Politika
mosabe
(
26/02/2009 12:52)
Le Conseil supérieur de l'audiovisuel a décidé de mettre les chaînes Canal+ et sa filiale i-TELE en demeure de respecter "leur obligation d'honnêteté de l'information" après la diffusion d'un r...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 13:11
xxx
(
26/02/2009 12:36)
Ataon-dry leli..-maty ireo kilalao fotsiny koa ity raraham-pirenena ity na i TGV na i Ra8, masoso-P...tsss...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 16:31
xxx
(
26/02/2009 12:06)
matahoatra mafy mihitsy aho e tsy tazana teto intsony ity mafana fo mpanohana an'i tgv ity efa ho 15jours,tena manahy mafy izany,izay misy mahalala dia milaza ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 27/02/2009 02:17
lemenakely
(
26/02/2009 11:17)
Angamba tsy misy tsy mahay ny hiran i TIANA iny isika ! MIALA TSINY ...
Raha jerena toa MIALA MAINA avokoa izay mety mpanelanelana @ ity raharaha ity ,na ireo vahiny na isika eto antoerana .
Sao ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 27/02/2009 02:10
sitlo
(
26/02/2009 11:01)
Nisy sangisangy zary tena izay sendra hitako tany.
[u]vazaha[/u]: Ahoana ny fihatraikan'ny fiakaran'ny vidin-tsakafo eran-tany taminareo malagasy?
[u]tgv[/u]: Raha tsy nisy an'ahy nga niakatra teo ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/02/2009 00:11
kabota
(
26/02/2009 10:55)
TENA VOAFITAKA NY FFKM SATRIA LASA NAMONO AFO NY FIHETSIKA NATAONY. HEVERINA FA TONY NY OLONA NADRITRY NY TELO ANDRO. TANDREMO AN!
misaotra anao aho RAKAZAKOLONA FA IZANY KA ZANAKA OLONA MANANA HAZ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 27/02/2009 02:08
andrywai
(
26/02/2009 10:34)
Nipoaka lay mahazatra ka asa na fandroahana ihany dia niparitaka ireto milaza hanala ny PDS na nisy naratra. Mitazana lavitra moa ka tsy mety ny mandainga. Ny havanay ihany no aroson-dry TGV fa izireo...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 23:01
ralalaina
(
26/02/2009 10:18)
Vory lanona ny olona eto mahamasina,vahoaka analinkisa no tonga mba hitaky ny zony,nalefa ny miaramila handrava ny olona nanao tifin danitra sy nanapoaka bomba,izany no toe tsainy ny RA8 nohoizany tsy...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 04/03/2009 14:54
Noue
(
26/02/2009 09:33)
soahiany fa tongasaina ny olona tsy ho atao [b]SORONA[/b] intsony ka inona indray ny tetika mba ahazahoana olona eee ???
[b]* Andry TGV appelle ses partisans à venir à Mahamasina jeudi à 10h pou...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 14:21
bozyboleta
(
26/02/2009 08:23)
T@ fanambaran’ny FFKM ny Asabotsy teo izay nosoniavin’ny filoham-piangonana 4 dia nomarihina tsara ny maha-Filoham-pirenena an’Atoa Ravalomanana.
Saingy @ le fanambarana omaly 25-feb izay i Mo...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 14:04
nyavo2000
(
26/02/2009 08:14)
-efa mba nisy NANADIHADY MARINA ve hoe :"vola n'iza ary avy aiza no NIVIDIANANA ny RTV RAVINALA taloha ho lasa VIVA amin'izao fotoana izao?
-Sa Atoa RATSIRAHONANA no nanome ny fananany tamin'ny vidin...
tohiny
novalian'i abcdefg ny 26/02/2009 21:30
essera
(
26/02/2009 04:52)
Salama daholo,
Raha manoratra eo ambony aho hoe PRO-RA8 dia tsy midika fa mpanohana TGV saingy :
Mba hanome ny hevitro manokana kosa aho anefa momba an'ireny omaly ireny (ny tsy fahatongavan'ny...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 15:36
salopard
(
25/02/2009 23:17)
tonga dia miainga ity, tsy misy manao na silipy
haseho tsara an-dravalo fa tsy voavidy intsony ny fitafiana
Miala tsiny @ neny lalao, sy ony, sy lianah sy patrcia, etc..., fa tsy ianareo no ci...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 00:37
xxx
(
25/02/2009 22:03)
MANINONA ARY RA MBA AVELA HO VITA TSARA SY AFAPO ALOHA AMIN'NY HEVITRA IRAY VAO MBA ALEFA NDRAY NY IRAY FA DE SESIK'ONDANA !! SY SAOSISIN' AMBODIMITA ITY KA ZE LANY TALOHA NO TSY MASISO APITSO !!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 12:53
gran
(
25/02/2009 21:14)
TSY NAMONJY NY FIHAONANA T@ TGV RA8, FA NAHOANA LOATRA? NATAONY
TSINONTSINONA VE NY FIHAONANANA @ TGV?
RAHA TSY MANDINIKA TSARA IANAO DIA HOY IANAO HOE ENY.
NY MARINA DIA MISY ANTOKO POLITIKA ...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 26/02/2009 08:41
zaytenagasy
(
25/02/2009 21:12)
AVOTY NY FIAINANAO RA-MALAGASY FA TSY RARINY INTSONY IZAO ATAON-DRY TGV SY NY GAIGY REHETRA TARIHINY'ZAO...
SAMBORY 'REO RY VAHOAKA FA LALAOVINY FOTSINY EO ISIKA!!!
...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 15:20
Noue
(
25/02/2009 20:26)
[b]AZA MANAIKY ATAO SORONA INTSONY EEE !!! [/b]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img413.imageshack.us/img413/6696/soronaa5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img413/soronaa5.jpg/1/...
tohiny
novalian'i Noue ny 26/02/2009 13:49
Noue
(
25/02/2009 18:02)
[b]Mgr Odon Razanakolona s’est retiré de la médiation. Il demande à l’ONU d’intervenir comme médiateur et demande aux forces de l’ordre de faire son travail en protégeant la population ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 01:20
nyavo2000
(
25/02/2009 15:49)
Araka ny vaovao mandeha de nibaradaka Ranjivason fa nisy fikasana miaraka @ rezervista miaraka fiadiana antsokosoko hanafika teny Iavoloha ny asabotsy lasa teo....maro ny olona voatonotonona amin'izan...
tohiny
novalian'i kevin71 ny 25/02/2009 23:58
raNeo
(
25/02/2009 15:26)
Aleo kosa aloha mba hajaina ilay dinika ambony latabatra fa dia ho gidragidra lava zao ve, ohatra le hoe le fandrangitana @ haino aman-jery fa ny forum toy izao koa ange mba tena betsaka ny mpandrangi...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 15:37
