Tsy nanafika izany ny mpiandry ny filoham-pirenena

2. xxx
(
08/03/2009 21:49)
Ko araha tsy donto izy ko ilaza amla hoe hanafika izahay rahampitso. Efa mipoaka ny grenady sy ny kalaky vao ankina ialahy.

3. sudafy
(
08/03/2009 21:55)
tsy hita mihitsy ny tena marina e ,miheno radio mada hafa ny vao2,miheny madagate hafa ny vao2,mijery sobika hafa,mijery topmada hafa ,miheno rfi hafa,samy manana ny vaovao lazainy e,tena fanina mihitsy

5. sitlo
(
08/03/2009 22:19)
Fanambarana officiel io fa tsy honohono ohatra ny radio tsy miankina, na foroporonona ohatra ny rfi.
Raha nipoaka ny grenady sy ny sisa, alefaso ny rakitsary eh. Omeo ny source, fa aza sary fopla tany Afrika ohatra ny an'ny madagate alefa.
Raha nipoaka ny grenady sy ny sisa, alefaso ny rakitsary eh. Omeo ny source, fa aza sary fopla tany Afrika ohatra ny an'ny madagate alefa.

6. sudafy
(
08/03/2009 22:31)
le t@ capsat tena toa nivoaka mihitsy ry lerony manambana basy jereo ny midi,fa tena tsirariny eh,raha lasan'i ra8 ihany fanjakana tokony sactionena enjana ry zalahy ireo atao example

7. TEGEVE
(
08/03/2009 22:48)
anaka isany aza mikorapaka isika ,tsara ny miheno ny vaovao etsy sy eroa fa tsy voatery teny ampotony ny zava-nitranga daholo akory isika, (l) (l)

8. fozaoranabe
(
08/03/2009 22:50)
aiza anaka ao @ madagate ve assidu sa topmada sa sobika sa tim iza amin'ireo anaka (l) (l)

9. pikatti
(
08/03/2009 22:56)
zany ve rangah ty de mbola ampianarina ah,ndana mihanatra mahadro vary lesy a :-D :-D :-D :-D :-D

10. TEGEVE
(
08/03/2009 23:09)
anaka isany tsy mahasoa antsika ny toy izao ,ho hitantsika rahampitso raha nanafika ny mpiaro ny filoham-pirenana hajaina R8 (l) (l)

11. sitlo
(
08/03/2009 23:12)
Ialako tsiny aloha raha manao ref ny 2002 aho satria iny no tena niainako mivantana tao anatin'ny fahafenoako taona.
Ekena fa nivoaka sy nanambana basy mihitsy ny capsat. Izay mihitsy aza no fototra nahatonga an'io fanambarana io raha ny fahitako azy.
Fa izao, raha nanara-baovao isika, dia nahita jeneraly sy lohandohany amin'ny miaramila, teny amin'ny estrade teny 13 mai. Mazava ho azy fa manana ny vata-miaramila ambany fifehezany ireo, ary afaka ampiasainy tsara hampielezana tsaho.
Raha tamin'ny 2002 mantsy no tsiahivina, ny ady tany Antsiranana tamin'ny rfi (régiment des forces d’intervention fa tsy ilay radio), dia vokatry ny tsaho hoe adi-poko, mananika ny merina, sns no nahatonga azy.

12. pikatti
(
08/03/2009 23:13)
tsy efa ol adal ve manisy kisoa ry tezeve aaaaaaaaa, :-D :-D :-D :-D :-D

14. TEGEVE
(
08/03/2009 23:20)
anaka sitlo efa fomba fiady anaka ny guerre de coms io ,par media intrposésisan-karazany ,à la guerre comme à la guerre io anaka
anaka pikatti inona no hidiran'io aty fa tsy @ salopard ary ambaika aty (l) (l)
anaka pikatti inona no hidiran'io aty fa tsy @ salopard ary ambaika aty (l) (l)

15. sitlo
(
08/03/2009 23:39)
Mampalahelo ilay hoe Madagascar en "guerre". Izany hoe didimaso asiam-panafody hono koa, mahareta fa hanana ny soa.
Fa raha izao no mitohy mety hisy terorista ao amintsika an. Sady bebe pakistanais ihany ny karàna gasy. Moa nanana fiaraha-miasa ihany tamin'ny fanafarana vary pakistanais.
Fa raha izao no mitohy mety hisy terorista ao amintsika an. Sady bebe pakistanais ihany ny karàna gasy. Moa nanana fiaraha-miasa ihany tamin'ny fanafarana vary pakistanais.

16. TEGEVE
(
08/03/2009 23:50)
anaka sitlo io no tonga @ lay hoe tsy afaka miverina intsony nohon'ny fitiavan-tenanay sy ny hambomponay ka ny tanindrazana no simba ,mitatitra ny teti-dratsy ato foibe ato ihany ny tenako manokana mba hisorohana ny sorona (l) (l)

17. fozaoranabe
(
08/03/2009 23:56)
dia haona ny rapitso e mety ho raikitra ihany ve ny combat bandy sy role saingy tena bala