Politika
danibe
(
05/03/2009 21:37)
Hita @ fitenin'izy roalahy fa samy bandy2 aby ihany izy ireo. Jereo ane ny fomban'i tgv refa mikabary eo @ 13 mai e, na ao @ radio...fa ilay an-dra8 t@ fanombohan'ny grevy iny koa, hoy izy hoe, tsapao...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 21:55
Andribe
(
05/03/2009 21:18)
tokony hanao jadona i ra8 sy hery raha izao no mitohy
samborina izay manakorotana
sakanana izay manao copier coller
fohanana ny fitokonana
sakanana ny copier coller...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 21:35
xxx
(
05/03/2009 20:28)
averena daholo ireo ps nezahanesorina tato nefamisy an'ireo no tsy nanao copie coller na nanaratsy teto dia nesorina,...
tohiny
novalian'i fozaoranabe ny 05/03/2009 23:12
Noue
(
05/03/2009 20:05)
tena tsy lasa intsony ity ry zareo aaa ! vao nisy dinika atsy ambadika
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b02cb4122e4 avy dia tsentsina be indray ka tsy afaka mamaly na mamaky d...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:38
fijo
(
05/03/2009 19:49)
toa ny mitranga any an tanana,dia misy manararaotra be koa ny resaka politika eto,ary mameno sy manakana ny hafa tsy hisera.ka asa izay tena antony,na ny tomponandraikitra no mamela azy,na ahoana ,f...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:30
xxx
(
05/03/2009 19:45)
hoe reste anonyme izay mpandefa message eto,donc tsy ara dalana raha fantatra'i rahery daholo izay ps ny mpandefa hafatra eto....
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 23:14
xxx
(
05/03/2009 19:31)
aiza indray no ho entina ho vonoina ny olona
19H00 : Andry Rajoelina sur Radio Antsiva : appel a une grande marche samedi à partir de la place du 13 mai
...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/03/2009 20:09
xxx
(
05/03/2009 18:54)
matetika eto amin'ity serasera ity dia ireo gasy mponina aty ivelany no miteniteny sy manoratroratra eto momba ny raharaha eto mada, nefa tsy mahita ny aty akory, aminy alalan'ny vavao sur le net no ...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 06/03/2009 10:09
bazylou
(
05/03/2009 18:42)
raha milaza nyheviny sy manao izay fanehoan kevitra mazava?? hita be hoe dictature mandehandeha le ra8. Tsy ny gasy no tsy mahazaka demokrasi fa ny mpitondra no tsy mazaka demokrasia satria mpangalat...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:57
Roch
(
05/03/2009 17:43)
herim-bôtay tsy mba manana fomba hafa hitantanana ny firenena,
1-tsy mba manara-dalana
2-tsy à la hauteur @ toerany
3-tsy demkraty
4-tia tena sy tsy mba mety voky
Tsy mba tokony hanao "preuve ...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:27
Oay
(
05/03/2009 17:37)
[img]http://www.madagate.com/politique/931-commandos-etranger-de-ravalomanana.html[/img]
Mampalahelo fa tena voazanaka hatrany isika satria t@ andron'ny Frantsay d nalefa ny Sonegaly nandripaka ny Ma...
tohiny
novalian'i xl ny 05/03/2009 19:58
KALACK
(
05/03/2009 17:17)
Mba ampahafataro anay eto amin'ny serasera mazava otran'ny[b] DEMOKRASIA[/b] mangarahara rasefo Hery zay tena manao le COPIE COLLER mba misy ahafantaranay azy
--- [b] izay mankasitraka izany hevitr...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 00:21
andrywui
(
05/03/2009 16:40)
Norma be koa aloha fa tsy maintsy ny TGV foana no nitifitra olona ,TGV no namono olona , de TGV no nanao copie coller tato !! ieeéééé ! niantso ny olona sy nampahafantatra ny mpanao copie colle...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:30
lemenakely
(
05/03/2009 15:56)
Raha mba henoina ny resaky ry zalahy mpitoraka dia mianatra ny zava- misy ao @ Bande de gaza hono izany ry bandy.Dia ry foza orana palestiniens dia ny miaramila no israelianina .Nefa dia contexte tsy ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 05/03/2009 20:55
Noue
(
05/03/2009 15:46)
tena isaorana aloha ny Emnonat sy mpitandro ny filaminana fa tena tafahoatra loatra ny ataon'ireo jiholamboto eee !!! :evil: :evil: :evil:
[b]14:10 - Un groupe de voyous a attaqué le CEG Antan...
tohiny
novalian'i essera ny 06/03/2009 05:28
TEGEVE
(
05/03/2009 14:55)
anaka andrywui efa fantatra izao fa andywui no panao copie-coller ,raiso ho ohatra izany fa tsy mila setrasetra ny sy fandrombana hatraty @ site ,toe-tsaina tsy mendrika ,tsy ho namana intsony ianao (...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 18:50
xxx
(
05/03/2009 14:37)
Tsy mbola ampy io tezeve fa ataovy tena bedia be mihitsy a...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:56
KALACK
(
05/03/2009 14:29)
hita be izao fa resy amin'ny adi hevitra ato ny Tim de ny copi-coller sisa no handravany ny dinika,mbola aiza no hanaovan'ny Tgv anareo anefa ...
tohiny
novalian'i essera ny 06/03/2009 05:24
TEGEVE
(
05/03/2009 13:47)
anaka isany zay tafatsoaka ianreo dia gurre de communication no ataovy ,zay ndray ny mots d'ordres navoakan'ny foibe ,ny tenako manokana moa dia tsy tia izany fanao izany raha copie-coller vendrana be...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 15:01
