Politika
penguin
(
05/03/2009 13:45)
Roa andro tsisy varany 13 mai. Nikonetaka TGV...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 14:46
bounany
(
05/03/2009 13:27)
marina ve fa atsy ankoraotra hono de aboridan'ny miaramila ny vevav mifanena aminy!! vevav za no miteny ka hande hody za zao ka mba manontany eto !! misôtra e...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:36
kasimodo
(
05/03/2009 13:12)
Tsara lo le fandrain'andraikitry ny Emmonat eh!! mahatonga S kosa nefa na izany aza. Tokony mba avahany tsara mitsy hoe iretsy le mpitolona; sy mpandroba d iretsy le olon-tsotra fa aiza ve rangah vô ...
tohiny
novalian'i kasimodo ny 05/03/2009 15:17
shoooter
(
05/03/2009 12:43)
Ohatran'izao zany ny mitranga rehefa tsy nahita fianarana ny mpitondra amin'ny firenena anankiray, aleo ialana amin'izay ty resaka fanatisme sy tendance ty refa tonga ny fifidianana fa izay olona mana...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 14:31
xxx
(
05/03/2009 12:36)
Araka ny vaovao heno dia tratra i complét gris ,izy moa dia hita-poko hitam-pirenena fa tena commanditaire feno amin ireo jiolahimboto sy mpanendaka ka aleo haka saina any TSIAFAHY angamba fa mihoa-p...
tohiny
novalian'i KALACK ny 05/03/2009 14:24
penguin
(
05/03/2009 12:34)
Ny an'i andry TGVendrana aza nomination eny ankalamanjana ary milaza ny mibaiko ny Ministera rehetra koa tsy izany vé no tokony homena loka betsaka satria nahabaiko ny rehetra. Ireo ara-dàlana rehef...
tohiny
novalian'i molota ny 05/03/2009 16:26
KALACK
(
05/03/2009 12:34)
Efa tsy mahatanty resaka eto intsony ny TIM fa resy foana amizay adihevitra de manao copie-coller be dia be ka mba mangataka ny tompon'andraikitra hanala azy tsy ho anisan'ny mpisera eto intsony izaha...
tohiny
novalian'i essera ny 05/03/2009 13:29
essera
(
05/03/2009 11:44)
Arahabaina ny filoha hajaina Ravalomanana fa nahazo ny record mondial ao amin'ny livre GUINESS satria [b]tao anatin'ny fotoana fohy dia fohy dia nahavita ni-nominer olona anjatony[/b] izy ary nanala o...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:33
essera
(
05/03/2009 11:02)
[i][b]Lé magie ana rangers nivadika ho adidas ihany lti ty a.[/b][/i]
Mapmé ange r zalah Ravalo, lé olona manaraka ato ambaniny rehetra koa sady marionette no apondra. Manomboka any am praimin...
tohiny
novalian'i nanah01 ny 06/03/2009 05:12
KALACK
(
05/03/2009 10:09)
Mandeha be ny resakareo ato ry zandry kely ,fa efa manomana reservistes 2009 zany ny TGV hakana pouvoir ,ka tsy efa akaiky ve ry zandry kely isany ny farany raha izany ?...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:23
essera
(
05/03/2009 09:57)
Tsy hitako mihitsy izay tsy itovizan'ny mahazo an-dra8 am ratsiraka.
Ny fehim-potoana no tokony ho ho jerena na fohy2 kokoa na lavalava.
Iza ilay niteny oe : miala fotsiny ianao d zay. Tao amin'ny...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 05/03/2009 13:24
a256011
(
05/03/2009 09:38)
Grève générale Atsy La Réunion!
Sahirana ny olona mihena ny pouvoir d'achat sns...
Izay ilay nolazaiko. Na aiza na aiza eto ambonin'ity tany ity dia sahirana avokoa ny olona rehetra. Ka izay ma...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:26
xxx
(
05/03/2009 09:24)
@ izao falasanany mptolona mahery fo izao dia hisy bal populaire eny @ 13mai miaraka ny tim sy polisy miaramila,zandary;..tsy vidimpidirana fa rakotra no ho tatazana hividianana aire fore one3. =)) =...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:27
tataka
(
05/03/2009 09:21)
Na adidas na kiranillaaa, mila ahato ny fandrobana. Mijaly ny olona raha sady may trano no very fanana, no very asa, no mbola rahonana. Tsy ny mpandroba ihany akory no avela hanjaka hoy ny akama atsy....
tohiny
novalian'i penguin ny 05/03/2009 13:04
essera
(
05/03/2009 09:01)
Salama daholo a,
Ahoana ny hevitry ny mpankasitraka ny fitondrana sy ny mpiandany amin'ny mpanohitra amin'ilay emmonat nisy nanao adidas omaly (dé lazaivo fa mandainga ndray).
Mbola tsy nahita oh...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:34
penguin
(
05/03/2009 08:51)
Na iza hamorona hoe mpamono olona sy ny sisa dia manamafy ny mpanara-dàlana fa tsy fanjakan'ny baroa ny eto Madagasikara. Izay manao barofo tsy maintsy faizina ka mandrika ny mpitandro filaminana han...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/03/2009 13:42
andrywui
(
05/03/2009 08:50)
Efa tsy honohono tsony zany fa ef mandé ny faangonana cny olona hanao reservistes ka mbol tsy nandeha akory ny antso defa 5000mahy ngodabe no namaly ha!ha!ha! iiiiéééé !!! reservistes mihitsy...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:30
galloper
(
05/03/2009 08:05)
zao sakanana ts avela ho ao @ 13 mai satria diso pacifique lotra de zao no vokany ary mety iafara @ tsy fahavitan'ny tolona io tsy fandraisana andraikitra io .
Sao lahy lasa namono biby tsy nahafaty ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 15:45
ralalaina
(
05/03/2009 07:45)
4 no maty tany ambositra,1 teto tana,izany no toetrany de mendrika ho filoha izy tsia ny valiny mamono no ainy fa tsy mamelona ...
tohiny
novalian'i Oay ny 05/03/2009 16:36
ralalaina
(
05/03/2009 07:22)
Diso hevitra daholo ry RA8 mianankavy ato @ forum raha nanantena hoe vita ny ady,vao manomboka izy izao,efa vory lanina daholo izao ny vahoaka eto tana ho eny @ 13 may,tsy manaiky intsony izany tsy ma...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 05/03/2009 14:17
