Politika
mion
(
09/03/2009 08:26)
Niantso ny radio Mada fa ho avy eny mahamasina ny VAHOAKA maro an'isa manohana ny ara-dalàna IZAO de IZAO . ka ny mahalasa saina de notsindriana oe tongava eny ireo vatan-dehilahy.
HANINONA???
...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 12:44
andrywui
(
09/03/2009 08:17)
Lazao sefo Rahery ry zalahy fa ho avy oe ny henjana fa ho azo oe ny Fandresna ry sefo a!! ka aza misosoka alelo tsony oe de hitondrako ro patsa kely any sefo a !! ha aha aha aha aha ...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 08:40
essera
(
09/03/2009 07:58)
Zao zalah,
Azo nialana daholo ny zava-nitranga rehetra teto amin'ny firenena, fa atao azafadin'ambaniandro ilay izy... Tsy misy resaka foko eto fa fomba fiteny a.
EFA ELA NO :
- niezahanareo na...
tohiny
novalian'i essera ny 09/03/2009 09:05
nyavo2000
(
09/03/2009 06:53)
Tsy tongatonga foana ny fanafihana ny VIVA t@ sabotsy, tsy hoe akory noho izy mitatata lainga tahaka ny mahazatra fa noho ny halatra be vava nataony.
Raha nahatsikaritra ny rehetra dia nisy foto...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 09/03/2009 10:20
bema555
(
09/03/2009 06:49)
Efa mibaribary ankehitriny fa ts tin'ny vahôka intsony ny fitondran'ny R8, nefa de mbola misisika ihany le fitondrana: ny sarambam-bem-bahoaka hoentiny ara ts tia azy ka iza no ho entiny eo:Efa resy ...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 09/03/2009 09:56
rabaradaka
(
09/03/2009 06:33)
Lasa any Amerika ny ministry ny fanajariana ny tany Marius Ratolojanahary. Nitsoaka sa namita hiraka? Dia mbola sahin-dry zalahy ministre foana ve ny mandeha manao mission ry dadatoa ? Dia hitsoaka ko...
tohiny
novalian'i mion ny 09/03/2009 09:11
ronaldo09
(
09/03/2009 06:26)
Hatramin’ny omaly maraina tamin’ny 8 ora no tsy nety nandray baiko avy amin’ny lehibeny intsony ireo manamboninahitra lefitra eo anivon’ny Capsat Soanierana.
Maro ny antony nanaovan’izy ir...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/03/2009 08:16
essera
(
09/03/2009 06:09)
Salama daholo ry malagasy namana,
Ireto no zavatra nitranga :
- Nivory ireo officier sy sous-officier teny Andohalo tamin'ny asabotsy.
- Ny alahady folakandro, nanao démenti ny avy amin'ny prés...
tohiny
novalian'i mion ny 09/03/2009 08:58
zandikely
(
09/03/2009 03:40)
Crise politique
Gilbain Pily recommande une solution politique
Le commandant de la Gendarmerie nationale, le général Gilbain Pily, a donné des éclaircissements sur la position des béret...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 06:36
patrick2002
(
09/03/2009 01:16)
Fantansika fa misy ireo firenena izay mahavita mi- defier ny fianakaviambe ny firenena matanjaka ,anisan'izany i Robert Mugabe ,ny filohan'i Republique islamique ny Iran ,i Kim jong Il korea tavaratr...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 06:17
bazylou
(
09/03/2009 00:15)
mizara roa madagasikara, mizara roa antananarivo, mizara roa ny miaramila, mizara roa ny gasy aty andafy na dia spekatera fotsinyaza no ataony, jereo tsara fa handray basy daholo isika ary hifamono am...
tohiny
novalian'i zandikely ny 09/03/2009 01:58
xxx
(
09/03/2009 00:02)
souce afp misy manafika iavoloha ary dia tena ady be mihitsy satria nahenoina lance roquette,sy blinde.I ra8 lasa nitsoka any morondava en miandry le contre attaque,i 2em rfi a diego et regiment blind...
tohiny
novalian'i Andribe ny 09/03/2009 09:00
sitlo
(
08/03/2009 21:41)
Be loatra ilay tsaho, ary raha vao misy milaza ary dia kinga ery mamoaka azy eto. Na fanahy inina ahely mihitsy angamba.
Henoy ito raha nanafika, manafika, hanafika izany ry zareo. http://www.madag...
tohiny
novalian'i fozaoranabe ny 08/03/2009 23:56
salopard
(
08/03/2009 20:19)
Izahay sy rafotsy, eto ampandriana!
Missile lava be ny ahy
fusée anankiroa ngoza be ny andrafotsy
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any ry TEGEVE A e!!!!!
ARY ny zone rouge ny toi, voaa...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:34
virjiny
(
08/03/2009 20:16)
20h10 heure de madagascar: Les militaires sont définitivement avec le peuple. La garde présidentielle et les mercenaires de Ravalomanana ont bien lancé une attaque contre le camp CAPSAT, pour y ré...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:31
bazylou
(
08/03/2009 19:12)
daholo le nilaza hoe nisy matzeieln'ny mbs taoa min'ny viva!! tena tratra daholo izany ny lainga. :-D :-D ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:29
andrywui
(
08/03/2009 19:08)
Mbola mametraperaka ireo miaramila miaraka amin TGV zany mboa mahatonga ahy tsy ho hita kely eto ato ho ato , fa hisy zavatra lehibe ho apoaka zany ato ho ato fa miandry ny ahafeno ny 20.000soldats ,f...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:23
virjiny
(
08/03/2009 19:00)
mangataka an'i Noue hilaza fil d'infos fa tena misahotaka be izay mijery vao etsy sy ero e ,...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:26
xl
(
08/03/2009 18:50)
LAINGA FOANA NO AFAFY AO @ IO RADIO IO
EMMONAT MALALA O! ATAOVY OHATRIN 'NY NANAOVANA NY VIVA KOA IO O!
MISAOTRA MIALOHA O!
LAZAINA FA HANAFIKA NY CAPSAT NY GP IAVOLOHA! LAINGA
LAZAINA FA HANAO DI...
tohiny
novalian'i mion ny 09/03/2009 08:13
zandikely
(
08/03/2009 18:25)
Les soldats d'un important camp militaire situé près de la capitale malgache, Antananarivo, se sont mutinés contre le gouvernement, dimanche. Ils veulent ainsi protester contre la répression du mo...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 19:44
