Nitsoaka sa namita iraka

1. rabaradaka ( 09/03/2009 06:33)
Lasa any Amerika ny ministry ny fanajariana ny tany Marius Ratolojanahary. Nitsoaka sa namita hiraka? Dia mbola sahin-dry zalahy ministre foana ve ny mandeha manao mission ry dadatoa ? Dia hitsoaka koa ve ny sasany ? Efa miharatsy ny zavamisy. Ary isika hitsoaka aiza ?
novalian'i mion ny 09/03/2009 09:11
2. yuka ( 09/03/2009 07:30)
Tsy hitsoaka hono izy kah :D
aleo kosa izy rehiasa a!
3. ratavao ( 09/03/2009 07:56)
Aleo izy mba hiasa tsara hampandrosoana ny tany e!
4. Andribe ( 09/03/2009 08:03)
lasa nividy basy ngamba lery :?: :?:
5. mion ( 09/03/2009 08:16)
Ny asa ange mitohy foana e
6. papajames ( 09/03/2009 08:24)
fa maninona moa izy no hitsoaka e,fa angaha izy nanao ratsy otran'ny TGV ,ny fitondrana anie mbola aradalana e,
andana i rabaradaka no mitsoaka fa tsy ny minisitra
RAVALO IHANY
RAVALO HATRANY...........
7. xxx ( 09/03/2009 08:49)
tena nanao ratsy izy papajames à. iny bandy iny, teto antsirabe, raha tsy nisy ny pokon'ambalavato, efa tsy olona tsony otran'zay. reo pokon'ambalavato reo, no nanavotra azy t@ 2002 reny. zao nifiran'lery daolo reo pokona reo. antsirabe mihintsy moa zany no nifiran'lery é. nefa ngé ka teto no niavian'lery é, teto @ TIKO teto.
aleo hitsoka izy, raha tena nitsoka, fa ny debany koa efa lasa ngé é
8. essera ( 09/03/2009 08:57)
Aza lazaina mazava ihany ny vaovao raondriana a. Afeno ihany dia ho hitanareo. Teneno hoe : "Noho ny fisian'ny fiaraha-miasa etc etc ohatra dia inona no mahamenatra amin'zany". Fa le hoe hanao provision en armement no afeno. hi hi hiiiiiiiiiiiiii
9. mion ( 09/03/2009 09:11)

Ny an'ny olona refa mandeha de lazaina oe ho atsy na ho atsy , tsy miconcerner ny TGV ny dia alehany any fa ho an'ny vahoaka irery any, fa le Radomelina lasa nitsoaka nisitri-belona ôtry ny fozaorana toy ny olona tia tanindrazana, hahaha. Tsy nipoitra teo iany ho hita ny maha kofy boay fa manao sarim-bavy any anaty lavaka any, drai dray dray lozaorana ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1592