Politika

sitlo ( 27/02/2009 18:55)
Mimenomenona daholo: Nations Unies ehhhh FFKM ehhhhhhh AU ehhhhhhhhh frantsay ehhhhhhhh COI ehhhhhh Raha avela amin'izao mantsy ilay prezida toa ho gidraka be fa dia mety hohavaoziny mihitsy... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 20:24
xxx ( 27/02/2009 18:45)
Tsy ianao no halaza aminio fa[b] efa nisy PRO be noho ianao nanao anio PS[/b] fopla io teo aloha ary [b]nahavita zavatra extra teto[/b] ! sy tsy mampino ry zalahy !! fa raha ny anao io de [b]tsy mis... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:45
NoueAndrywui ( 27/02/2009 18:26)
novalian'i xxx ny 28/02/2009 00:00
xxx ( 27/02/2009 18:02)
leo politika izahay dia izao no fomba legal entina mahohitra azy fomba democratie non.... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 23:47
NoueAndrywui ( 27/02/2009 17:43)
ary toa miakatra be ny foza orana ry ireto an... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 18:25
Noue ( 27/02/2009 17:16)
mba mangataka ny mpiandraikitra mba hitazana kely ny [b]fanimban'io XXX io ny dinika rehetra eto @ politika[/b] fa tena sahirana mahintsiny ny olona rehefa mba hamaly dinika eee !! io zao izy vao namo... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 07:38
xxx ( 27/02/2009 17:08)
Nisy nanao pression aminy ve ? Sa tena ny FFKM no tsy credible raha tsy ao izy ? Sa hanotofana zavatra indray io ? Matahotra ve Ra8 fa hisy 13 mai ampitso dia anaovan pression Odon mba hanakana io ? H... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:59
andrywui ( 27/02/2009 16:47)
de efa zay zany fa de tsy maintsy hoatao rahapitso daholo na ny fakana ministera na ny fakana ambohitsirohitra na ny fakana iavoloha ary tsy maintsy azo zany ireo rahapitso e !! fa defa mamangy atsik... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:32
tsikivy01 ( 27/02/2009 15:59)
Nisy nanao pression aminy ve ? Sa tena ny FFKM no tsy credible raha tsy ao izy ? Sa hanotofana zavatra indray io ? Matahotra ve Ra8 fa hisy 13 mai ampitso dia anaovan pression Odon mba hanakana io ? H... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:19
a256011 ( 27/02/2009 15:25)
Amiko aloha hatramin’izao tsy misy olona tonga lafatra, ka izay ataony dia mety amin’ny rehetra. Ny fanapahan-kevitra izay raisinao rehetra dia misy vokatsoa sy voka-dratsiny hoan’ny tsirairay... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:48
xxx ( 27/02/2009 15:25)
mba manitikitika kely ihany hoe hatramin'izay nanombohan'ny grevy ma nisy fiantraikan'ny an'ireo mpandraraha vahiny miasa eto amintsika sy ireo grand projet en cours izay fatsian'ny 9em et 10em fed :... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 16:59
ralalaina ( 27/02/2009 14:56)
Diso be daholo nareo RA8liste ireo @ antony nampiverina any ngahy MGR ny antony dia nilefitra RA8 mpamono olona ary nanaiky fa hiresaka @ fangatahany TGV dia ny fanaganana gvt de transition,ny fanalan... tohiny
novalian'i almada ny 28/02/2009 06:44
xxx ( 27/02/2009 14:26)
ary mba nankaiza i dolin,costume gris,ary monja roindevo fa toa tsy henoheno sa efa manomboka miasa ny minitr'i tgv :-D :-D :-D ,rollant ratsiraka sy ny akolita eh... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:06
bozyboleta ( 27/02/2009 14:22)
Dia mbola mitohy ihany ity sarimihetsika ity. Hiverina hiaraka handridra ny latabatra boribory indray i Monsenera hoy ny solotenan'ny ONU. Hiverina toy izay koa i Likiliky hoy ny solotenan'ny ONU ih... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 20:25
ifiona ( 27/02/2009 13:57)
"15H00 : Pas de sit in ce jour des pro tgv. Ils donnent rendez vous samedi Place du 13 mai. La place a été déclarée zone rouge par l'Etat" hein! tsy te hahita fatin'olona za radem klé..... :(... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:40
rasoan ( 27/02/2009 13:28)
Bonjour, Nous vous invitons à participer à un rassemblement à la place des nations (sous la chaise), à Genève, ce samedi 28 février à 10h pour une solidarité avec la population malgache,... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:07
maditra ( 27/02/2009 12:56)
Voalohany aloha dia miala tsiny fa manonontonona ny anaran'olon-dehibe. Katolika ny tenako ary manaja tsara ny structure mifehy ny fiangonana Katolika na eto madagasikara izany na any Vatican. Kane... tohiny
Noue ( 27/02/2009 12:40)
raha oatra zany ka miala teo Ravalomanana, dia araky ny hevitrareo, iza no susceptible azo apetraka ho filoha eee ?? raha jerevana manko ny fandehan-javatra dia ny delegasiona , na ny olona ao ambadik... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 14:39
tanymasina ( 27/02/2009 12:07)
Tsy mifampiraharaha Atoa Andry Rajoelina Manaiky ny zavatra mitombina entin’ny andaniny Andriamatoa Andry Rajoelina rehefa eo amin’ny fifampiraharahàna. Hoy ny tatitra : “Naneho ny fahavonon... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/02/2009 16:35
ronaldo09 ( 27/02/2009 11:57)
Avy amizay ronaldo09,nangina ny tenanay teo noho ny adidy aman'andraikitra satria sady mpiasam-panjakana izao no eo ampanomanana ny doctorat! Mihazakazaka ny toe-draharahapirenena ankehitriny ar... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 01/03/2009 00:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7994