika tgv ah zo lets fa ts Rangorivao69 taloh tsony a okay an , akama daol ze TGV reetr ato eeeeeeeeee ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
17. Noue ( 24/02/2009 18:50)
rangorivao69:

l'imposture andrywi=ralalaina=andryw=pengiu=rangorivao96
ataon'i sefonelah may voody ndray ela rahalina mbola tsy mahazo kil foana :-D :-D :-D
kay ve ianareo olona iray ihany eee !!!


18. tafondro ( 25/02/2009 01:53)
Ndana matory daôly alou fa ,@ alakamisy zao dé misy RDV ho antsika mpisera manomboka ny @ 19 hGMT , tsy ankihato mandra-pahatoandro ny ampitso .
19. rangorivao69 ( 25/02/2009 02:16)
aza be vavapouur leity le tafondromaty ty tsy tgvendrana no mibaiko eto :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1084