RAVA NY FORUM ATO FA TSY HITANRAHERY ANGAMBA FA IO NDRAY

1. xxx ( 01/03/2009 00:20)
RAVA NY FORUM RA-COPIE COLLER A! IZAO NO TADIAVINAREO


TONGA DE RAVA NY TSENA ATO FA METY TSY HITANDRAHERY ANGAMBA IRETO COPIE COLLER BEDEBE MIVERINA HISABOTENA NY FORUM TY ! NA RAVATORANO KOA AZA TSY HITA !! BON ! RAVA NY TSENA ALOH ZANY HATRETO



VARIANA VE RA-HERY ,RAVATORANO
novalian'i Annie2006 ny 01/03/2009 15:48
2. xxx ( 01/03/2009 00:21)

TENA LASA ADALA TATERAKA I SALOPARD ATO
3. xxx ( 01/03/2009 00:22)
MBA MISAINAH RY SALOPARD A ! MBA EFA LEHILAHY LEHIBE IANY FA TSY OE ZAZAKELY NAREO
4. Annie2006 ( 01/03/2009 15:48)
Raha jerena amin'ny fo tsy miangatra io lazain'ny salopard io dia rariny raha io valinteny io no nataon'ny xxx. Fa misy dikany ambadika io lazain'ny salopard io ka izao ny ohatra iray:

Io mihitsy no nahatonga an'i ANDRY TGV hisintaka @ negociation satria mitovitovy @ io resak'i salopard io no mba nasetrin-Dravalomanana @ resaka hamahana ny olana. Rariny raha tezitra i Odon sy TGV.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1351