Politika

Annie2006 ( 01/03/2009 15:56)
Tsy afa bela RA8 ka ny hitifitra sy hamono vahoaka ihany no solution farany hitany ka hijanonany eo @ fitondrana. TSY manana saina hitondra fanjakana mihitsy RA8 fa kosa hiaro sy hifikitra mafy dia... tohiny
novalian'i ndenn ny 01/03/2009 21:08
Annie2006 ( 01/03/2009 15:08)
Talanjona izahay toa tsy nahita intsony ny naman mavitrika kidoropamba. Marina fa dia misafotofoto be ny raharahampirenena ka sarotra ihany ny misera eto na dia liana amin'izany aza. Kanefa maagaga ah... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 19:12
xxx ( 01/03/2009 13:52)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49aa38e9d6c62#m49aa92651da8d... tohiny
zakilinina ( 01/03/2009 11:21)
Misy amintsika ve manana porofo na vaovao marim-pototra raha ao ambadik'izao korontam-be mandrava izao ny Frantsay ?... tohiny
novalian'i belakely ny 02/03/2009 02:49
tsikivy01 ( 01/03/2009 10:21)
Dia izany no fanontaniana mameno ny saina izao ? Inona no hiseho ? Hitohy ve ny dinika satria tsy nilaza mazava TGV omaly ? Ny fantatra dia hoe hitohy ny grevy. Ka tsy voahaja ny teny nifanomezana hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 23:42
Noue ( 01/03/2009 10:18)
sao dia mba tokony hisaina i tgv @ ity hetsika saika hataony ity manomboka rahampitso eee ??? tsy izy anie no mamelona ny olona ee !! jereo fotsiny ity faha-vitsin'ny olona tonga teo @ 13 Mai omaly !!... tohiny
pimaso ( 01/03/2009 09:22)
...
RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RAVALOMANANA HATRANY RA... tohiny
novalian'i pimaso ny 01/03/2009 17:33
toovs ( 01/03/2009 08:20)
(miala tsiny fa tsy afaka namaly ny fanontanianao aho, tsy maintsy miandry 47 mn hono aho vao mahazo mamaly ka dia naleoko nanokatra hevitra vao².) eeee, mampalahelo i Noue raha izany. izay hi... tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2009 16:38
toovs ( 01/03/2009 08:03)
zah koa mba pro ravalo tam 2002 satria te hiova mpitondra fa efa tsy mandeha intsony ny fampandroasoana firenena. olombitsy ihany no nanankarena fa ny sarambabembahoaka dia zara raha mahavita ny faran... tohiny
novalian'i Annie2006 ny 01/03/2009 15:44
xxx ( 01/03/2009 07:53)
:!: aza miady eto fa mirosoa any dago zay tia tanin-drazana e :twisted: ... tohiny
novalian'i toovs ny 01/03/2009 08:09
ndenn ( 01/03/2009 00:59)
Nijanona angaha ilay coller copier?... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2009 22:42
xxx ( 01/03/2009 00:27)
[b]LEHILAHY LEHIBE[/b] EFA VAKY FEO EFA NITERAKA KOA AZA I [b]SALOPARD[/b] NEFA DE IZAO NY ZAVABITANY ! SA TSY [b]NAHATANTY ZAVA MAHADOMELINA VE[/b] ?? SA EFA [b]MAFY LE ADIMPIAINANA SY FAHASAHIRAAN... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 00:40
xxx ( 01/03/2009 00:20)
[b] RAVA NY FORUM RA-COPIE COLLER A! IZAO NO TADIAVINAREO[/b] TONGA DE RAVA NY TSENA ATO FA METY TSY HITANDRAHERY ANGAMBA IRETO COPIE COLLER BEDEBE MIVERINA HISABOTENA NY FORUM TY ! NA RAVATORAN... tohiny
novalian'i Annie2006 ny 01/03/2009 15:48
xxx ( 28/02/2009 22:45)
io ravalomanana,andryjaoelina,andrywuinoeu,... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:07
salopard ( 28/02/2009 22:44)
iE EFA MENAMENA BE IZY AO apoakako ny hetotra raha tsy mitandrinany TIM dia ho faty ry noue sy yuka ary mirananirina izay aloha fa tsy ampy dôzy, fa sao misy any e ry zalahy a! sniff tchouff... tohiny
novalian'i penguin ny 02/03/2009 09:50
xxx ( 28/02/2009 21:54)
[b]SAO DE MBA TSY METY LEHIRETSY FA OLONA MANANA NY MAHA IZY ANIE NY fILOHAMPIRENENA IZANY KA TSY TOKONY HAFOKAINA TOY IZAO E TSY MAHITA VE RAHERY SA AHOANA ARY ?? SA HO LASA FANJAKAN Y BAROA ATO ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:09
xxx ( 28/02/2009 20:27)
Hoavy ity fivoriambe afrikanina,ho tonga eto gasikara ny president sy ny solontenan'ny firena afrikanina rehetra ,journaliste vahiny maro ,delegation maro be,mpandraharaha vahiny, tokony mba hivondro... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:08
AndryRajoel ( 28/02/2009 15:20)
:°) :°) Mbola tsy niteny zah tompokolahy sy tompokovavy d eo nareo no be vava eo aby :( fa tsoriko aminareo fa ho avy amin'io mpitondra nareo io ny tsy mety yyy ;-) satria hampiako indray ny fat... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:25
Mpandinika ( 28/02/2009 15:10)
La stratégie du chaos qu’on essaye à tout prix d’instaurer à Madagascar implique un objectif, la destruction de l’Etat-Nation, réduit à néant, au pire, émietté, parcellisé, au mieux, co... tohiny
novalian'i mirana5 ny 01/03/2009 07:46
tsinjo ( 28/02/2009 14:02)
tssss ;http://fanhaiky.blaogy.com/post/1122/6103... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 02/03/2009 06:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1123