Politika
tsimatimanota
(
07/03/2009 12:06)
TARATASY MISOKATRA HO AN'NY FIOMBONAMBEN'NY EVEKA ETO MADAGASIKARA SY NY MPITONDRA FIVAVAHANA REHETRA ARY NY KRISTIANINA
Ny tenako izay manoratra dia Katôlika nahazo ny Sakrameta fanomen'ny Eglizy...
tohiny
novalian'i piste ny 08/03/2009 13:14
Andribe
(
07/03/2009 11:54)
Inona moa no miseho raha samborina i tgv noho ny korotana izay nataony
esorina ve i ra8 raha toa ka tsy milamina ny firenena h@ rahoviana
dia iza no handray andraikitra ny miaramila ve sa ny onu
...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:38
bozyboleta
(
07/03/2009 11:35)
Misy mi-scène ray indray koa t@ radio antsiva nanao ranomasom-boay.
I latimer rangers ndray no nanao sinema mody nitomany sy nifendrofendro be teo hoe manameloka ny fanenjehana ny olona tsy manan-...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:33
njara2007
(
07/03/2009 10:57)
Mahagaga sy dradraina matetikafa tena tsara ra8. Lazain'ny sasany fa nahavita zavatra betsaka no Ingahy Didier RAX hono...... ka hoy aho hoe tantarao hoe ny zavatra tena vintany mihoatra io Rangahy te...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/03/2009 18:01
Fanhaiky
(
07/03/2009 10:16)
Ho antsika mpisera indrindra fa ny amin'ity sokajy politika ity.
Ny tiako ambara diaa tsy inona akory fa ny eo @ fanehoan-kevitra, inoako fa samy olona nianatra daol isika no eto, koa raha mba azo at...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 03:01
rabingogilabanga
(
07/03/2009 08:44)
[b]1)Iza foana ary no hiteny eto
(qui a donc, le droit de parler à Madagascar?):[/b] Parce qu'on commence à dénigrer à tort l'archéveque Odon Razanakolona), et sur le net on appele même à ...
tohiny
novalian'i piste ny 07/03/2009 16:59
Andribe
(
07/03/2009 07:58)
lasa info fosika sisa no eto @ serasera ka mampiala ny olona handeha any @ site hafa lasa manao resakovy daholo asa ny fijerinareo azy sady lasa be mpigafy
:evil: :evil: ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:25
Oay
(
07/03/2009 07:52)
Tsapako izao fa rehefa lohahevitra manelingelina ny mpitondra ankehitriny no mba apetrako eto dia mba hahakivy ny mpamaky d manao an'io copier coller io ny mpanohariana noho izany dia milaza @ mpandri...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 07/03/2009 14:30
xl
(
07/03/2009 06:36)
ANTANANARIVO, 6 mars (Xinhua) -- Trois jours après le coup de semonce de l'Etat, le calme n'est toujours pas de retour vendredi dans la capitale malgache, Antananarivo, dont l'anarchie et l'insécu...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 07/03/2009 10:43
rataxx
(
07/03/2009 06:19)
Za manokanaalou de otrany kely finoana ihany satria voafehy tanteraka ireo mikasa hamonjy 13 mai .
Ka noho izany dia manao antso avo ny tenako zavatra hafa reto atao na toerana hafa indray anaovana ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 10:20
xl
(
07/03/2009 06:06)
Manao akanjo fotsy sy cravate orange na sarondoha
tongava maro , avec sakafo, kidoro, kapa,... pour une periode indeterminée
Mazotoa fa zay mijery @ télé fotsiny dia mankahery eto...
tohiny
novalian'i zozy ny 07/03/2009 07:22
xxx
(
07/03/2009 00:30)
androany alina dia poabasy be eny ambatobe,mino sy manatena izay fa mba fitohizany fisamborana an'i tgv izao zavatra izao.Juste a confirme
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/03/2009 18:02
xxx
(
06/03/2009 23:47)
tsy ho hitanao mihitsy hery ny mpandefa an'io copie coller io an cest ne qu'un jeu,aza dia marary fo,sady ny but koa tsy hoe hanimba ny seraseranao ,fa fanatsarana no tadivina eto,ary aza dia be vava ...
tohiny
novalian'i andrywain ny 07/03/2009 16:15
xxx
(
06/03/2009 22:00)
HERY AIZA IANAO FA TOA MBOLA TSY TRATRA IHANY LE MPANAO COPIE COLLER E,IO INDRAY IO IZY FA TONGA :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
MBOLA TSY NOVALIANAO LE REVENDICATIONAY
M...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/03/2009 00:22
fijo
(
06/03/2009 19:35)
novalian'i xxx ny 07/03/2009 08:33
xxx
(
06/03/2009 18:00)
i Tezeve kosa mba mitady toerana eto @ foibe,elasy rawiwi no atao mitanana ny erasera politika :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 01:52
xxx
(
06/03/2009 17:06)
Vu sur LASOBIKA
17H54 : Selon des parents d'élèves, les Tgvistes recherchent les enfants malagasy de personalités politiques au lycée francais. Tous les élèves restants sont confinés dans...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 01:33
Oay
(
06/03/2009 17:03)
Fomba fitenin'ny zoky olona rehefa hiteny frantsay izy ny manao hoe "TENY BAIKO" satria ny nahazatra azy d ny mpibaiko d miteny frantsay.
Rehefa mahita vazaha na vazaha tsy an'asa avy any @ misy anaz...
tohiny
novalian'i Oay ny 07/03/2009 07:39
pimaso
(
06/03/2009 16:01)
sarotra ny mila
i Ra8 tsy ho eo foana akory fa @ 2012 dia efa misy fifidianana
raha mahomby izao teti dratsin'ny Frantsay izao dia tsy ho azon tsika intsony i Madagasikara mandrakizay
jereo problem...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 06:54
xl
(
06/03/2009 15:07)
Mba alefaso any amin'ny VIVA any reto fa tsy hita ange ny havanay e, toy izao ny momba azy :
- Vehivavy manodidina ny 50 taona
- Zarazara fihodirana
- Miasa ao Mahamasina, nisy nampiditra osy t...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/03/2009 00:19
