Politika

nyavo2000 ( 03/03/2009 10:44)
Vakio ity laha-tsoratyra eto ambany: ZARAZAO Et je le répète ce que je vais vous livrer maintenant est à diffuser partout. Car des questions ont été posées pour savoir pourquoi Andry n’a pa... tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 05:14
lemenakely ( 03/03/2009 10:36)
Raha ny fahitàko azy aloha raha mbola eto an-tany na ao VATICAN aza angamba dia tsy ho 100% tonga lafatra ny fomba fitondràna ao , koa maika ve fa ny aty @ tany mahantra ? :idea: ... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/03/2009 12:15
salopard ( 03/03/2009 09:15)
Eh oui, rehefa zahay dia tsy misy zone rouge izany. Ka raha izany ny vodiko izay zone rouge koa ve, tsy ho tifirin'ireo milaza azy ho mpiaro ny zone rouge... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 14:17
essera ( 03/03/2009 09:00)
Salama daholo, Tamin'ny asabotsy lasa teo, raha nandeha hiakatra ny tenanay dia nisy andiana bandy jiolahim-boto eo ho eo amin'ny 100 ka hatramin'ny 200 eo niainga avy aty Behoririka (avance center... tohiny
novalian'i Noue ny 03/03/2009 11:33
Fanhaiky ( 03/03/2009 07:23)
Toa efa mahazatra ny vaovao miseho isan'andro eh 1- Ny tetsy @ 13 mai sy Ingahy RAJOELINA 2- Ireo mpitandro filaminana 3- Ny fihetsehana any @ Faritra 4- Fiafandonana eo @ mpitandro filaminana s... tohiny
novalian'i lezama03 ny 03/03/2009 10:56
papajames ( 03/03/2009 07:04)
-Dia ireny araky ny nahitantsika azy omaly ireny indray ny fivorian'ny ireo fikambanana mpandroba sy mpanankorontana notarihan'i ralucky luke (Andry io ),vao vita ny fivorivoriana nataon'izy ireo dia ... tohiny
novalian'i essera ny 03/03/2009 09:35
rabaradaka ( 03/03/2009 06:24)
Zao dadatoa ndao hiaraka hijery vahaolana fa tsy misy dikany izany hoe zaho mpomba an-dRavalo izatsy miaraka amin'ny TGV. Efa manomboka sempotry ny crise ny vahoaka ka raha tsy voavaha alohan'ny 15 ma... tohiny
tataka ( 03/03/2009 05:59)
Tsy menatra ary mijoro hatrany izahay Mpomba an-dRAVALOMANANA ary manohana azy. Tsy hiandry ny ho domin'ny lanifanahy foana fa mba mamaly ihany koa. Io no Président lanim-bahoaka aminay ka na hitatat... tohiny
novalian'i penguin ny 04/03/2009 06:21
penguin ( 03/03/2009 05:51)
Voaporofo ny fanirahan'i andry TGV ny olona tarihiny tamin'ny fandoroana sy fandrobana tetsy sy teroa. Rehefa henoina fotsiny dia milaza i andry TGVendrana fa misy olona voakarama handroba kanefa nent... tohiny
novalian'i penguin ny 03/03/2009 14:27
xxx ( 03/03/2009 04:33)
Et encore des dégâts et des dégâts. Les pilleurs ont continué : exprès ou partisans mal maîtrisés ? C’est pas encore très clair mais une chose est sure : l’équipe de rajoelina vide la rÃ... tohiny
novalian'i essera ny 03/03/2009 09:29
rangorivao96 ( 02/03/2009 21:23)
Misy miteny ato oe maty Rangorivao e !vita lery e! voapala teo e! sns .... ny tena marina de nanokana fotoana hivavahana mitsy ah aloh rehef voahantona teo mba handinihak teNa ! ka izao de hIvern amin... tohiny
novalian'i essera ny 03/03/2009 08:45
Noue ( 02/03/2009 18:32)
tsy harary ve ny fokelin'i tgv raha mahita oe ny zavatra ataony dia fanapotehina, fandrombana, fandravana, fanakorotana mais en attendant ny president Ravalomanana manohy hatrany ny asany ee ??? Le... tohiny
novalian'i orthon ny 04/03/2009 05:53
tsimatimanota ( 02/03/2009 18:19)
...FA NAHAZO OLONA AMPOLONY MARO ANIO HO ELA VELONA NY HENATRA SY NY MPILOKA SY NY MPANGERY ANTSENA IRENY TAO @ TRADING CENTER IRENY DAHOLO NY OLONA TSY HITA ASEO @ VIVA VIVE LA REVOLUTION ORANGE K... tohiny
novalian'i xl ny 03/03/2009 04:11
andrywui ( 02/03/2009 17:57)
Tena mahatoky anlah ah lety ry Annie2006 fa tena ho petahanlah mafy any mihitsy ireo Ravaloiste ireo anio kah !!! aza hitsitsiana rotsakazo mihitsy Annie2006 a !! fa ny zanaka tiana no hanarina sy f... tohiny
novalian'i molota ny 03/03/2009 10:29
Noue ( 02/03/2009 17:14)
[b]13H40 : fin du 13 mai. Andry Rajoelina demande a ses partisans de venir avec un drapeau marqué de noir pour demain[/b] Malagasy ianao ry tgv ! Malagasy ianareo zay manaraka azy fa [b]aza lotohi... tohiny
ronaldo09 ( 02/03/2009 15:38)
Mety ho gaga angamba isika hoe iza ireo mbola sahy ho manoha sy mandoka an'ilay iray iry ato!Izy ireo dia tsy iza fa ireo Ambasadaoro miasa sy monina any ivelany,ireo mpanolotsaina ao amin'ny ambasa... tohiny
novalian'i yuka ny 03/03/2009 12:20
Rafahafahana ( 02/03/2009 15:24)
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é. Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 18:21
rabingogilabanga ( 02/03/2009 14:35)
1°)Na ny pour an-dravalo izay mi-critique an'i Odon RAZANAKOLONA http://www.sobika.com/forum/viewtopic.php?t=18672&sid=faf14beab8c4589843281af69e2ea499 2)Na ny Mpomba NY TGV, izay mi-critique ... tohiny
novalian'i molota ny 02/03/2009 18:11
Annie2006 ( 02/03/2009 13:56)
Aiza ireo Union africaina milaza LEGALITE izany? Io hoa rehefa tsy tiam-bahoaka ka mifikitra amin'ny fitondrana dia izao ihany no hiafarany e. Na LEGALITE sadasada io, na MAJORITE tsy ampy olona fol... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 02/03/2009 22:18
tolonmpiasa ( 02/03/2009 13:45)
GREVY ANGAHA??? Mipepipepy mibaiko Mpiasan'ny Zone sy ny Mpiasam-panjakana higrevy ry 13 mai. Amin'ny anaran'ny demokrasia hono e. NY TENY FITAKA FA NY ATAO NO HITA. Koa tsaraonareo @ izay nata... tohiny
novalian'i Andribe ny 02/03/2009 19:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7675