Politika
penguin
(
04/03/2009 11:02)
Izay mipoaka rehetra dia samy manana ny andraikiny ny rehetra. Ny mpampianatra mampianatra ny ankizy ary tsy Ra8 no mitantana azy amin'ny rehetra. Ny miaramila manana ny mpitantana azy ary mahalala ny...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/03/2009 12:07
xl
(
04/03/2009 10:40)
LA GUERRE FINIT, TOUT LE MONDE CONTENT
VIVE REMERCIEMENT AUX FORCES DE L'ORDRE MALGACHE
RENDEZ VOUS AU 2012
ADIEU TGV
AMEN...
tohiny
novalian'i xl ny 04/03/2009 11:07
saranga
(
04/03/2009 09:57)
Tokony esorina tsy ho senateur i Rabetsitonta Tovonanahary satria azy io Radio Antsiva io. Ity Ismael ity dia tsy analyse na observation politique intsony no ataony fa tena fanaratsiana sy fampiadiana...
tohiny
novalian'i mpandalina ny 16/03/2009 07:14
xxx
(
04/03/2009 09:34)
Ohatran izay no kisarisary hitako @ izao fitadiavan- tseza indrindra izay ataon ireo mpiara- dia @ TGV .Misy no efa tao fa dia mangalatra fotsiny no adiny ao, misy ny tsy hainy akory ny hitantana an i...
tohiny
novalian'i Oay ny 04/03/2009 10:33
Andribe
(
04/03/2009 09:24)
Ireo fihaino amanjery ireo ve tena maneho ny hevibahoaka sa arakarakin ny pression mahazo ny mpanoratra sy mpilaza na interetn izay matanjaka ao ihany no azo avoaka sa kosa lasa fifanasana vangy fotsi...
tohiny
novalian'i Andribe ny 04/03/2009 14:06
essera
(
04/03/2009 09:19)
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe : raharaha notadiavina ange ny an'i Ravalo é. Naninona ilay bandy kely DJ io no nenjehina sy nosakanana vao niakatra teo amin'ny CUA.
Efa notadiavin'lisany io r...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 04/03/2009 11:37
mion
(
04/03/2009 08:49)
Nikatona ny Orinasa 13 Mai SARL Offshore, maro ny mpiasa tao no tatran'ny chomage techinque . Tsy hisy zany ny activités maromaro toy ny sport refa avy miasa (mandroba), ny divertissement refa maka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 21:34
Oay
(
04/03/2009 07:58)
« Ianareo mpanao gazety, mpaka sary, na mpiasa’ny televiziona avy any ivelany tonga aty amin-tsika, ao anatin’ny fotoana fohy dia afaka mampita zavatra any ivelany any izy. Ny anareo ny efa misy ...
tohiny
novalian'i Oay ny 05/03/2009 07:13
xxx
(
04/03/2009 06:58)
Izay zany
na dia efa tara loatra aza dia zay vao nanapa-kevitra ny hanao zone rouge ny kianjan'ny 13 mai ny fitondrana Ravalomanana.
amiko raha tokony vao niandoha ny raharaha dia efa nataony io fa ...
tohiny
novalian'i xl ny 04/03/2009 10:48
BOYSGOSS
(
04/03/2009 06:50)
Hono aho eh, d mba izy hono no hanome vola handoavana hofatrano, ny ecolagen'ny ankizy, ny electricite sy ny gazy, ny vola hividianana sakafo, ny vola mba hanaovana revy ho an'ireo olona mpomba an'i T...
tohiny
Fanhaiky
(
04/03/2009 06:27)
Ho eny Mahamasina indray hono ny OBAMA naireo Olom-BAnona MAlagasy eny @ faritra iva haneho fa tsy atao fitaovana politika intsony hono izy ireo eh! na atao fitaovana hakana toerana fotiny dia dakana ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 04/03/2009 20:16
penguin
(
04/03/2009 06:17)
Efa fantatra hoy andry TGVendrana ny anaran'ireo mpandraharaha sy orin'asa lazainy ho mpisolelaka. Androany hono no hitsarana ireo orin'asa manohatra ny tolona TGVendrana. Izany ve no fahafahana sy de...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 11:04
essera
(
04/03/2009 06:12)
Diso be ilay resaka hoe mahay mitolona na tsy ny Malagasy. Tadidionareo tsara fa ireo firenena laharana 5 voalohany matanjaka indrindra eto an-tany dia nandalo zavatra be dia be vao tonga tamin'ny nis...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 14:47
rabaradaka
(
04/03/2009 06:01)
Efa hatramin'ny voalohany aho dadatoa no nampiseho hoe tsy haharitra ela izao hetsika ataon'ny dadatoa Andry izao satria tsy ampiheverana loatra fa feno fankahalana fotsiny. Tena mihena be ny "cote de...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 21:03
Andribe
(
03/03/2009 22:27)
Iza no hitifitra an i tgv raha tsy misy n dra wiwi eo alohany eo rehefa mikabary izy sa ve olona manao masque no ao ambadika ao ia tsy maintsy hafenina rehefa eo @ 13 mai =)) =)) =)) =)) =)) =))...
tohiny
novalian'i essera ny 04/03/2009 06:13
salopard
(
03/03/2009 21:04)
mafy le manjo le gasy e! miakatra be ny vidimpiainanana ,
50 000 AR ny pasy
150 000 AR ny mitondra mody
300 000 AR toute position
de tsy nanambola razoky dia izao ny niafarany, ndrôoooô...l...
tohiny
novalian'i Fahazavana ny 04/03/2009 23:27
shanti67
(
03/03/2009 19:37)
Le iz oa ref ts voafehy le manodidina ts tokn hamorimor ol mints f mahakam.
Lazaindry leron f Ra8n mpamon ol, kanef iz n nandef an ren ol ren ten Ambotsorohitra, tsy lery ian v e? Firy n mat ten
Tam...
tohiny
novalian'i essera ny 04/03/2009 09:14
endrika01
(
03/03/2009 19:06)
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolon...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/03/2009 17:20
endrika01
(
03/03/2009 19:06)
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolon...
tohiny
Noue
(
03/03/2009 18:00)
[b]Dans son discours Andry Rajoelina a reconnu que son mouvement s'essoufle sur Tana
Andry Rajoelina aurait dit dans son discours de ce jour " si la manifestation s'arrête la, nous ( les ma...
tohiny
novalian'i mion ny 04/03/2009 07:28
